"saint valentin"

1. fasaly ( 08/02/2006 14:31)
Manao io fety saint valentin io dooly ve ny namana rehetra ato e! de inona no kobokoboinao io amzao ho an'ny olona tianao rehetra?????:°)
iza no tsy tia an'ilay fety?????:^)
kanefa raha be fitiavana tokony tsy hadino:°)
répondu par mandrindra le 20/02/2006 14:27
2. fasaly ( 08/02/2006 14:32)
ndao ary tsika hifety saint valentin eto daholo e!(l):-*:*
3. Ralay ( 08/02/2006 14:59)
Hatomboy dieny zao aza sao dia misy tsy voafety ny sasany (l):b:*
4. zaza1 ( 08/02/2006 15:34)
fa tokony ho firy ny isan'ny anaovana fety?
5. fasaly ( 08/02/2006 15:49)
fangah misy isa ry zaza1 a! tongz dealefaso eto daholo sa mùbola hijery partenera:°)

ralay :d'efa raikitsa zany klou:*
6. kally ( 08/02/2006 17:00)
Izaho manokana tsy tia an'ilay St-Valentin. Fety ho an'ny mpivarotra no tena fahalalako azy satria ny anay mi'tsam efa fety foana ny fiarahana isan'andro.Ny sakafo iarahanay sy ny fanomezana mifandraika kokoa @ fotoana nihaonanay voalohany sy ny daty manam-pahatsiarovana ho anay manokana,ka tsapako kokoa hoe miavaka ny fetinay ...fa tsy niarahana t@ be sy ny maro isaky ny 14/02.
7. zandrikely ( 08/02/2006 19:22)
kally : mitovy hevitra @nao , jereo ange fa lasa feno fety e ,faly ny mpivarotra fa mitombo ny capital , na asina fety fona aza isan'andro rehefa tsy hifankati , inona no dikany e , tsy aleo ihany @ zao
8. fasaly ( 08/02/2006 20:08)
ié marika kalou zany ry kally a! ny commerce no tena mahazo amin'io resaka io toa ny noel paka sns ihany, fa anefa misy koa ny mi fety tsra io ho an'izay manaraka ny fombafomba ny calendrier:°)

milay kosa izany anareo zany ry kally an! fety foana isan'anjo hummmmmm!:P
9. fasaly ( 08/02/2006 20:10)
zandrikely, toa ny mpivaorotra mintsy no manao fety amin'io kanou, fa na izany aza betska mintsy zao ny gasy no manaraka io fomba fetin'ny mpifankatia io, taloha mantsy tsy de be mpanao fa amzao toa lasa nirona tamzaany kou!:°)
10. milamina ( 08/02/2006 22:18)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 09-02-2006 00:08:00
Lohateny : "saint valentin"
fa anefa misy koa ny mi fety tsra io ho an'izay manaraka ny fombafomba ny calendrier

aona le we fombafomba fa tsy mazava?
calendriers ko nge misy be de be e: jiosy - sino - silamo - alimanaka - kristiana.
na ny calendrier kristiana ko misy karazany be de be isa-pegonana de ra tsy diso za to calendrier any fegonana kristiana ray no misy anio
11. Ralay ( 09/02/2006 03:08)
Dia efa alamino @izay mampitety ny fotoananao aho ry milamina fa ùilamina foana io :lol:
Fasaly>Ny antsika efa lasa zao e :*(l):* milamina tsara izy zany :lol:
12. sasa ( 09/02/2006 04:18)
fasaly tonga d eto izany ny st valentin kou:*:*:*:*:*:*:*
13. maelys ( 09/02/2006 05:01)
mitovy hevitra am kally mitsy aho. fety commerciale io no tena izy. de oh hoe refa tsy mankalaza an'io de tsy mifankatia, zay mitsy no cible le pub.
nenay mtsam koa alou isanandro da fety be da fety be e
14. fasaly ( 09/02/2006 05:58)
milamina, lay calendrier lazaiko eto zany czalendrier tsotra e! fa tsy ho an'i jiosy:°) na hafa:°)
15. diamondra27 ( 09/02/2006 06:01)
ka na fety commercial aza ve! tsy aleo mba hisy hahatsiarovana ny olontiana?

Manandanja io ho an'ny mpifankatia , de avelao ry zalah mba hifety fa ze tsy manana aloha de hitandabozia e!

'za izao no voalohany hitazona labozia an'i (l)fasaly sy sasa(l), de hikarakara sakafo tsara be mitsy ho anjareo, lumière+ambiance+musique romantique...
16. mamzelkely ( 09/02/2006 06:41)
zay ko zany nde eto ny hanao st valentin k'ty eto angamba mety hahita partenera ihany (l):*:*:*:*:*:*:*
17. moumouche ( 09/02/2006 07:05)
Ka manin ary moa na d manararotra aza ny pivarotra! zara ara occasion anaovana fety , na d ho an'i tsy manana aza mety @io andro io izy no maazo declaration tapotapoka, sa tsy zany?:-*
18. ari.malala ( 09/02/2006 07:52)
f'hita ry moumouche! za ko zao manantena eto :-D
19. Ralay ( 09/02/2006 08:23)
mamzelkely> Misy azo hifidianana tsara eto ka na ny virja aza mbola misy :-D
20. mandrindra ( 09/02/2006 10:39)
tsy mila miandry st valatay izay vao mampiseho fitiavana sy manao fety. ohatran'ny fanaovana azy ihany io, tsy miandry daty vao manao fa rehefa te hanao dia tairo, noho izany rehefa te haneho dia asehoy. ny st valentin dia natao hamelomana, hanairana sy hampatsiahivana raha toa ka matimaty ny fitivana.
na izany aza aloha izay tehifety dia tairo fa ny fety no anisan'ny fotoana tsara indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2263