Mamoafady hono ??

21. vivi ( 13/01/2006 18:38)
zay kosa no mahagasy ny gasy e!, tsara anie zany mahalala menatra zany e! ,olona mahalala fomba!, fa tsy hotrany vazaha efa tsy mahalala pudeur intsony!, au contraire aza n ny ankizy no tokony ahafantatra ny sexualité -any fa tsy isika ray amandreny mihitsy, hotran'izahako izao d za hiany no nahafantatra zao sy zao fa tsy mamanay no niteny anizany , ary hatraminizao za mbola tsy nanenina ary tsy nanome tsiny ny ray amandreny , any antsekoly koa anie efa misy ny education sexuelle sy ny tariny e!, hafa we tonga regle voloany ianao d mila fanazavana fa ny ankoatranizany ! , betsaka ny zavatra tsara aty andafy fa aleo mitazona ny mahagasy @io resaka io!
22. danibe ( 13/01/2006 19:02)
misy lafiny mahamarina azy aloha ny havitr'i Vahinala raha @ le lafiny hoe: hanabeazana ny tanora mpifankatia notanjona sy hanafoanana ireny tovovavy bikina tsy manambady ireny. saingy izao no zavatra hitako: tsy dia ny vehivavy manana bandy tena tia azy no bikina matetika fa ilay sipakely tsy manan-tsiny, na ilay tena tsy tiana eo @ fiaraha-monina ireny. ka @ izay dia lalana hafa no tokony haleha fa tsy ny firesahana seksa mivantana @ le sipa sy bandy.
manaraka izany, ny maha malagasy de tsy manaiky ny hanaovana io resaka io am-pahibemaso, nefa tena miresaka an'io sady mampihatra an'io ny gasy. na tanora na efa lehibe. porofo'izany, eto @ serasera raha misy resaka toa itony eto dia betsaka ny mpamaly hevitra, ary raha misy tovolahy na tovovavy tafaraka de io no resaka mafana indrindra. mbola tsy hitako izay niteny hoe: ovay izany sujet izany raha tsy ry masera angaha. ny maro kosa de: tena mankafy, de ahoana hoe? de nanaona lesy ny tohiny? de rahovina indray hoe? sns...
23. Veloo ( 13/01/2006 19:02)
:roll::roll:
24. fijo ( 13/01/2006 19:28)
rehefa nijery ilay valinteny rehetra tato aho,dia hitako fa mbola tsy tantin'ny maro io resaka io.za manokana dia momba tanteraka an'i vahinala.

resaka anie ry zareo no anontaniany e,fa tsy hoe misolo akanjo eo imason'ny dada,na manao firaisana eo imason'ny neny.io dia fihetsika fa tsy resaka.ka aza hafangaro.

ny toetsaina misy amintsika,dia mbola voafehin'ny finoana,ka manjary,"tia manao firaisana,nefa mankahala resaka firaisana,ary tsy tia ady,nefa tia manao resaka ady"

raha miresaka izao ohatra hoe ,ahoana no fomba hitazomana ny an'ny lahytsy handeha haingana?dia aiza ny olana?
25. booboo ( 13/01/2006 21:06)
raha resaka mahasoa momba ny sexualité ( ôtra io raha lazain'i Fijo io ) dé tena mamaly zà fa raha ny fomba fanaonay refa mi-crac crac boum boum no sokirina dé mitovy hevitra @ Kally zà ! tsy mitovy mitsy zany amiko klou e !
26. Vahinala ( 13/01/2006 21:40)
Za kosa aloha tsy hoe andeha re isika rehetra hifampitantara ny fanaontsika rehefa eny ambony fandriana, iny resaka intime ndray fa tsy izay mihitsy no tiako lazaina eto fa tsotra fotsiny hoe raha misy namana manana olana mikasika an'io ve ohatra akaiky zany ka mila hevitra, fahadisoana ve raha toa ka hifampiresahana ilay izy sa dia hoe mamoa fady zany fa avelao any ? Za aloha mialatsiny fa rehefa mba misy zavatra manitikitika ny saiko dia tsy misalasala mihitsy za miresaka amin'ny namako na lahy izy na vavy e, ary resaka tena madio hoe juste mifanoro hevitra entre samy mpinamana io na mifanazava fotsiny fa tsy misy eritreri-dratsy akory, maro ny namako no lehilahy ohatra, misy zavatra tsy metimety any amin'ny sipany any dia avy izy manontany ahy hoe fa inona no antony mahatonga anareo vhv manao an'izao na manao iry e ? Dia mamaly azy aho raha toa ka fantatro ny mety ho antony dia zay tsy hitako hoe inona le maharatsy izany aloha.

fasaly > Misaotra anjy fa tena njy mihitsy no mikôpy le tiako lazaina an ! :-*:-*:-*
27. Vahinala ( 13/01/2006 21:42)
fijo > enao mants no tiako lazaina hoe misaotsa fa tena enao mintsy no mikôpy le tiako lazaina e, fa na izany aza :-*:-*:-*:-* be njy fasaly an ! :wink:
28. lapino ( 14/01/2006 00:30)
fijo: tsy resaka voafehin'ny finoana io ka! tsy ny maha-kristiana mihitsy no mahatonga an'ilay miahotra miresaka firaisana.

Fa ny kolotsaina malagasy nentin-drazana no mahatonga an'io raha ny fahitako azy. Hiarovana ny tokatrano tsy hiahaka amin'ny antsoin'i kally angamba amin'ny lafiny iray, na hiarovana tsy hiresahana an'izany amin'olom-pady (hafa sexe) koa. Dia lasa mamoafady ny miresaka an'izany raha vao misy riska miaraka hahenoan'olona mpifady azy, ohatra hoe 'en public'

Raha ny hevitro dia izao: Tsy maninona mihitsy ny miresaka an'izany araka izay ilaina, na amin'iza na amin'iza, raha manaiky ny conscience. Saingy tandrovana mba tsy hanafintohina ny sasany.
29. dadou ( 14/01/2006 03:13)
(l)raha lehilahy no tsy tia manao dia tapaho fa marary izy,fa raha joba manantona ahy fa omeko tsirony izy tia tamana sady mitady raha tsy mahita
30. Herimiafina ( 14/01/2006 03:53)
Vahinala:

Hono hoa, iza amintsika namana rehetra ireto na lahy na vavy no sahy milaza fa tsy tia manao firaisana ara-nofo ? Fandre matetika mantsy ny hoe "sujet tabou" zany resaka sexe zany ka tsy tokony ho resahana na koa hoe vetaveta izay miresaka izany, amiko anefa dia au contraire tokony mihitsy satria izany no mahatonga ny ankizy tanora amin'izao fotoana, bevohoka hoazy tsy nahy satria tsy mba nisy nampianatra hoe ahoana no fomba hiarovantena. Tokony asiana dinika kely mihitsy ny mikasika an'io mba hifanankalozan-kevitra mba samy hahay handrindra ny azy avy any miaraka amin'ny olontiany, io anie no zavatra tsara indrindra eo amin'ny fiarahan'olondroa e, ary matetika rehefa io no misy olana dia lasa mikorotana ambaka ilay fiarahana mihitsy, porofo : dinika maromaro hitantsika ao amin'ny "fitiavana" ao izany.
Ka ahoana ny hevitrareo ?

Mbola misy favy noho ny firaisana ara-nofo kah, ny misakafo ohatra, ny matory, ny manao vakansa.
Ny tena izy izany de accessoire ny firaisana fa tsy tokony ho principale e!


31. booboo ( 14/01/2006 09:17)
Vahinala > zay vao azo sy araka sy mazava ny sujet napetrakao.
32. Vahinala ( 14/01/2006 09:33)
booboo > Zany ve d ahoana amzay ary ny hevitrao e !

Herimiafina > Hummmmmmm tsy principale io fa raha miaraka amin'ny olontiako aho d tiako daholo aloha ny zavatra rehetra ataonay, ny important hoe miaraka fa na izany aza io no tena préféré ako an ! :-D
33. vale ( 14/01/2006 11:10)
favy kou ny manao "pôpô sy pipi"! tena maivamaivana mihintsy avy eo! fa zà alou tsy mandà izany fa favy izany ilay manao firaisana! fa misy kosa tena obsédé an'io zvt io!!!
34. Vahinala ( 14/01/2006 11:32)
vale > Neny le obsedaka ndray efa tena aretina mintsy koa !
35. nani ( 14/01/2006 12:21)
Vahinala ! hahahah io no tena preferenjiko an ! lol hahah hitanjiko tsara fa sintoniko any iny de tsy manana tsoni njiko !!
36. Vahinala ( 14/01/2006 15:24)
nani > Anjay kosa e, tapaka lalanja eo za an ! hihihihihihi :-D:-D:-D
37. ravakamalala ( 14/01/2006 15:51)
lapino:
ravakamalala : fa inona ny an-dry?
liana angaha ianao?:wink:
38. booboo ( 14/01/2006 18:16)
vahinala > zà tsy miditra @ raha io revô par "curiosité malsaine " no itondrana ny resaka fa raha tsy fahalalana sy mety hahasoa ara-pahasalamana izay manontany anà dia tena " j'appelle un chat un chat ".
39. lapino ( 14/01/2006 19:07)
ravakalala : eny :-$:-$:wink:
40. Vahinala ( 14/01/2006 20:18)
booboo > Zany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5472