Veloo ah very ato aho eh hahaha

41. tianavola ( 20/01/2006 17:55)
lolll Veloo hahaha
Fa hono aloha alohan'ny handraisako micro fa toa tsy afaka mandahatra hira ntsony ve? (lol tsy mety hitako lay izy nefa zah te hihaino an'i Kiady mafy dé mafy mintsy zany :^)
Ndraso jeriherevako miadana eto eh lol :°)
42. Veloo ( 20/01/2006 19:31)
za aloha mbola tsy any @ radio e... normalement tokony rehefa misy olana dia mandefasa sosokevitra atsy @ Radio Vazy Gasy, etsy ambony etsy e dia mazoto ooooo :-* (a ta gauche)
43. jennifer2 ( 22/01/2006 03:27)
manapa-tsinay mihitsy nareo eto ka! soa fa misy dokotera ato aminay!
44. ari.malala ( 23/01/2006 07:07)
veloo a, ,parmi les beb ahoana aky? za ts anisany fa za sekretera mandray noty hoe iza ndray zao no bebe vaovao kooo :-D:-D:-D

pissoa,=))=))=))=)) za tia mimeme b d zay no anaovako anjy we aza mifaninana @ko fa za ra himeme ts arak'injy:-D:-D:-D:-D:-Dindrindra refa ato anaty dinika...:-D:-D:-D:-D
45. pissoa ( 23/01/2006 12:20)
O ry ari ah, koa tsy mba te ho bebe ihany ve indry ny farany mandray naoty eo e? =))
46. Veloo ( 24/01/2006 00:23)
jenny a ka ita aky fa mbola misy bebe vao2 vo tonga retsy io a dia mba atoro azy ny ato @ sera2 e :-D:-D:-D
ari a mety ho bebe tsara ho an;i le dada io ka :-D:-D:-D
pissoa a inn moa ny olana tokoa i ari ko anie efa bebe e =))=))=))
47. jennifer2 ( 24/01/2006 02:12)
:-D:-D:-D, hay zany miampy ny bebe ato koa! mety mahita angano vaovao indray zany isika koa!
48. ari.malala ( 24/01/2006 05:48)
veloo a, inona klou ny porofo fa za efa bebe e:-D:-D

pissoa, tena aleo alo aky hotanora ihany fa ts mbola t ho bebe ka =))=))
49. Veloo ( 24/01/2006 18:37)
ari a njy efa manan-jafiafy ka :-D:-D:-D:-D
50. jennifer2 ( 25/01/2006 00:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
51. ari.malala ( 25/01/2006 05:48)
veloo, njy an :-D:-D aiza ko ze zafiafiko eo? njy veuh???:-D:-D:-Dsady njy le mbola mila solona kilaoty fa njy le ts miteny fa tonga d mipipi kilôty:-D:-D:-D:-D:-D
52. Veloo ( 25/01/2006 15:59)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ari a za tsy mety ho zafikelin-njy satria za efa bebe knou euheehuuuu:-D:-D
53. tianavola ( 25/01/2006 20:00)
hihihi :-D
54. Veloo ( 25/01/2006 20:32)
lozany mime fotsiny re tompoko :°):°)
55. Herimiafina ( 28/01/2006 04:56)
tianavola:

Iza ary zah oh?? ry Veloo? :D
Kay efa nanana compte tato aho fa adinoko ny fisiany dé zao tafiditra izao ihany nony farany saingy very be fa feno soratsoratra be naika tsy hitako izay hitadiavana anjy hihihi
Zay ihany fa bizous be dé miala tsiny rah tsy manoratra ato aho fa tena tsisy fotoana ntsony mihitsy an
ttn :D

Tantine Tianavola, tongasoa njy, ary maman Veloo tsy niteniteny taminah an! hehehehehe=))=))

56. pissoa ( 28/01/2006 06:11)
Veloo> Hay ve njy mbôla mipipy an-kilôty e =))
ari> Ka angaha moa rehefa bebe dia tsy maintsy hoe antitra e, angaha tsy hitan-njy le sarin'ledada hoe mbôla jeune kely :wink: :-D:-D:-D
Herimiafina> Niantso rahavavy mihitsy le reninao fa tsy vitany intsony ony ny mananatsa anao fa maditsa lahy =))
57. Herimiafina ( 28/01/2006 06:20)
Oadray klé, fa toetran'iza no notahafiko e? heheheh=))
58. pissoa ( 28/01/2006 06:23)
Mety toetran'i veloo ihany marina fa izy ary efa manan-janaka beeee ôtranao mbola maditsa mipipy an-kilôty ihany hono kou =))=))

veloo ah, zah aza kapohana an :-*:-*
59. Herimiafina ( 28/01/2006 06:35)
Io maman asivo any fa mampiana-dratsy anah an, io maman an, tonga de tsonjomy amin'ilay kiraron-njy iny ny doudoune-ny, hehehehe=))=))
60. pissoa ( 28/01/2006 06:41)
Wadray kle =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675