ilain'ny vatana tokoa hono ny firaisana ara-nofo!!!

1. xxx ( 01/02/2006 19:38)
asa na marina izany na tsia fa surtout ny vehivavy dia ilain'ny vatany ny firaisana ara-nofo ....dia hoy aho hoe ahoana izany ireny masera ireny
répondu par kama le 12/02/2007 06:36
2. diamondra27 ( 01/02/2006 20:05)
ma soeur tsy mahazo miray @ anadahy:-D:-D:-D:-D:-D
3. fijo ( 01/02/2006 20:07)
ilaina io ka,raha tsy izany ve za mba te hiala virja.
4. xxx ( 01/02/2006 20:11)
Tsy de ilay manao loatra no ilaina ny fahalalako azy fa ilay plaisir fotsiny no tena mba tadiavin'ny vatana, araka ny maha vatana azy zay. Donc mino marimarina aho fa mimasta ny masera. Inona tokoa mo no tsy himastevany? ratsatanana misy, lay organe erectile kely iny koa ananany.Bonjour la masturbation. (Eritreritro io fa tsy hoe efa nahita aho)
Hoy i Mpianatry masera taloha.
5. fijo ( 01/02/2006 20:33)
metyhilay koa anie izany masera mimasta izany e
6. fasaly ( 01/02/2006 20:34)
Mahalala vehivavy zay aho, nanambady olona manana blem sex zany e! ka tsy misy mintsy ny firaisana ara-nofo mazava ho azy ary lay sipa tsy miodina, aty aminay io an! de tena hitako fa niova be mintsy izy, lasa voan'ity karazana aretina isankarazany ity, ohatra deprime, angoisse, de na izy aza tena niova be mintsy, ka hoy aho hoe ilaina ihany io ka! na ataoko aza hoe farany izay minimum eo amin'ny fiainana andavan'andro; indrindra fa ho an'ny lehilahy.....
7. fijo ( 01/02/2006 20:41)
marina mihintsy izany ka.ilaina io,fa mampa henjakenjana be izany raha toa ka.tsapakao mihintsy ,ko za virja ko
8. diamondra27 ( 01/02/2006 20:46)
f'angah mbola virja foana ty fijo e! efa elaela anie 'zay, hummmmm:*:*

sao de mba nihinana fanafody ary ry masera klé!
tsy fanaratsiana fa le olona any @ prison ireny nge omena fanafody de @ zay tsy manana pulsion 'tsony e!de sao de toa 'zany ny an'ny masera?
'ty njay ny kestion mbola tsy nanintona ahy ny nametraka azy teo @ manodidina.
9. Vahinala ( 01/02/2006 21:33)
Ny fahalalako azy aloha dia tena ilain'ny vatana marina ilay "sperme" iny ho any vhv indrindra2, za koa nahafantatra olona izay nisarampanambadiana efa ho 5taona izy d tsy niharaka tam olona mihitsy, lasa kizintina velona tsy hay hiaraha miaina mihitsy no sady taitaitra foana, nanantona mpitsabo izy d ni conseiller azy ny dokotera hoe miaraka amin'olona amzay fa ilainao zany, taty aoriana tena nisy fiovana tokoa izy.
Mampitombo ny hormones sns angamba ka miteraka fihetsika hafahafa avy eo, asa raha firy taona no fetrany fa za aloha 2taona karemy zay toa mbola normal tsara ihany ka :-D:-D:-D:-D
10. hery ( 01/02/2006 21:33)
xxx> sur ve enao fa tena ilain'ny vatan'ny vehivavy ny firaisana ara-nofo? Dia ny vehivavy firy taona no mila an'izany?
Marihiko fa ankoatry ny masera dia misy vehivavy virjiny hatramin'ny mihoatra ny 30 taona... fa velona tsara. Ary misy vehivavy manana sipa saingy tsy mila an'izany firaisana ara-nofo izany raha tsy tena vady.
11. Falah ( 01/02/2006 23:32)
Aza mandainga fa sao nareo ireo efa tsy virj intsony iza no mahalala zay any anaty kilaotnareo an tsy mila mentionnena zany fa tsy misy hidera anareo intsony am zao hoe ianona anie ka mbola virj na ramatoa be efa 100 taona aza mbola afaka milaza fa virj ok!
12. fijo ( 02/02/2006 04:38)
falah,ka za mbola VIRJA e,
hery an,ka io izao i vahinala fa milaza fa tena ilaina ko,izy nefa efa 2 taona izao no nanao zaitra tanana.hi hihi
13. fasaly ( 02/02/2006 05:38)
ilaina ka! asa anefa.......ho anizay mbola nanana ny fy angamba mety tsy mila marina fa mahasalama io ka!
14. Ralay ( 02/02/2006 05:58)
Ilaina dia ilaina tokoa io ary diniho anie raha hoe tsy misy an'io ny fiainana ve tsy ohatry ny tsy fiainana zany na dia misy aza tsy tia azy io.
>Vainala sao dia pemimé eo njy fa mba manaova @zay e :lol
Zahay sy fijo anie ka virja foana e tsy fidiny ho anay ny nateraka ho virja :-D:lol:
15. mamzelkely ( 02/02/2006 07:52)
plutôt ilaina le izy du côté psychologik satri la frustée le vhv ra vô ts ampy an'io de kizitina lava:-D
16. pika ( 02/02/2006 07:56)
ny olona tsy manao an'io matetika mihinana fanafody oh hoe calcium ....dia mila olona matanjaka ara-tsaina be mety ao izany ry masera efa voamboatra ny sainy
fa io anie hono raha olona efa nanambady na nanao an'io no nijanona dia mora fantatra e lasa mankinkina ny tarehy tsy malandilandy hoy ry zalahy, kizitinjitina foana ....
noho izany ilaina ilay izy :wink:
17. Vahinala ( 02/02/2006 08:13)
Ralay > Rehefa tsy hitanareo mandalo matetika eto intsony za ato ato d efa any zany e !:-D:-D:-D:-D:-D
18. Ralay ( 02/02/2006 08:48)
Ok vahinala voaray e :-$
19. Vahinala ( 02/02/2006 08:53)
Ralay > :-$:-$:-$:-$
20. djkix ( 02/02/2006 12:30)
tena ilain'ny vatana io ry zareo an! mandainga zay tsy tian'io eto ambon'ny tany, na lahy na vavy fa andalan'ny zay tsy te hanao!!!!!!:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3981