ilain'ny vatana tokoa hono ny firaisana ara-nofo!!!

21. fasaly ( 02/02/2006 12:43)
djkix io an! bienvenu dans le club.....
ahoana tokou re ny olona tsy mbola nanao an'io e! mazava ho azy olona adulte no tiko lazaina. zà aza tam mbola kely vao 10 ans tany dia efa nanana izany envie zany, mba kozy.......!
22. anjely ( 02/02/2006 12:46)
:-D zà lou mihevitra hoe tsy besoin le izy fa nefa zà manokana de tena en forme mitsy raha vao manao isan'andro. Lasa daholo ny graisse miangona eny ho eny sady de bon humeur foana:wink: na izany aza tsy maty rà tsy manao ngamba kah! mety hoe lasa adala fotsiny:^)
23. Vahinala ( 02/02/2006 13:23)
anjely > Ieuuuu zay mintsy, lasa mipipika kely :^):^):^)
24. anjely ( 02/02/2006 13:41)
asa nareo raha ôtrà fa le mimasta koa hafa ihany. Sady tsy lany andro fa tonga de droit au but :-D:-D:-D. refa tena mangididy ka tsisy mpanôtra de aleo miasa tanana. On n'est jamais aussi bien servi que par soi mm:P
25. fasaly ( 02/02/2006 14:25)
kay tena tonga ato amin'ny resaka firaisana ara-nofo ny anjely marina8)
26. Vahinala ( 02/02/2006 16:14)
anjely > Ka le ranonjavatra makany am vatantsika iny mihitsy anie no tena ilaina e !
27. vivi ( 02/02/2006 17:17)
ahoana kosa moa no tsy hilainy vatana moa, matoa nataon'andriamanitra io d hampiasaina fa tsy atao haingom-batana fotsiny!,fa na d eo aza izany ,toa tena tsy d azokazoko loatra ndray zany sipa mi-masta zany !,tsy we mitsara fa ny tena mahazatra ny sofiko lhl foana,za aloha tsy miteny we tsy manao anizany ny vhv fa tna hotrany hafahaf zany , za koa angamba retard b!, tsy misy hotrany ilay zavatra ka!,
28. Vahinala ( 02/02/2006 20:20)
vivi > Ka raha ohatranay lavitra any nedala hanao inn zay ary ? Tsy aleonay manao an'izany toy izay hiodina am olonkafa ?
29. Veloo ( 02/02/2006 20:42)
30. fijo ( 02/02/2006 21:02)
ralay,izay mihintsy.nentsika io voajanahary.
vahinala,mba tsarovy aho rehefa any ampahasambarana ndry.
31. Vahinala ( 02/02/2006 21:08)
fijo an, tsy midika fahasambarana aky zany an, fa aza matahotra fa za hahatsiaro andry e !:wink:
32. fijo ( 02/02/2006 21:19)
ary antsoantsoy mihintsy ny anarako an."aza hitako toko"hi hihih
33. vivi ( 03/02/2006 08:58)
vahinala< tena tsy mbola nanao nizany masta zany akia za a!,na d tsy eo aza hotra lery d aleoko mieritreritra ny action afa vita fa tsy @ zany mihintsy ,ny miresaka @ tel anie efa mahafinaritra e!
34. anjely ( 03/02/2006 09:03)
vivi:

vahinala< tena tsy mbola nanao nizany masta zany akia za a!,na d tsy eo aza hotra lery d aleoko mieritreritra ny action afa vita fa tsy @ zany mihintsy ,ny miresaka @ tel anie efa mahafinaritra e!


zà koa angamba no tsy malala voky fa nénà na eo lery na tsy eo de mbola mi-masta ihany. Fa mi-comprendre andry zà hoe tsy amizany ndry. Chacun son truc:)
35. anjely ( 03/02/2006 09:04)
fijo:

ralay,izay mihintsy.nentsika io voajanahary.
vahinala,mba tsarovy aho rehefa any ampahasambarana ndry.

l'un n'empêche pas l'a=))=))=))utre

36. Vahinala ( 03/02/2006 16:46)
fijo > Aza maniry loza an ! :-D:-D:-D

vivi > Ndry ve aloha efa nisy fotoana tsy teo anilany plus de 1an e ? D ho tsapandry le izy indray andro any ra mbola tsy sendra an'izany ndry. Nenay anie le rehefa mi phone iny mintsy no fanaovana azy dia samy manao e !:wink:

anjely > Za koa aloha efa nisy fotoana na eo aza izy manao ihany e, feeling daholo koa zany e, mi pimenté anle fiarahana.
37. Veloo ( 03/02/2006 17:10)
:-D:-D aleo ahita retsy a
38. vivi ( 03/02/2006 18:47)
vahinala< ary zay vao fantako ilay fandozana ny akama , hay ho any an!, d efa favy b zany !, ny ahy zao efa ho 1volana aloha tsy hitako d efa mahatsiaro azy maika fa 1 taona , danz b,an an tsy manome tsiny ny manao za fa tsy mbola nanao anizany mihintsy!
39. fijo ( 03/02/2006 21:38)
vahinala,tsy maniry loza ka.mba maniry ny ahita fafiny fotsiny.
vivi an,andramo fa mety hotamana enao.
40. nandrasana ( 06/02/2006 17:07)
ilain'ny vantana ny fraisana ra-nofo e!
saingy ny blem ko dia efa ho 2 taona no tsy teo anilako ny jobako, ka asa na ahoana izay any izay anahoana le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.539