mila torohevitra sy anatra

41. cutie ( 06/02/2006 12:04)
diamondra mitovy ihany ny fahasarotampiaro sy ny fitiavana ka samy mahafaty :-D
42. ari.malala ( 07/02/2006 10:56)
xxx:

Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho



Hanao temoignage kely aminao ah fa efa betsaka ihany ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo ary antenaiko fa hanampy anao ity. Za koa taloha tena ohatranao io mintsy, agressive be sady tena tsy azo iraisa-minina mintsy, dia tsy mba nanana namana izany mihintsy taloha. Fa nisy frere izay, niteny sy nananatra ahy mafy momba an'io resaka tonga d mamaly an-katezerana sy mitana lolom-po io, dia hoy izy mantsy ahy, averiko aminao texto ny teniny "atao hoe tezitra aminao aho ry ari.malala, d samy miteny tsika sy enao d inona no mitranga? ary ity ianao mitana andolompo ity, atao koa hoe manatrika natsika eto Andriamanitra, dia hiteny anao ary izy hoe tadidiko anie ianao nanao an'izao sy izao sy zao daolo e, ho tantinao ve?" fa nandritra ny fotoana niresahako sy io frere io dia nitomany aho, tsy niteny ahy mintsy izy hoe mangina an, navelany nanala ny foko teo aho aloha, dia nony tony aho d ozizy, manahoana zao? d notenenikoay hoe maivana be! fa nahatsiaro maiavana be aky za a, dia izao, miezaha hoy izy mitsiky fa ny tsiky no manamaivana ihany koa ny ratram-ponao ao dia banjino lalan-dava i Kristy ilay mamela heloka mandrakariva, Izy alaina tahaka. Amin'ny mahaolombelona aloha misy ihany nyzavatra sarotra adinoina, fa mila miezaka be ianao manadino sy mamela an'ilay olona nahatezitra anao iny.
Mahereza fa mbola lavitra ny lalana! Ny atoroko anao alo d aza mba maika mamaly fa manjary tsy hainao akory izay tian'ny olona tenenina anao fa ianao ihany no henonao. Henoy hatr@ farany izay tenenin'ny olona, dia avy eo enao mandinika na tokony hamaly anazy na tsia, dia momba an'ilay mitana andolompo d zao, avelao ny omaly ho lasa any fa toy ny olona efa maty ireny tsy azo fohazina intsony, sady tsy mitondra tombon-tsoa ny famohazana ny zavatra efa lasa fa mankarary fo fotsinysady mampiady. Zay fa lava be :)
43. Veloo ( 07/02/2006 17:04)
ntsooooooooo:-*
44. xxx ( 12/02/2006 17:55)
[Salut!
tena miasaotra andry ky zah!
tena hanaraka ny torohevitrao aho manomboka zao, de hiezaka za tys hanana ireo toetra ratsy ireo intsony mihintsy, sady manimba ilay izy fa hiezaka za hiala sy hanaraka ny teninao
merci!
quote=ari.malala]
xxx:

Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho



Hanao temoignage kely aminao ah fa efa betsaka ihany ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo ary antenaiko fa hanampy anao ity. Za koa taloha tena ohatranao io mintsy, agressive be sady tena tsy azo iraisa-minina mintsy, dia tsy mba nanana namana izany mihintsy taloha. Fa nisy frere izay, niteny sy nananatra ahy mafy momba an'io resaka tonga d mamaly an-katezerana sy mitana lolom-po io, dia hoy izy mantsy ahy, averiko aminao texto ny teniny "atao hoe tezitra aminao aho ry ari.malala, d samy miteny tsika sy enao d inona no mitranga? ary ity ianao mitana andolompo ity, atao koa hoe manatrika natsika eto Andriamanitra, dia hiteny anao ary izy hoe tadidiko anie ianao nanao an'izao sy izao sy zao daolo e, ho tantinao ve?" fa nandritra ny fotoana niresahako sy io frere io dia nitomany aho, tsy niteny ahy mintsy izy hoe mangina an, navelany nanala ny foko teo aho aloha, dia nony tony aho d ozizy, manahoana zao? d notenenikoay hoe maivana be! fa nahatsiaro maiavana be aky za a, dia izao, miezaha hoy izy mitsiky fa ny tsiky no manamaivana ihany koa ny ratram-ponao ao dia banjino lalan-dava i Kristy ilay mamela heloka mandrakariva, Izy alaina tahaka. Amin'ny mahaolombelona aloha misy ihany nyzavatra sarotra adinoina, fa mila miezaka be ianao manadino sy mamela an'ilay olona nahatezitra anao iny.
Mahereza fa mbola lavitra ny lalana! Ny atoroko anao alo d aza mba maika mamaly fa manjary tsy hainao akory izay tian'ny olona tenenina anao fa ianao ihany no henonao. Henoy hatr@ farany izay tenenin'ny olona, dia avy eo enao mandinika na tokony hamaly anazy na tsia, dia momba an'ilay mitana andolompo d zao, avelao ny omaly ho lasa any fa toy ny olona efa maty ireny tsy azo fohazina intsony, sady tsy mitondra tombon-tsoa ny famohazana ny zavatra efa lasa fa mankarary fo fotsinysady mampiady. Zay fa lava be :)
[/quote]


45. dadabe ( 13/02/2006 09:36)
dray dray dray sentimaka re izany e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629