ody gasy

1. xxx ( 30/01/2006 16:40)
tsy fantako aloha fa mahagaga anahako @ mpanao gazety malagasy fa mibaribay ny finoana na ny affirmation fa misy ny ody gasy na ny fanafody gasy , nefa raha zahako manokana d tokony tsy anjarany no mitata io satria manasongadina ny finonoampoana ,nefa hita fa firenena kristianina i madagasikara !
répondu par diamondra27 le 09/02/2006 05:55
2. sonwin ( 30/01/2006 17:07)
aza heverina ho finoanoam-poana izay hinoan'ny hafa fa samy manana ny hinoany io. Firenena laika i Madagasikara!
3. Veloo ( 30/01/2006 18:02)
ny ody gasy to misy any dago knou...
4. fasaly ( 30/01/2006 18:05)
misy ny ody gasy ka! fangah mbola tsy nahita mintsy, inona ireto mpanandro bdb ao dago ireto, ny mpihetsitromba sns......
5. Vahinala ( 30/01/2006 20:50)
Tena misy tokoa le izay ka, ny dada rabe aza efa firifiry ao Mada ao !
6. Veloo ( 30/01/2006 23:07)
:°):°)
7. sonwin ( 31/01/2006 07:37)
8. pika ( 31/01/2006 08:14)
:-w:roll::°)
9. diamondra27 ( 31/01/2006 09:47)
firenena kristiana fa tsy 100%, nahoana kosa no tsy mba ampahafantarina ny zavamisy.Zay le manafinafina 'zay ihany nge le tsy mety nefa aty ivelany aty ny touristes mahafantara bebe kokoa ny momba ny dago noho isika gasy, satria mamaky boky etc..., faa le gasy mahantra tsy afaka mividy TV sy mihaino radio na gazety de tsy tsy maheno vaovao ...
10. Herimiafina ( 31/01/2006 13:52)
DM: (l):*:*(l) Iny klou ny ody fitia voalohany!!!!
11. fasaly ( 31/01/2006 15:03)
diamondra: ny olona rehetra any dago kosa zao efa manana tv sy radio dooly kou! ianao indray aza no tsy mandefa any satria mitabataba be daholo ny radio ny manodidina de maheno radio ho azy kanou!:wink:
12. diamondra27 ( 31/01/2006 16:54)
any @ renivohitra zany fasaly fa mandehana any ambanivohitra tsy misy jiro sy rano nge e! za efa nahita 50km à pieds an! + ary tsy ferana
mbola betska nge ny gasy mahantra e!aza variana ny andrenivohitra fotsinyfa mba jerijereo ihany ny sasany e! toa anay aty ambanivohit'ambatondrazaka ohatra

HM:(l):*:*:*(l):io ary ny ahy koa de miandry ny manaraka
13. xxx ( 31/01/2006 18:15)
za aloha akia efa nandeha t@ reny fa toa mpandainga no hitako , tokony karatra tony!, taminizany zahay mbola tanora d tia handrakandrana , d tsy hita akory, anala bac , t@zay fa tsy afaka e!, nijerevana koa momba anilay sipako , d we miodina b izy io ,hoy izy , in kory zay niodina teo, fa raha ampihesona koa anie reny e!
14. Veloo ( 31/01/2006 21:02)
xxx a aza mino an;ireny retsy mandainga fotsiny tokoa ireny:wink:
15. tovolahy007 ( 01/02/2006 02:49)
Salama e
Diamondra>fa nga enao any Ambatondrazaka,za mantsy avy any e fa saingy aty an-tany lavitra aty zao no mipetraka .Aiza ao Ambatondrazaka no misy anao fa sao dia mba mifankahalala isika.
Manantena valiny e
16. diamondra27 ( 01/02/2006 06:06)
tovolahy::-$:-$
17. Fiffi ( 01/02/2006 06:25)
tovolahy: 8O8O :-D
diamondra: io ny andriko :-D:-D :-*:-* akia ah!
18. vivi ( 01/02/2006 16:51)
zay ny any diamondra,mba mihetsika @ zay fa aza menamenatra zany akia,hamboariko eo io an! hihih
19. Veloo ( 01/02/2006 18:44)
mba lazao an'i tovolahy moa ry diamondra a:-D:-D
20. diamondra27 ( 01/02/2006 20:00)
efa oe: :-$:-$, mifankahalala isika fa tsy tiko fantanao za e! za mahalala anao tsara ka, niaraka classe tsika.
veloo sy vivi::oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3357