ilain'ny vatana tokoa hono ny firaisana ara-nofo!!!

41. fijo ( 07/02/2006 21:57)
kay le ,sao dia i vahinala ary izany ry nandrasana
42. Aino ( 01/06/2006 09:07)
mino aho fa izay mila ihany kosany no mila azy fa raha toaka tsy miheritreritra any izany sy tsy mazoto any izany mety tsy de voatery hoe ilaina laotra ilay izy!!
43. kama ( 12/02/2007 06:36)
marina ny tenin'i Vahinala,tsy aleo marina ve manao toy izany toy izay mandeha mitady any amnin'ny hafa, ary tsarovy fa raha zatra manao firaisana ny olona iray na lahy io na vavy dia tsy maintsy tratry ny crise, indrindra fa inareo vehivavy no tiako ho lazaina etoana, hafa mantsy ny hoe olona tsy mbola nanadrana mihitsy, misy vehivavy iray izay dia lasa kizitin-dava kanefa tsy mba toetrany izany satri olay vadiny dia nalefa nanao mission tany Antalaha, ary niteny mihitsy izy hoe:"ela be aho tsy nanao firaisana ka manjary soren-dava:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.504