môpera sy masera,
25. pissoa
(
31/01/2006 06:09)
lapino:
Mety hanao môpera ihany aho raha mifampibaby amin'i masera pissoa!
Hihihi :-w:-w
Veloo:
ary to tezitsa i sw?@ lay mopera ve?
Aza hanihanian-dry akia izy ah :twisted: :-D:-D:-D
31. vale
(
31/01/2006 18:55)
Herimiafina:
:twisted::twisted::twisted::twisted:
HM: fa in ty matezitsa an'isé?:-D:-D:-D=)) :wink:
34. vale
(
31/01/2006 22:35)
lapino::roll:=))
Dia hohanin'i Masera izao ny mangahazo rehefa masaka! Dia tono-mangahazo no "Asio ranondranony"! :-D:-D
