Aza ratsy saina

21. maelys ( 02/02/2006 06:15)
dadabe > tezitra ve sa maninn le dikan'le maitsomaitso io ?
22. mirana5 ( 02/02/2006 19:12)
=D=D=D=D=D=D tsy ratsy ka!
23. Veloo ( 02/02/2006 20:11)
dadabe :°)
24. mbositra ( 02/02/2006 20:55)
voa dobla ohatry ny tapakila
sady tapaka no kila
25. vale ( 03/02/2006 12:07)
maelys:

veloo >>>

kapila = olona kilemaina,
tapakila = tapaka ny ilany

tsy azon'ilay sipa hoe refa adika teny gasy ny billet = tapalika
dvd = kapila

fa le dikany hafa no ao an-tsainy !!!

:-D:-D:-D=))=))=)) izay koa zaho vao nahazo le resaka=))=))=))=))

26. Veloo ( 03/02/2006 16:51)
vale a:-D:-D:-D so ihany fa nataoko detail ilay izy o :-D:-D:-D:P:P:P
27. sonwin ( 05/02/2006 17:33)
eka rô, datay aby zany :°)
28. pissoa ( 05/02/2006 17:46)
sonwin :-w:-D:-D:-D
29. Veloo ( 05/02/2006 23:27)
sw aza mamalana moa eee8O
30. sasa ( 06/02/2006 04:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 06/02/2006 14:33)
sonwin< mila sazina kely enao ty aaaaa:x:-D:-D
32. sasa ( 07/02/2006 03:35)
mamzelkely sazio mintsy akia io an!:wink:
sw hi hihi maditra elah an:-D:-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 07/02/2006 06:29)
ataoko mahalala ny anarako mits io fa andraso alo :x:-D:-D
34. Veloo ( 07/02/2006 17:15)
:-D:-D:-D
35. pissoa ( 07/02/2006 17:55)
mamzel> Fa angaha mbola tsy hainy ny anaran-dry? :-w:-D
sonwin> Matahotra angah lah de tsy mandeha ato? :-D:-D
36. sonwin ( 07/02/2006 18:54)
mbola inty za :°)

zelkely> efa haiko tsara ny anaran-dry ka :-D
37. Veloo ( 07/02/2006 19:26)
=))=))=))=))
38. sasa ( 08/02/2006 03:53)
mamzelkely io akia ataovy an! tena maditsa mintsy io:-D:-D:-D:-D:-D
39. Veloo ( 09/02/2006 02:43)
:{:{
40. sasa ( 09/02/2006 04:00)
:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078