mila torohevitra sy anatra

21. Herimiafina ( 02/02/2006 15:26)
xxx:

Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho

Salut xxx! Inona ny vaovao any aminao?
Izao no hevitro: Tsy resaka toetra izany no mety tsy nahatamana ilay olona taminao fa mety nampirafy anazy angamaba ianao na navelanao niheritreritra izy fa nampirafy azy ianao ary tsy nomenao fanazavana nahafampoa azy izy ka dia naleony tsy niraharaha intsony, :wink:

22. pissoa ( 02/02/2006 15:53)
23. diamondra27 ( 02/02/2006 16:00)
xxx: le fanontaniana no no tohizana ka! jereo ange ny voasoratrao ery ambony e!
24. Vahinala ( 02/02/2006 16:06)
xxx Fanotaniana kely ity, ary sao kosa d efa tsy tianao intsony ilay olona na nihena ny fitiavanao azy d lasa ze ataony no mahatezitra anao daholo ? Possible koa mantsy zany fa za efa nanao an'izany koa taloha.
25. diamondra27 ( 02/02/2006 16:07)
HM: :-D:-D:-D io ndray an! resaka serieux nge hono 'ty e! tonga de mi- accusé olona be fotsiny koa elah nefa izy tsy niteny hoe : nampirafy :evil:

le mihirahira sy tsikitsiky aloha no tena mety koa e! de 'reo voalaza 'reo arahina. De bon courage fa sarotra ny manao pratique an!

26. Herimiafina ( 02/02/2006 16:33)
DM::-$:*:*
Ka amiko tsy resak toetra ilay izy satria ny toetranao toetranao foana, fa ny resaka no tsy ampy, ny franchise.
Kanefa kosa, noho ny toetra dia tsy mety misy dialogue mihintsy. Ka hypothese ity: taloha dia tsy naninona ilay olona niaraka tamin'i xxx satria tsy nisy ny olana satria fantany hoe tia azy i xxx de noleferiny ireo toetra heritreretin'i xxx tsy zakany ireo.

Fa matetika raha nisy olana, nahatsiaro tena ho ankilabao ilay olona miaraka aminao, raha mahatsiaro tena fa hambanianao ny fitiavanay na tsy raharahinao fa olona hafa any ambadika any no raharahianao kokoa dia normale izy raha lasa tsy miraharaha ihany koa, ka tsy tamana eo aminao intsony.
27. Herimiafina ( 02/02/2006 16:35)
Ka noho izany, tsotra ny vaha-olana: ampisehoy azy fa tia azy i xxx, ary tsy ankilabao izy dia milamina io e! hehehehe:-D:/
28. xxx ( 02/02/2006 17:04)
Herimiafina:

xxx:

Atao aona no miady @toetra ratsy, satria tena manana toetra ratsy be aho ka aty @ ko ihiany no ifoterany avy eo. lasa tsy zakan'olona ny toetrako indrindra ny olona miarakamiko
Za dia olona saropiaro be, impulsive, ary rancunière be, masika sns.... (tena avy ampo)
ka inona no ataoko mba tena hialako @ ireo toetrako ireo? tena toroy ny hevitrareo aho

Salut xxx! Inona ny vaovao any aminao?
Izao no hevitro: Tsy resaka toetra izany no mety tsy nahatamana ilay olona taminao fa mety nampirafy anazy angamaba ianao na navelanao niheritreritra izy fa nampirafy azy ianao ary tsy nomenao fanazavana nahafampoa azy izy ka dia naleony tsy niraharaha intsony, :wink:




salut!
misotra anao namaly na dia hors sujet aza ny resakao! fa aona za no nataonao hoe nampirafy azy? sady tsy misy resaka hoe fiverenana zany ange eo e! ny toetrako no lazaiko fa tsy ny hamerenako azy


29. Herimiafina ( 02/02/2006 17:08)
xxx, azafady aza e! Somary hypothese mivantana iny satria efa niainako vao haingana e! de miala tsiny re e! Fa izao kosa, mety misy antony marobe tsy fantatrao sy ny manodidina anao ka ny mifampidinika angamba no tena mety e!
30. Herimiafina ( 02/02/2006 17:10)
Ny resaka toetra mansty compliqué sy complexe be satria miankina amin'ny fahazazanao iray manontolo sy ny fiainana nandalovanao.
Ka ny vaha-olana tsy any amin,ny hoe fanovana azy fa resaka maitrise de soi, mila manao exercice de maitrise de soi ianao, tester-o à la limite mihintsy ny toetranao, na manantona mihintsy psychologue dia resaho aminy de miravona io e!
31. xxx ( 02/02/2006 19:03)
Herimiafina:

xxx, azafady aza e! Somary hypothese mivantana iny satria efa niainako vao haingana e! de miala tsiny re e! Fa izao kosa, mety misy antony marobe tsy fantatrao sy ny manodidina anao ka ny mifampidinika angamba no tena mety e!



ka zao anie ianao no niaina izany vao haingana fa tsy voatery hoe hitovy ny ca tsika sy anao, mety ianao no tsy nanaja, sy nampirafy ny olona niaraka t@ nao fa tsy za , ary za koa tsy mbola nampirafy olona zany hatram'inizay nanaovako sipa.
fa maninona no hoe tsy misy franchise za???
toetra no teneniko fa tsy resaka hoe tsy fanajana firiavana
32. Veloo ( 02/02/2006 19:43)
xxx a frustration no mahazo anao io, ary ko tsy mba manana defense afa tsy ny fahatezerana fona.. mety tsy hainao ny manala ilay olana dia tonga dia tezitra ianao.
1- Mila manana "self confidence" ianao sy "self esteem" ko.traduiseo izay mahay... tokony hatoky ny tenanao ianao fa olombelona manana personalite tsara..mila mahay mi-apprecier ny tenanao ianao.. jreo ndray2 eo @ fitaratra ianao... mety ampiova mihitsy ary am-pivavahana no hanampiko anao amin'izany....:wink:
33. fameusecousine ( 04/02/2006 02:12)
ary tena be psy mahintsy ato ...tsara be ka ,,,fa tsara koa raha atomboka @ tena aloha ny zava drehetra fa mora mantsy ny mijery ny paille eo @ mason ny hafa fa tsy hita ny eo @ tena ..mba mananiany za za =))=))=))=))=))=))=))=))reveo manja ny difference de caractere fa zay no maha tontolo ny tontolo ..la difference enrichi..sure aho fa misy point positif be de be azo exploiter @ ireo heverinao hoe toetra ratsy ireo ry xxx,,,ny olona mantsy matetika de zay mitovy aminy ihany no heverina fa mety ...et d ailleurs ne te compare pas aux autres pour devenir vaine et amere apres...t es pas ici sur terre xxx pour faire le plaisir de ce qui t 'entoure ...na ny miaraka aminao koa anie mety manana ny defaut ny eh..mety hoe ohatra kamo ..na passif na ..sns ..fa amiko tsy tokony hojerena par rapport aminy ny maha izy anao ...heeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee za be anaiany annnnn=))=))=))=))=))=))=))
34. Herimiafina ( 04/02/2006 04:58)
Ary tena masiaka marina i xxx an! Hita amin'ny fomba famaliny, raha torohevitra de ity: mandehana mianatra mi-controle emotion amin'ny fanaovana sport ohatra, mandehana koa manao controle ny hatezarana amin'ny fanaovana zavatra maro, maka aina, fa mety stress no mahatonga ny fahasiahana sy ny toetra tsy zaka indraindray, ilay milieu misy anao izany.
Raha anatra de ity indray: tandremo anaka fa ny fahatezarana dia tsy mampiheritreritra matetika ary ny tena olana dia lasa tsy mihaino izay tian'ny olonkafa ianao fa ny ao amponao ihany no fantatrao de imposer-nao amin'ny hafa ary tsy manaiky mihintsy raha tsy henon'ny hafa ny hevitra. Bon courage.
35. hesham ( 04/02/2006 15:01)
Za indray manana olana tena mifanohitra be aminio kanefa dia tena hitako ratsy be ilay izy matetika fa araraotin`ny olona be za .
xxx mba toroy hevitra mba hahay hasika za .
36. cutie ( 04/02/2006 19:52)
hesham, tratrako njy an, de tsy manoratra njay :cry:
37. Veloo ( 05/02/2006 00:50)
hesham matin-dray njy tsy mamaly taratsy:-D:-D:-D
38. Herimiafina ( 05/02/2006 17:06)
Ary le Hesham ity tena joko tsorika mihintsy an, mipoitra tampoka izany de tsy hita tampoka eteo indray, hehehehe:-D:-D
39. Veloo ( 05/02/2006 22:37)
8O8O
40. diamondra27 ( 06/02/2006 07:47)
jereo sy vakio ity de saintsaino:

TONONKIRAN'NY SALOMONA 8:6b FA MAHERY TOY NY FAHAFATESANA NY FITIAVANA, MASIAKA TAHAKA NY FIAINANTSY HITA NY FAHASAROTAMPIARO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2342