môpera sy masera,

1. vale ( 30/01/2006 12:48)
Sendra niampita rano hono i masera sy mompera, raikitra hono izany fa ry môpera mibaby an-dry masera, ka nanontany an'i masera hono ty mômpera iray oe: in ty malemilemy aorinanao ty masera? de ozizy masera oe: afobe io mompera!
De nanontany hono masera fa in ty mivongana an'elan-kelam-penao ty mômpera?
de hoy i m^pmper oe: devoly io masera! nieritreritra kely hono mômpera de niteny oe: ka tsy aleo ve ny devoly alefa any @ afobe é? =))
répondu par Veloo le 13/02/2006 17:28
2. Bariry ( 30/01/2006 13:33)
Aia vale?
Ny nahenoako azy io indray de toizao eh : Rehefa nibaby an'i Masera hono i mompera de nahatsapa zavatra mafanafana tany an-damosiny tany de nanontany lery hoe inona izany mafana any aminao zany masera? De namaly masera hoe : afo io mompera. Nony niampita rano manaraka indray hono, de masera indray no nibaby. De nahatsapa zavatra nanindronindrona tany an-damosiny indray masera teto. De nanontanyizy hoe : inona izany manindrona any aminao izany mompera? De namaly mompera hoe mangahazo izany masera. Tsy aleo ve atono any amin'ilay afonao any ity mangahazoko ity!
Hatreo aloha.:oops::oops:
3. vale ( 30/01/2006 13:43)
salu bariry! :wink: hihih version hafa ko izany an!hihihih :-D:-D:-D
4. jentilisa ( 30/01/2006 13:48)
Fa tsy ny razana indray ve no mitono vomnaga rehefa tsy hitahy e?
5. vale ( 30/01/2006 13:57)
:roll: :-D:-D
6. Vahinala ( 30/01/2006 14:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. mandrindra ( 30/01/2006 15:34)
andeha ho any amin'ny afobe aho raha izany hitono mangahazo
8. pissoa ( 30/01/2006 16:02)
Hihihi
9. lapino ( 30/01/2006 16:08)
Dia hohanin'i Masera izao ny mangahazo rehefa masaka! Dia tono-mangahazo no "Asio ranondranony"! :-D:-D
10. Veloo ( 30/01/2006 16:09)
:-D:-D:-D:-D
11. akamatiana ( 30/01/2006 16:10)
vale=D=D=))=))=))
12. Veloo ( 30/01/2006 16:25)
13. pissoa ( 30/01/2006 16:48)
lapino angaha mopera :roll::-w:-w
14. lapino ( 30/01/2006 16:51)
Mety hanao môpera ihany aho raha mifampibaby amin'i masera pissoa!
15. sonwin ( 30/01/2006 16:52)
:twisted::°)
16. Veloo ( 30/01/2006 16:58)
lapino :-D:-D:-D
ary to tezitsa i sw?@ lay mopera ve? :-D:-D:-D
17. vale ( 30/01/2006 18:11)
mandrindra:

andeha ho any amin'ny afobe aho raha izany hitono mangahazo
:-D:-D:-D=))


18. vale ( 30/01/2006 18:15)
Veloo:

:{:{
veloo: :-D:-D:-D :-*


19. Veloo ( 30/01/2006 18:17)
:-D:-Dvale
20. jennifer2 ( 30/01/2006 23:11)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4316