Veloo ah very ato aho eh hahaha
101. ari.malala
(
10/02/2006 07:22)
veloo, manin njy tezitra b ôtsn'io? :-D za aza ani mba niteny ny zanak'njy ee:-D:-D:-D
pissoa, fa in no tokony hahavoatonona ny anaranjy tao alo e, sa njy vinanton'i veloo?:-D=))=))=))
pissoa, fa in no tokony hahavoatonona ny anaranjy tao alo e, sa njy vinanton'i veloo?:-D=))=))=))
102. Veloo
(
10/02/2006 19:52)
ari a zay mihitsy retsy a =))=))=))
i tianavola aky atao bebe faha 44 a! :-D:-D
i tianavola aky atao bebe faha 44 a! :-D:-D
103. Herimiafina
(
10/02/2006 20:25)
Nanaiky ho reny malalako ihany i Veloo ny farany marina klé. Bisous bisous neny chérie, hehehehe=)):-D
104. tianavola
(
11/02/2006 16:26)
:-D:-D bebe faha 44 zah an? :-D
Pissoa, ra miharanga ny sofin'ny veloo dé lacher-tsika ny volony anakonana ny sofiny ranga eh :-D
Veloo :-* aza arangaina ny sonfinjy an fa mitomany eo i pissoa :-D
Herimiafina zany lay zaza maditra ato? 8O ndana mankany @ mamanareo fa zah kamo be hitaiza zaza maditra zany :-D:-D

106. Veloo
(
11/02/2006 23:43)
ralay a zao ve de lasa pv?
tsssssssss hery:twisted::twisted: za tsy manan-najanaka zany waaaaaaaa:twisted:
tiana ka efa lasa bebe injy satria ato misy dadabe:wink:
tsssssssss hery:twisted::twisted: za tsy manan-najanaka zany waaaaaaaa:twisted:
tiana ka efa lasa bebe injy satria ato misy dadabe:wink:
107. pissoa
(
12/02/2006 08:30)
ari.malala, an3 kah. Jereo ary ity Veloo tezi-dava, sady ny zanany aza tsy tiany ... Io ve retsy ho azo rafozanina =))=))
Tianavola, dia tsy ho tazana ve ozy njy le sofiny? Ndao ary andramana e :-D:-D
Ralay, :-*:-*
Tianavola, dia tsy ho tazana ve ozy njy le sofiny? Ndao ary andramana e :-D:-D
Ralay, :-*:-*
109. ari.malala
(
13/02/2006 05:57)
pissoa, =))=))=))=)) ze ifanarahanareo mianakavy ao retsy a! =))=))=))
Herimiafina, enao kosa anie maditra loatra ko aiza ary ny reninao no ho tia anao eeee
Ralay a, ilaina mintsy anie enao haka sary an'izay zavatra retraretra mitranga ato e! sady tsisy resaka PV zany eo, aingana enao tsy fakantsary tsotra tsony no ilaina fa tena kamera mintsy =))=))

111. Herimiafina
(
13/02/2006 23:09)
Zah tsy hanao zanak'i Veloo tsony fa izy hono tsy mila klé. Manomboka izao refa tsy mety ho reniko de kotiako tsara amin'izay klé, hehehehe=))=))
112. ari.malala
(
14/02/2006 06:45)
Andrekaky oooooooooo! lozain ty fa misy zanaka mikoty reny kle=))=))=))=))
114. ari.malala
(
15/02/2006 05:18)
andrekaky oooooooo!nanaiky hokotina ko le reny marina! in re ty fianakaviana ity eeeeee=))=))=))=))=))=))
115. pissoa
(
15/02/2006 05:39)
Hihihi - sady otsan'ny efa niandry vava latsaka fotsiny ilay reny amin'izany :-w:-w =))=))
116. dadabe
(
15/02/2006 08:52)
herimiafina >ampiko ve lah e, hitako lety ny point faible ny a:-$:-$
120. tianavola
(
15/02/2006 18:27)
:-D:-D:-D
Aleo aloha bebe44 haka haka aina fa sady tapatsinay no fanina tsy maharaka resaka fianakaviana mintsy :-D:-D:-D
:-* doly doly hihihi
Aleo aloha bebe44 haka haka aina fa sady tapatsinay no fanina tsy maharaka resaka fianakaviana mintsy :-D:-D:-D
:-* doly doly hihihi