Aza ratsy saina
1. notron
(
01/02/2006 05:18)
Nampanao fifaninanana ho an'izay mahay mampiresaka indrindra ity fikambanana iray ka "Billet d'avion" sy "DVD" no loka ho an'izay mahazo voalohany.
Nahataitra ity tovovavy ankatoky ny fanambadiana io fifaninanana io satria maika hamonjy ilay olon-tiany izy.
Nahazo voalohany tokoa ary izy noho ny fahaizany mi-blabla ka hatolotra ho azy ny loka.
Nampisafidy azy anefa ity mpampilalao ka nilaza hoe : iza no tianao, "Tapakila" sa "Kapila"?
Tezitra mafy noho izany izany izy ary nisafoaka mafy sady nilaza hoe: "Fa maninona ianareo no ratsy saina tahaka izany? Angaha tsy billet sy DVD no loka?
Tsy nanan'aina ireto mpitsara ary tapa-tsinay tsy misy toy izany =)) =))

répondu par Veloo le 15/02/2006 16:17
14. Veloo
(
01/02/2006 18:06)
:-w:-w:-w za ko -otrany tsy mazava ahy - nefa to tsy otran'izao ve izy io?
tapakila = billet
kapila = DVD tokony ho tourne disque sa azo aontsoina oe kapila ko ny DVD?8O
tapakila = billet
kapila = DVD tokony ho tourne disque sa azo aontsoina oe kapila ko ny DVD?8O
18. dadabe
(
02/02/2006 05:20)
veloo a zao e, marina avokoa ny nolazain'ilay sipa hoe billet d'avion (tapakila) sy ilay DVD (kapila ) fa asaina misafidy amireo izy , de izany no antony nampihomehy ny mpitsara satria marina ny zavatra noteneniny nefa izy milaza fa hoe mamitaka ny mpitsara , azondry amizay ve ?:roll:
19. maelys
(
02/02/2006 05:35)
veloo >>>
kapila = olona kilemaina,
tapakila = tapaka ny ilany
tsy azon'ilay sipa hoe refa adika teny gasy ny billet = tapalika
dvd = kapila
fa le dikany hafa no ao an-tsainy !!!
kapila = olona kilemaina,
tapakila = tapaka ny ilany
tsy azon'ilay sipa hoe refa adika teny gasy ny billet = tapalika
dvd = kapila
fa le dikany hafa no ao an-tsainy !!!