mila torohevitra sy anatra

1. xxx ( 02/02/2006 07:31)
Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho
répondu par dadabe le 13/02/2006 09:36
2. maelys ( 02/02/2006 07:38)
Miezaha mitsikitsiky foana ! refa misy zavatra tsy tanty aza tonga de miteny fa makà toerana mangina hisentoana kely ary mivavaha, mangataha mafy am Andriamanitra hanoroany anao ny tokony atao. De mba mandefera kely e !
3. Vahinala ( 02/02/2006 08:03)
Mivavaha mandrakariva.
4. xxx ( 02/02/2006 08:17)
Vahinala:

Mivavaha mandrakariva.

Za aoloha tena mivavaka fa de tsy haiko mintsy fa tena ratsy fo be za fa za tena mivavaka mintsy, mba ivavaho nareo koa za na dia tsy fantatrareo aza
5. Vahinala ( 02/02/2006 08:23)
xxx > Hitanao enao zany manana toetra colérique be, ianao ihany no afaka manampy ny tenanao hanova izay satria miteraka fijaliana ho an'ny manodidina anao ilay toetranao, mihezaha mitaiza tena, isaky ny tsapanao fa misy hatezerana miakatra be any ampoanao any, mandraisa baiboly dia mamakia izay teny sendra anao eo ary diniho tsara, ianao koa mantsy tsy fantatro fa sao d tsy zatra mifandray am olona fa somary fermée be, ka mihezaha mivoaka miserasera am hafa, aza manao rancune fa rehefa misy zavatra tsy azoazonao am hafa d tonga d lazao azy amzay maivamaivana kokoa ny sainao,afaka mijery ireny fandaharana mampihomehy ireny koa ianao dia isaky ny tezitra enao d avereno ao antsaina ilay izy d ho hitanao fa miran-kendrika tampoka enao ary mihomehy, mahaiza mankasitraka ny manodidina anao "ne voit pas le mal partout". Mahereza
6. diamondra27 ( 02/02/2006 08:32)
xxx:Mbola tsy ampy ny vavaka ataonao izany na mila faharetana fa tsy hiala vetivety io.

TSY MAINTSY MINO ALOHA AN!

Raha ny zanaka= JESOSY no hahafaka anareo de afaka tokoa ianareo JAONA 8:36

Tsy misy zavatra tsy hainy atao.NY ZAVATRA REHETRA DIA HAIN'ANDRIAMANITRA

Nisy dinika nataoko momba ny satana any @ fivavahana sy finoana, ka io indrindra no an'isan'ny zavatra tiko tenenina tao hoe: mahatsiaro ciblé par devoly, de misy torohevitra any fa jereo...
De misy koa size : valimbavaka mety hanampy satria ze nahazo valimbavaka de mba nitantara ny nataon'i Tompo taminy

Matokia fa hivavaka ho anao ny tenako

7. xxx ( 02/02/2006 08:40)
Vahinala:

xxx > Hitanao enao zany manana toetra colérique be, ianao ihany no afaka manampy ny tenanao hanova izay satria miteraka fijaliana ho an'ny manodidina anao ilay toetranao, mihezaha mitaiza tena, isaky ny tsapanao fa misy hatezerana miakatra be any ampoanao any, mandraisa baiboly dia mamakia izay teny sendra anao eo ary diniho tsara, ianao koa mantsy tsy fantatro fa sao d tsy zatra mifandray am olona fa somary fermée be, ka mihezaha mivoaka miserasera am hafa, aza manao rancune fa rehefa misy zavatra tsy azoazonao am hafa d tonga d lazao azy amzay maivamaivana kokoa ny sainao,afaka mijery ireny fandaharana mampihomehy ireny koa ianao dia isaky ny tezitra enao d avereno ao antsaina ilay izy d ho hitanao fa miran-kendrika tampoka enao ary mihomehy, mahaiza mankasitraka ny manodidina anao "ne voit pas le mal partout". Mahereza

ka zao anie aky no tena olana amiko e! raha misy zavatra tsy tiko de teneniko ilay olona de iny fona no roritiko nefa ilay izy mijanona ao ampoko fona fotona tena ela mintsy. tsy afaka mintsy ilay izy
8. Vahinala ( 02/02/2006 08:48)
Ka raha efa teneninao ilay olona d inona aza no mbola hitazonana ilay izy ao amponao, mbola tsy afapo tsara enao zany fa rehefa miteny olona ange tsy entina ampahatezerana e, fa mifanazava fotsiny, manontany tsotra azy enao fa tsy miady na mikitakita, hiezaho atao izay ary manana "volont" be fa raha tsy izany io tsy mety. Aza avy hatrany tonga d manao enao hoe tsy mety afaka le toetra fa miezaha ary tereo mintsy aza raha azo atao.
9. xxx ( 02/02/2006 09:03)

hitandry surtou za @ sipako no manao io toetra io dia averiko fona le zavatra nataony ana tsy mety iny
hoe: tadidiko fon, anie t@ le hotran'izao sy zao iny e zay fona tena tsy haiko fa ny foko tena marary be mintsy de teneniko fona le izy de leo izy ny farany
sady za avo fo be

10. diamondra27 ( 02/02/2006 09:12)
tena tsy mety zany ry xxx: fa mampandositra ny sipanao @ farany a!

de tsy manome pardon zany indry!

'zao anefa no ao @ baiboly:
aza mitana hatezerana, sy lolompo mandrapahariva ny andro= refa hatory iny indry de tokony hivavaka namela heloka ny hafa y compris io sipanjy io

avelao ny heloky ny namanao fa raha tsy 'zany de tsy havalan'Andriamanitra koa ny helokao

refa hitako io verst io de omeko anao fa tsy tadidiko ny misy azy

lazao ihany aloha atsipirihany sao misy azo anampiana

11. diamondra27 ( 02/02/2006 09:15)
Marka 14: 38
Miareta tory hianareo, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo @ fakampanahy; mety ihany ny fanahy fa ny nofo no tsy manankery

Asa na mahafehy ny tadiavinao io na tsia

ny nofontsika ange malemy e! ary iza no mba tsy azonn'y fakampanahy?
12. diamondra27 ( 02/02/2006 09:21)
INTY ARY LE VERSET Misaotra ny Tompo fa hita le izy

MARKA 11:22b = manàna finoana an'ANDRIAMANITRA

MARKA 11:24&25= Na inona na inona tononinareo@ fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany

Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony , mba havelan'i Rainareo Izay any andanitra kosa ny helokareo.
13. xxx ( 02/02/2006 09:24)
diamondra27:

tena tsy mety zany ry xxx: fa mampandositra ny sipanao @ farany a!

de tsy manome pardon zany indry!

'zao anefa no ao @ baiboly:
aza mitana hatezerana, sy lolompo mandrapahariva ny andro= refa hatory iny indry de tokony hivavaka namela heloka ny hafa y compris io sipanjy io

avelao ny heloky ny namanao fa raha tsy 'zany de tsy havalan'Andriamanitra koa ny helokao

refa hitako io verst io de omeko anao fa tsy tadidiko ny misy azy

lazao ihany aloha atsipirihany sao misy azo anampiana

Salut! tena marina ny anao fa saraka mintsy zahay io zao niala izy, ka tena fantatro ilay izy fa faute grave be avy aty amiko, io verse na baiboly io efa henoko fa misotra anao napatsiahy ana anio ary tena tsara be io anatra io, marina dia marina ny anao fa hiezaka aky za a! mbola maka saina tsara manko za io de mety hiresaka milamina tsara @ ilay sipako ndray de ho hita eo avy eo ny tohiny fa izy aloha tena hitako hoe leo ana

14. xxx ( 02/02/2006 09:27)
diamondra27:

INTY ARY LE VERSET Misaotra ny Tompo fa hita le izy

MARKA 11:22b = manàna finoana an'ANDRIAMANITRA

MARKA 11:24&25= Na inona na inona tononinareo@ fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany

Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony , mba havelan'i Rainareo Izay any andanitra kosa ny helokareo.

tena marina aky io teny io a! tena tonkony hananarako ny toetraratsiko io za koa ange tsy de hoe iza e! ka hoe hiseho hilay fa tena tsy hamela heloka izany, fa tena mino aho fa hitondra fisainana sy fanovana ngeza be ho ahy ireo teny nambaranareo ana ireo. efa hiezaka aho manomboka anio toroy nareo hevitra hatrany! de mbola za koa no mametraka fanotanina ary @ hoe mbola te hiverina indray raha afaka hamaly ana ianao

15. diamondra27 ( 02/02/2006 09:36)
tohizo e
16. xxx ( 02/02/2006 09:43)
diamondra27:

tohizo e

Inona no tohizana tsy azoko?
17. booboo ( 02/02/2006 10:08)
-diniho oe inona no antony mahatonga anao ôtra an'izany : rehefa @ fotoana inona, rehefa misy inona, sns.

-rehefa hitanao aby zay dia jereo ndray hoe inona aby ny raha fataonao hitanao fa tsy mety ; dia inona aby no hitanao fa tokony hataonao hanatsarana an'izay aby aby zay ( ohatra hoe, tsy tonga dia mamaly rehefa mahatsiaro ho agressée ianao fa manisa hatr@ 10 ohatra klou, rehefa tsy afaka @ zay ny fonao dia tohizo hatr@ 30 !).

-mizara isa-kariva manao jery todika ny tontolo androanao : tratranao ve ny tanjona napetrakao androany, inona no mbola tokony mila ezaka, sns.
18. vivi ( 02/02/2006 10:25)
zao akia ,ny anaovandry azy a! ny voalohany aloha d mivavaka araka ny filazan'ny namana etsy ambony,faha2
rehefa tezitra na tadi hanao toetra tsy mendrika d , miala na mivoaka ny trano na maka saina kely ka rehefa tonintony ny fo-nao d mody na mifanenana @ ilay olona fa raha tsy zany d,lasa manaonao foana ndry !, sady hianarana akia io fa tsy tonga ho azy zany a, sauf miracle avy @ tompo! MAHEREZA AKIA!EFA DINGANA ANIE ZAO VITANDRY ,WE MILA VONJY ZAO E, EFA MAHATSAPA TENA NDRY,FA ILAY DEVOLY NO MANADALA ANDRY!fa ny olona manizingizina ny heviny no ratsy fa ndry efa manaiky we diso , efa tena tsara akia a!
19. namanao ( 02/02/2006 13:27)
xxx:

Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho

Mivavaha amin'i Jehovah, mamakia baiboly, manaova sport(de ataovy ampy ny torimaso, mazotoa misotro rano), mihirà, mahaiza mifoka rivotra tsara(respiraton), aza adino ny mieritreritra alohan'ny ho tezitra, tadiavo ary banjino hainga ilay ilany misy tsara amin'ny trangan-javatra mahatezitra(na mahatonga ny toetra ratsinao hiasa) de tereo ny tenanao hitsiky.
20. bolida ( 02/02/2006 15:14)
tsara be le alo le lohateny eto e,
tena :lol: za niditra tato.

za ko alo tsoriko fa otrandry zany mihintsy e, zany foana no mampiady ana sy ny sipako ko. sady ny tena grave amina de na sangisangy ary no ataony de lasa mahtezitra tsotrizao fotsiny.

za ko zao vao mahatsapa, fa tena marina daholo zay voalaza rehetra teo ambony.

fa mba manampy kely za, ny ana ny fika anaovako azy, fa le izy alo tsorina fa enao manao azy ary sorena avy eo e (sorena amin'ny tenanao).

le fika kley mba hitako oe nampiova zvt de zao,
1- mivavaka alo, iny tena ilaina, miarak a @ finona .

2- rehefa vao mifo za, de mivoka mifoka rivotra madio tsara, (ilaina io manala ny stresse rehetra),

3- mila zvt mampifaly , oh mijery zvt mampiome, na dessin animé ,...(tena ilaina io an),

4- rehefa tezitra de tsy mamaly fa mangina de mande miala le olona mahatezitra (tsy miriotra an), fa misento kely lavidavitra sady misaina tsara oe inona mo no tokony ahasosotra ana @ zany,...

5- de le hevitry ny namana etsy ambony hoe, raha misy zvt mahasosotra anao de lazao azy, ampilaminana, fa tena marina io, fa satria ratsy be le manao lolompo. zany no nolazain'ny sipako ana, oe raha misy mahasosotra anao de lazao fa manjary hitarina be le izy rehefa avy eo. de dinihina milamina ny olana.

6- ty ko tena ilaina , misotro rano mangatsiaka, tsotra @ zao an, tokony 1L ao anatin'ny 1 andro , fa tena mahatsara ny fo io. par exp no hilazako an'izany.

7- Ny lazaiko farany angamba de oe, za mba tsy ahatezi-poana ana de tsy miezaka za mba maka tsotra ny fiainana, tsy manasaro-javatra, de MITSIKITSIKY LAVA E :lol::lol::lol::lol:.

zay fa raha misy hafa de lazaiko eny any e, fa Andriamanitra anie anampy antsika roa, de mivavaka ho andry za e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2779