"saint valentin"

21. mamzelkely ( 09/02/2006 11:52)
zay mba miandry an'io fa sao de mahita valentin ihany ko:°):*:*:*:*
22. mandrindra ( 09/02/2006 12:46)
ndana aloha i mamazelkely mianatra lesona :D
23. dadabe ( 09/02/2006 12:52)
ary sambako ny nahita an'i RALAY nanao an'ity le:* humm hay ve i fasaly izany no izy e hehehe
faly mahalala razokiny be a


zah koa hanao saint valantay kle :-$:{
24. mamzelkely ( 09/02/2006 12:55)
za aza mpampianatra ko :roll::-D
25. mandrindra ( 09/02/2006 13:08)
tsy manana mpianatra izany fa vao mitady
26. fasaly ( 09/02/2006 14:48)
sasa sy ralay ny antika efa lasa e! tairo tsy ankiala fa en avance:*:*:*:*:*:*:*:*


dialmondra: ié marina aky ny anjy a! misy amin'io andro io no maneho sy mankalaza ny fifankatiavany ry zareo mzamouré!!!!!:wink:

mandrindra: ka zà tsa de manambola firy de amin'iny no famakiako rakotra lay st valatay iny de mba amin'iny aho no mividy Kdo kely mariky ny fitavana ny olotiana rehetsa kou! tsy afaka maneho izany isan'anjo tsinona:°)


moumouche: f'ita wa! ky ny commerce anie zay no mba fidirambola kou tsy aleo ve zareo mba hanararaotra marina,
27. Ralay ( 09/02/2006 15:31)
Lasa zao tsy miverina intsony (l):* izay tara manenjika ry fasaly :*:* fa isika any @ lanitra fahafito vao mijanona :lol:
28. mandrindra ( 09/02/2006 15:45)
fasaly, tsy ny sandambolan'ny fanomezana no manandanja fa ny maha-marika mitory fitiavana azy.
29. fasaly ( 09/02/2006 16:18)
ka ny ahy anie bedb ny omeko KDO kely amin'io e! neny de zoky de zandry de papy de mamay de .....zay olotiko rehetsa, fa marina kalou fa ny fo manolotra azy no tena izy e! fa ny lanjany iny tsy de misy dikany. fa zà kalou anisan'ilay olona manaraka io st valatay io e! zà mantsy mpanaraka daty zay kanou!.


ralay raikitra wa! ka raha mihoatra ny lanitra fahafito angah tsy mety.....:°):lol:
30. vale ( 09/02/2006 17:46)
ojyyy Fasaly tena be fitiavana be njiko zany! ny ahy aloha dia ny noely ihany no manome kdo ho an'ny R&R , iray tampo, namana...izany e, ny st valantay(hihi) kosa dia ny olon-tiko ihany fa tsy araky ny budget ihany kou e! bref, zà alou mifety ny st valanin é. T@ mbola ado dia faly ery mamonjy boum sô de mbô mahita valentin any kanouuu!;-)
31. Lejim ( 09/02/2006 17:51)
Zah aloha tsy dia tia an'ilay fety, sady tsy manana sipa koa amin'izao fotoana. Na tamin'zah mbola nisy sipa ary izy io nitondra loza ho ahy. lol
32. fasaly ( 09/02/2006 17:54)
ka tsy voatery sipa ihany ange no hanohoana azy le jim e! fa zay olon tianao rehetsa:wink: olona tianao injinja ohatra i maman
33. Lejim ( 09/02/2006 22:10)
fasaly> ay ve, ok 8)
34. mamzelkely ( 10/02/2006 05:30)
mandrindra< efa bdb n mpianatro kaaaa

fasaly< mbô hizarao am zany fitiavanjy bdb zany ky za aa:°)
35. fasaly ( 10/02/2006 05:44)
mandrindra(l)
36. maelys ( 10/02/2006 12:36)
ari > iza no andrasandry eo :wink:
fasaly > zà ko ky mbô ataovy tiandry de am zay mahazo kdô a :-D:-D:-D
37. fasaly ( 10/02/2006 16:08)
maelys(l):-*
38. Veloo ( 10/02/2006 20:34)
(l)(l)(l)(l)(l)
39. fasaly ( 11/02/2006 09:20)
io azany fa efa mande miandalana ny fiafanakatiavana ato am sersera, ry velo zany efa odbodoboka beuuuuuh tsy grimasy tsony indray mitoraka ity an!
veloo(l):-*:*
40. vale ( 12/02/2006 12:35)
fasaly:

ka tsy voatery sipa ihany ange no hanohoana azy le jim e! fa zay olon tianao rehetsa:wink: olona tianao injinja ohatra i maman


azafady fa niditra am le resaka eh, te hampatsiahy aho fa ny St Valentin dia "fetin'ny mpifankatia" ny fitiavan'olondroa izany, fa iny ve moa hanakana izay te hanome kdo ho an'izay olona tiany any eh!:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2468