ody gasy

21. Veloo ( 02/02/2006 19:29)
diamondra :-D:-D
22. tovolahy007 ( 02/02/2006 19:55)
Salii njay!
diamondra>fa maninona kosa ary ?eh zany izy sady hoe niaranianatra.Tena vao maika za mi insiste ka.Mba lazao moa fa samy gaogna ny tanana iany e.Mipetraka any Avaradrova?sa Atsimondrova?Ambohimasina?sns.Mba asio fifankalalana moa fa le ty e tss
23. diamondra27 ( 03/02/2006 08:44)
Tovo: eny antsahatanteraka ka...
24. vivi ( 03/02/2006 18:40)
aoka e, aoka e!tena ataovy ny suite ry diamondra , fa efa dans la poche ty!, eee sambatra ndry, zahay mba mitady ihany eto fa tsy misy mpanota combien! hihihihihihi
25. sonwin ( 03/02/2006 19:04)
mhhh combien aza enao e:wink:
26. diamondra27 ( 04/02/2006 07:24)
vivi:-D:-D:-*:-*'za manana relation sy mahita ho anjy raha tianjy fa aleo any ambadika fa tsy eto:wink:

de efa hitako niangona tao ambohimasina enao:wink:
27. Veloo ( 05/02/2006 00:31)
28. diamondra27 ( 05/02/2006 10:19)
veloo: inon injay aza no mahagaga @zany

k'efa oe: efa hitako tanyambohimasina i tovo ko:wink:
29. Veloo ( 05/02/2006 21:57)
diamondra ty zavatra lazainareo aky a tany ambohimasina tokoa ve? zany no mahagaga ahy retsy a:-D
30. diamondra27 ( 06/02/2006 06:26)
veloo: afangaronjy le resaka e!

le zavatra resahako ery ambony an de tany antoerankafa, province. Quoique....

Le resaka ambohimasina indray de resakay sy tovo
31. tovolahy007 ( 06/02/2006 19:09)
saliiii !
Tena siora ve enao fa za mitsy zany hitanao tany zany e.De mba lazao @ zay ary moa hoe iza njy e.Tena gravy lo njy an.hihihihihih
32. Veloo ( 08/02/2006 21:01)
diamondra :-D:-D:-D mamalana fona ve za? :^):^)
33. diamondra27 ( 09/02/2006 05:55)
veloo:tsy maninona ka!tiko foana e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099