Mamoafady hono ??

41. vale ( 15/01/2006 00:15)
Vahinala> ay vé é!:wink: zà alo maita fa tsara le izy é! :wink:
42. vale ( 15/01/2006 00:18)
dadou:

(l)raha lehilahy no tsy tia manao dia tapaho fa marary izy,fa raha joba manantona ahy fa omeko tsirony izy tia tamana sady mitady raha tsy mahita

dadou> ôôôô! tara njay là! na vhv na lhl mitovy samy maita mamy fa ny lhl mi-exagérer!:-P

43. vale ( 15/01/2006 00:33)
booboo> i Vahinala ngé aky tsy nanontany hoe ahoana ny fataonareo any ambony fandriana fa vakio tsara alo ny sujets fa misy tsy azonareo angamba!!!
44. Veloo ( 15/01/2006 02:05)
:-D:-D:-D:-D herimiafina a tsara nu valiten-jy marina mihitsy zany fa mba ampidino kely re ty sakafo e
45. Vahinala ( 15/01/2006 09:22)
vale > Za aky d gaga fa misy tsy mahazo aky le tiako lazaina an, za tsy niteny hoe handao hifampitantara izay nataony tany ange e, mbo ampio eeeeeee !
Hiiihihi za koa mahita fa tsara io an ! :wink:
46. nani ( 15/01/2006 12:31)
Vahinala ! taiza njai njiko nahita fa tsara io ? de ovina ??? hahaha sa ao @ eritreritra oooooo
47. Vahinala ( 15/01/2006 19:01)
Veloo > :-D:-D:-D:-D:-D
48. Herimiafina ( 15/01/2006 19:24)
Otran'ny henakisoa ihany io, tsara fa mahatofoka, hehehehehe:-D:-D=))
49. booboo ( 15/01/2006 19:27)
vale > valin'ny fanontanian'i Vahinala momba ny hevitro @ firesahana raha ara-tsexe napetrany tamiko io navaliko farany io kah.
50. Veloo ( 16/01/2006 00:15)
herimiafina a dain..... motika ihany an :-D:-D:-D:-D
51. Vahinala ( 16/01/2006 08:37)
Herimiafina > Tena tsara anga ny henakisoa, za anfe tsy tia ! :-D:-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 16/01/2006 20:47)
Oadray klé! Iza njay io tsy tia motika sy henankisoa io klé? Sur zao zah fa ireny caca pigeon sy cracky manakarary ireny injay no tinareo an! hehehehe:-D:-D
53. Vahinala ( 16/01/2006 21:04)
Herimiafina > Nan ka hen'omby no tiako ! :-D:-D:-D:-D
54. fijo ( 17/01/2006 21:55)
booboo an,ary raha antsoina hoe saka ny "chat"?hi hi hi aza manombo eo an.
nisy bandy akamanay izay tao anjanahary,mpidaina be lery.dia niresaka ny bandy indray andro,hoe inna no zavatra tsara indrindra.dia samy nilaza ny heviny teo."mahazo vola be e,mikaly be e,mandeha nay an dafy e;sns",fa niteny tampoka lery,nony efa nangina daholo ny bandy .dia hoy izy.
ny zavtra tsara indrindra dia ny "mangery raha poritra be,ary ny manao".samy tsy nahateny ny bandy,nefa avy eo izahay samy nihaiky fa marina le izy.
ka le vokansy sy nykarazany,hafaliana sy tsara,fa araka io voalazan'i vahinala io,dia io no tena tsara.za aza ve virja mahalala an'izany de nareo indray le
55. Vahinala ( 18/01/2006 08:49)
fijo > hahahaha virja ve nao d mahalala hoe tsara ny manao ! Za aloha mahalala tsara e, ary betsaka koa ny olona mahafantatra izany fa mody tsy miteny fotsiny.
56. fijo ( 18/01/2006 20:15)
vahinala,maria renin'i jesoa ve efa niteraka dia mbola antsoina hoe "maria virjiny?"
minoa fotsiny wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2769