Virus

1. Vahinala ( 26/01/2006 20:44)
Tsy voadikako am teny malagasy ry reto fa manjary lasa tsy mazava tsara an, fa mba hitako nampmé ana d zaraiko aminareo e !

Papa, dis-moi comment je suis né.

- Très bien, mon fils, il fallait bien que l'on en parle un jour. Papa et maman se sont "copier/coller" dans un Chat sur MSN.

Papa a fixé un rancard via "e-mail" à maman et nous nous sommes retrouvés dans les toilettes d'un cybercafé.

Après, maman a fait quelques "downloads du memory stick" de papa.

Lorsque papa fut prêt pour l'upload, nous avons découvert que nous n'avions pas mis de "firewall".
Comme il était trop tard pour faire "delete", neuf mois plus tard le satané virus apparaissait.

répondu par Veloo le 30/01/2006 16:19
2. jennifer2 ( 26/01/2006 22:49)
Zaza tsy nirina kay zany le izy koa! virus marina!
3. Lejim ( 27/01/2006 01:28)
Y a kan meme des mechants papas quelque part. haha, atao virus ny zavaboarin'Atra, nefa dia ..., lol
4. sasa ( 27/01/2006 03:55)
:-D:-D:-D:-D:-D mba loza kou izany
5. jennifer2 ( 27/01/2006 04:34)
6. Herimiafina ( 27/01/2006 06:03)
Qu'il est bête ce papa! Maninona tsy tonga de notsorina ny marina klé, tantaraina any ny nahaterahany tany an'hopitaly de vita, hehehehe=))=))
7. pissoa ( 27/01/2006 06:07)
Ka izy tsy tany amin'ny hopitaly angamba no teraka knou! :-D:-D
8. Herimiafina ( 27/01/2006 06:09)
Ka na taiza na taiza, izay no fanontanian'ilay zazakely e! Resaka accouchement ve de ilaina mihodikodina koa klé, hehehehe=))=))
9. pissoa ( 27/01/2006 06:12)
Hihihi =))
10. Herimiafina ( 27/01/2006 06:16)
Sady zah sur fa efa hain'ilay boay kely raha resaka conception fa tsy accouchement, nenah aza sipakely tany amin'ny T2 tany amin'ny EPP no nanazava klé, hehehehe=))=))=))=))
11. pissoa ( 27/01/2006 06:18)
Ary kely nahay raha nareo zany an, T2 ve no mifanazava an'izany, Hihihi =))
12. Herimiafina ( 27/01/2006 06:19)
Sady zay sipakely izay efa triplante tao amin'ny T2 tamin'izay klé, de miaraka manao tantara vatokely taminah de hafahafa be ny tantarany fa misy papa sy maman foana klé, hehehehehe=))=))
13. pissoa ( 27/01/2006 06:26)
=))=))

Ary angaha ianao nanao tantara vatokely kle?
14. Herimiafina ( 27/01/2006 06:30)
Oadray, ireny no tena kilalao reveko taloha klé, ny cariiere envisagé tamin'izany metteur en scene na scenariste art dramatika klé, hehehehehe:-D:-D=))=))
15. pissoa ( 27/01/2006 06:35)
Nevariko hoe izao izao mamelona an'le tantara =))
16. Herimiafina ( 27/01/2006 06:37)
Fa na dia izany aza de tsy virus kosa ny zazakely e! mba kaozy e! matiko ze manaratsy zazakely eo! :twisted::twisted:
17. pissoa ( 27/01/2006 06:54)
Hihihi, vonoin'i Herimiafina eo nareo fa lazao fa virus eo ireny zazakely ireny =))
18. Herimiafina ( 27/01/2006 07:01)
Tsy vonoiko kah, hanamboarako be dia be de hahita tsara ny fafiny, hehehehehe=))=)):evil:
19. pissoa ( 27/01/2006 07:03)
Mazotoa ary enao e =))
20. maelys ( 27/01/2006 07:04)
maro anaka ireto mpivady, nataony anaram-boankazo ny anaran'ny zanany :
- voaloboka
- paiso
- poara
- manga
- frezy
- mananasy
- pibasy
- voaroy
Efa nanapakevitra ny tsy hiteraka intsony noha izany, nefa bevohoka tampoka ndray le ramatoa. Hozizy tam le rangahy hoe: iza ndray zao no atao anaran'ity zaza ity?
Tsy taitra rangahy namaly nanao hoe : "goavy tsinahy"!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1671