Mamoafady hono ??

1. Vahinala ( 13/01/2006 10:41)
Hono hoa, iza amintsika namana rehetra ireto na lahy na vavy no sahy milaza fa tsy tia manao firaisana ara-nofo ? Fandre matetika mantsy ny hoe "sujet tabou" zany resaka sexe zany ka tsy tokony ho resahana na koa hoe vetaveta izay miresaka izany, amiko anefa dia au contraire tokony mihitsy satria izany no mahatonga ny ankizy tanora amin'izao fotoana, bevohoka hoazy tsy nahy satria tsy mba nisy nampianatra hoe ahoana no fomba hiarovantena. Tokony asiana dinika kely mihitsy ny mikasika an'io mba hifanankalozan-kevitra mba samy hahay handrindra ny azy avy any miaraka amin'ny olontiany, io anie no zavatra tsara indrindra eo amin'ny fiarahan'olondroa e, ary matetika rehefa io no misy olana dia lasa mikorotana ambaka ilay fiarahana mihitsy, porofo : dinika maromaro hitantsika ao amin'ny "fitiavana" ao izany.
Ka ahoana ny hevitrareo ?
répondu par fijo le 18/01/2006 20:15
2. dadabe ( 13/01/2006 10:48)
hummmm
3. pika ( 13/01/2006 11:16)
:roll::roll:
4. majesty ( 13/01/2006 11:18)
vahinala:andraso kely klou ieritreritra :-w
5. booboo ( 13/01/2006 11:33)
ny inn @ io raha io ny tian'i Vahinala ho resahina fa tsy azoko, tsy araka sady tsy mazava. Ny détails (positions sy ny tariny ) sa ilay ohatra ny @ santé reproductive des adolescents ireny sa inona ?
6. ravakamalala ( 13/01/2006 11:58)
Vahinala:
io anie no zavatra tsara indrindra eo amin'ny fiarahan'olondroa e,


tena marina ve?:roll:
7. jonjy ( 13/01/2006 12:28)
:*:-*tsy aleo zao ihany de vita
8. lemenakely ( 13/01/2006 12:34)
eee aza adino fa ny gasy dia tsy mirona loatra @ civilisation occidentale fa plus orinetale ka tsy dia mahagaga ahy loatra ny resaka sexualité raha mbola tabou aloha tsy misy maharatsy hoe tabou anie raha amiko manokana e manaova ary i vahinala firaisana manoloana ny ray amandreny na ny anadahy dia ho hitako e!!!
9. zanxx ( 13/01/2006 14:20)
Fanamarihana no apetrako: Ny "kama-sutra" dia art orientale koa mametra-panontaniana ihany ny tena hoe tsy mahay an'io zavatra io tokoa ve ny tatsinanana? Tsy dia resy lahatra loatra ny tenako manokana fa asa ianareo.
10. sedra ( 13/01/2006 14:51)
fitiavana tsy arahina firaisana izany dia zava-pôna koa amiko aloha tsara be zany
11. Vahinala ( 13/01/2006 15:58)
Tsy nisy niteny anie teo hoe handeha hanao firaisana eo imason'ny ray amandreny na ny anadahy e, fa zavatra mi existe io ka tsy azoko hoe inona no tsy hiresahana azy, betsaka fotsiny ny miatsara velatsihy hoe mahamenatra ny miresaka izany nefa iza hoa no tsy an'io ? Misy sahy milaza ve fa tsy tia ? Zavatra tsara io sady manamafy ny fifankatiavana ka manontany tena foana aho hoe nahoana no refa miresaka izany dia lazaina fa vetaveta sns, zay anie no tsy azoko e !
12. nani ( 13/01/2006 15:58)
Salut !

Tsy aleo veuuu ki mieritreritra ny fomba ani amintsika hoe tabou ny miresaka anizani toy izay ny aty , ny sasany tsy menatra akory misolo akanjo eo imason papa !! Afaka resahana tsara aloha zany ee ! fa saingy rah ohatraka ny zanaka lahy miresaka @ papa , dia ny vavy @ maman , de hinoko fa tsy hisy
olana mintsy .
Hiiihihihi Vahinala ! io no tsara indrindra hozy njiko ??? Non , hozy za hihihi zahay mahita mihotra lavitra no zani ee lol
13. lapino ( 13/01/2006 16:29)
ravakamalala : fa inona ny an-dry?
14. booboo ( 13/01/2006 16:32)
vahinala > f'angaha raha tia mi-crac crac boum boum dia tokony izao tontolo izao ve no hahafantatra ny antsipirihan'izay nataon-dreo tany ? euh...
15. hery ( 13/01/2006 17:04)
Tsy ny zavatra tsara rehetra akory dia hodradradradraina etsy sy eroa kah :-) misy ny atao hoe vie intime... misy tsirony izy amin'izay fotoana izay. Raha fampianarana (toa ny siansa sns) dia azo atao tsara ny manontany, efa tsy tabou intsony izany (ohatra hoe manontany ny resaka fadimbolana amin'ny reniny ny zazavavy raha amin'ny rainy toa ho hors sujet raha tsy hoe dokotera i leiry na ...)
Raha tsy fampianarana kosa fa resaka ambony tamboho dia aleo samy ho an'ny mpitaingin-tamboho (lahy sy lahy na vavy sy vavy)... tsy resaka fady no izy amin'izay fa resaka mitovy onde fotsiny. TSy resaka seksa ihany no misy an'izany fa resaka maro hafa koa (sakafo, tomobil, kilalao, toaka sns)
16. fasaly ( 13/01/2006 17:09)
lemenakely:

manaova ary i vahinala firaisana manoloana ny ray amandreny na ny anadahy dia ho hitako e!!!

fanfaha kosa de tsy maintsy hiafàra amzay le izy e!
mora havidkareo le hevitry ny tabou kou aiza mou!


17. Vahinala ( 13/01/2006 17:34)
Tsy haiko aloha e fa na samy vehivavy aza ohatra, tsy haiko ny lehilahy rehefa miresaka an, dia raha misy 2 na 3 miresaka izany dia misy iray indray tamy avy any, "inona aky zany resakareo zany,zany koa v d mba sujet tsara ?"

nani > Hiihihh fa inn tokoa aloha nenjy e, mba bitsibitsio ana klou e ! :-w:-w
18. nani ( 13/01/2006 17:42)
eheheheh !
Anontnan izy aniee fa hamaly anji tsara izy ee??? hihihi !! efa we tsy azo tantaraina amin oul bedabe ko njiko lol:lol:
19. booboo ( 13/01/2006 17:44)
raha zay indray dia resaka " onde " araka tenin'i Hery.
20. kally ( 13/01/2006 18:08)
Izaho manokana aloha tsy tia miresaka loatra izay fanaonay mi'tsam! anay izany dia mijanona ho anay, ohatry ny fiainan-tokatrano ihany io, angaha dia ho tantaraina sy hiadian-kevitra daholo io rehetra io?
Raha isika gasy manokana dia hoy ny fitenenana hoe ny tokatrano tsy ahahaka: izay rehetra mikasika ny fiainan'ny mpivady gasy dia mijanona ho azy ihany.
Raha tianareo resahina kosa ve moa ny anareo resaho fa aza manome tsiny na mitsikera be fahatany izay tsy te hiresaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6172