Virus

21. pissoa ( 27/01/2006 07:06)
maelys> =D=D=D=))=))
Herimiafina> Ireo ny anaran-jaza ary fa toa ilainao ireo ato ho ato =))
22. Herimiafina ( 27/01/2006 07:13)
Ka ireo voafetra kah, ny ahy ataoko nomerao klé, un deux trois de atao espagnol de tsy misy mahay, hehehehe:-D:-D=))=))
23. pissoa ( 27/01/2006 07:21)
An3 kah, mba gasy ve ry Herimiafina ny dadany dia espagnol tsy misy mahay ny anarany ah! Maninona raha asiana goavy tsinahy1 ... dia rehefa lany dia asiana ana-tsinahy indray =))
24. Herimiafina ( 27/01/2006 07:34)
Matiko njy fa manaratsy ny anaranjanako an, hein, mitenitenena zavadratsy momba ny zaza eo fa tonga de hanamboarako anakiray tsy niriana eo an, hehehe=))=))
25. pissoa ( 27/01/2006 07:35)
Kay - aleo zah hitsaoko dieny izao =))
26. Herimiafina ( 27/01/2006 07:37)
Ndana mitsoaka fa refa tsy azoko de azon'olonkafa any foana e! ho aiza eo njy e? hehehehe=))=))
27. pissoa ( 27/01/2006 07:38)
Dain - kah zah angaha miraharaha izay azon'olonkafa any fa rehefa tsy azonao fotsiny dia efa poinsa =))
28. Vahinala ( 27/01/2006 07:44)
=))=))=))=))=))=))
29. Herimiafina ( 27/01/2006 07:47)
Ka zah konkou ngaha miraharaha na zah na olonkafa no mahazo anjy fa refa azo fotsiny njy de falifaly be zah, hehehehehe=))=))
30. pissoa ( 27/01/2006 07:52)
Kay le, de zah zany tsy hanao azo zany mihitsy :-D ilay enao falifaly mihitsy no tsy tiko =))=))
31. Herimiafina ( 27/01/2006 07:55)
Ary raha izay manao tsy misy mahazo izay kanefa no tanjoko de tafajabaka tao anaty fandrika sy manipulation be dirandoza be enao! hehehehehehe=))=))
32. pissoa ( 27/01/2006 08:00)
:-w:-w
Dia maninona nefa rehefa tsy misy mpahazo? =))
33. Herimiafina ( 27/01/2006 08:01)
De refa tsy misy mahazo de tsy misy mahazo kah, zah hiraharaha an? hehehehehe=))=))
34. pissoa ( 27/01/2006 08:03)
:-w:-w
35. Herimiafina ( 27/01/2006 08:05)
Ao ary re fa zah tsy hananihany anjy tsony fa aza lasa saina be tahakan'io klou fa mampatahotsa be klé, hehehehehe=))=))
Ao fa zah ihany no hisambotsa anjy moramora amin'ilay hitiavanjy azy e!
36. bozimanga ( 27/01/2006 09:55)
tsy haiko ny dikan' izy teneninareo raha vao tys teny malagasy no itantarana azy .toa manoonofy mipetraka aty parisy renivohitr' i Lafrantsa aho raha vao mahita tenim- bazaha.

37. Vahinala ( 27/01/2006 11:51)
bozimanga > Ka sarotra ny mandika ilay izay anie tsinona e, sady misy anle terma informatika d vao maika koa sarotra !
38. Veloo ( 27/01/2006 16:52)
39. pissoa ( 28/01/2006 14:46)
:-D:-D
40. Vahinala ( 28/01/2006 15:50)
Tratry ny virus eo ny lohako raha mihezaka be ny hamadika azy am teny gasy za kle ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4024