Veloo ah very ato aho eh hahaha

1. tianavola ( 14/01/2006 17:00)
Iza ary zah oh?? ry Veloo? :D
Kay efa nanana compte tato aho fa adinoko ny fisiany dé zao tafiditra izao ihany nony farany saingy very be fa feno soratsoratra be naika tsy hitako izay hitadiavana anjy hihihi
Zay ihany fa bizous be dé miala tsiny rah tsy manoratra ato aho fa tena tsisy fotoana ntsony mihitsy an
ttn :D
répondu par Veloo le 16/03/2006 17:14
2. jennifer2 ( 14/01/2006 21:00)
odry! tsy tokony ho resakareo sy veloo ve ity no atao hitan'ny be sy ny maro eto?8O
3. fiaritiana ( 14/01/2006 21:40)
saro piaro amin io njay zao dadabe, soa ihany fa vavy raha tsy diso zah!:-D:-*
4. vale ( 14/01/2006 22:28)
slt Fiaritiana!slt Jenny! slt dadabé!slt veloo! manao manahoana fotsiny anareo fa ny sizé alou tsy mikonserné antsika é!:wink: dia tsy hitako izay soratana!:{
5. Veloo ( 15/01/2006 00:52)
8O8O8O:-D:-D:-D:-D:-D inn ty?
6. Veloo ( 15/01/2006 01:00)
saika adiniko tssssss
fiaritiana a i dadabe anie efa manana bebe afa e tsy za intsony an:wink:
vale a tsy maninn ka tsy mamaly fotsiny:wink:
tianavola a efa nanotra za ka jereo any an hhihihihi
tonga soa aky aaa
nareo kosa tsy manao tonga soa azy :-D:-D:-D
jenny a zay angaha manana sekire? 8O8O
:-*:-*:-*:-* doly nareo eeeeeee

7. dadabe ( 15/01/2006 07:33)
veloo :evil::evil::evil: lahy sa vavy ??:evil:de iza izao no bebe vavao eo ??:twisted:

tianavola>hummm fa iza toi???? :-w:-w

vale a :-$
8. pissoa ( 15/01/2006 08:54)
Dray zany hatezeran'ledada marina mafy :-D
9. jennifer2 ( 15/01/2006 14:56)
:-D:-D:-D:-D
Vale sali aki njy a!

Veloo a! mba iza akia zany bebe vaovao zany?
10. Vahinala ( 15/01/2006 15:21)
Veloo > Ao ary fa harabaina tongasoa izy e ! Tongasoa ooooo ! :wink::wink::wink::wink:

dadabe > Matandraka mintry enao ty manana bebe maro beu ! :-D:-D:-D:-D
11. tianavola ( 15/01/2006 17:01)
:P iny eny njy fa hitako ihany :-*
Fa maninn maninn hoe i dadabe sy nenibe eh?? lol :-D
Ataovy aloha ny prézentatiô fa sao vao maika very aho eh lol
Dé mici am tongasoa an, mafinaritsa kou nareo zany :oops:
A + ehhh dé zafady rah nanao pv fa tsemboka mintsy anie zah nitady an'i veloo vao nahita azy eh :-o :P
12. ravakamalala ( 15/01/2006 17:36)
za koa mahafantatra an ilay bebe vaovao, tsy omeko tsiny aloha i veloo raha nandao ny akany e!:twisted:
13. fiaritiana ( 15/01/2006 17:43)
dadabe: efa tsy an i Veloo tsony ono toi fa aza saro piaro eo e!
14. vale ( 15/01/2006 18:35)
Tianavola> tongasoa ô!
dadabe>=))=))=))fa manin ndray ary zà no tondrotondroinao otran'io é!=))
15. Herimiafina ( 15/01/2006 18:39)
Ary sao de i vale ary ialay bebe vaovao izany? hehehehehe:-D:-D:-D=))
16. Vahinala ( 15/01/2006 18:51)
:-D:-D:-D:-D
17. Veloo ( 15/01/2006 23:06)
dadabe a vavy io ka namako be izy... tandremo sao ataon-njy bebe vao2 eo an :-D:-D:-D:-D
oay le lava be ty resaka ty kle.
tianavola a i dadabe ? hahah bandy mampime be io.. natao mariazy virtoaly zahay taty nisy mopera mihitsy nanao azy, fa izy tsy fidel aky dia nanao divorce za a mbola tsy hita fona ilay mpoera hanao ny divorce :-D:-D:-D
i herimiafina ko bandy eto arak'ny itan-njy eto miafina lery :-D:-D:-D asa aky inn no hafeniny ato :-D:-D:-D
i vahinala zao bebe vao2 fa itako imbetsaka i dadabe manoroka azy am-pabemason'ny rehetra,
ary arak'ilay lazain'i ravakamalala, dia mbola betsaka ny bebe ato vadin;ny dadabe io ka mila jerein-njy any @ sizy rehetra oe izay avy no norohin'i dadabe dia bebe doly zany :-D:-D:-D:-D sa ahona ry reto????:-D:-D:-D
ka i ravakamalala no hiteny antsika oe iza avy ireo bebe vao2 ireo.. sa efa ny demisiona :-D:-D:-D:-D
io i vahinala mody mime eo satria izy efa ao anatiny ...itan'njy tianavola ???
18. jennifer2 ( 16/01/2006 03:29)
Veloo a! tsy izay orohan'i dadabe kosa de bebe daholo e!
19. jennifer2 ( 16/01/2006 03:30)
Ary zay aho vao naharaka hoe Vahinala kay no bebe vaovao! arahabaina Vahinala a!
20. pissoa ( 16/01/2006 05:29)
Ary ny aranarko tsy notenen'i Veloo kle :evil:
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3081