"tsikeran'ny sary"
1. fasaly
(
13/01/2006 07:46)
mbà tsetsatsetsa tsy aritra kely ny ahy e!
"possible" ve ny mba manana sary kely otran'ny an'i "hery" rehefa mamaetraka ny tsikeran'ny sary ao amin'ny sari'ny namana?????? amin'izay fantatra hoe tena ilay tompon'ny ps marina no mametraka tsikera
hitako eto mantsy fa amin'ny sarin'i "yaonika" sy "akamtiana" dia misy ny mampiasa ny ps-ko tsy tahotra tsy henatra zao manararaotra mametraka zay tiany ho soratana.... ka sady fampiadiana olona no karazany fanosroampotaka iyany koa e!
misoatra e!

répondu par lapino le 15/01/2006 21:52
2. mamzelkely
(
13/01/2006 08:04)
marina mits io tenenin fasaly io na du moins ts sary kely satri misy olona ts tiny ho fantatry ny olona rht fa du moin signe kely hoe hahalalana fa za io na fasaly na ts haiko na kou atao ôtrany eto am dinika we soit enao mitondra ny ps anao soit enao manao xxx fa mba ts afaka mitondra ny ps an'olo-kafa
sa ve ts possible zany
sa ve ts possible zany
3. fasaly
(
13/01/2006 08:07)
ié zay kou no tena mety ry mamzelkely! hevitra atsipy mou izy ity fa raha tsy mety ve!.....
4. ari.malala
(
13/01/2006 08:14)
non, ts tokony hatao afaka manao xxx fa tokony hita eo we iza io e! satri mato mitsikera d vonona hizaka za notenenina zany...
5. fasaly
(
13/01/2006 08:24)
zany anie wa! e! satria mbola afaka mamararaotra be izy hiteny zao tsy filaza rehetra zao sy hanao zay hanoina ny namana sasany, de manjary manararaotra otran'ny banga miomehy alina ao izy raha manao xxx marina.
6. hery
(
13/01/2006 08:40)
ie,
efa mitady alternative tsaratsara kokoa amin'izao. Ilay tsikera io vao nandoavana vola tsy ela dia tsy foiko havela :-) fa hitadiavana fika matomatotra kokoa.
Dinihana androany alina sy amin'ity weekend ity. @ Lundi io tokony ho vita
Isaorana bedabe nareo de isaorana kou i lapino nanome sosokevitra hanatsarana ny tsikera sary.
Hitako fa fomba iray hafa ahafahana mifanerasera ny tsikeran'ny sary (izay no lafy tsarany) ka tsy ho esorina fa hohatsaraina mba tsy hisian'ny abus.

7. majakely
(
13/01/2006 08:59)
rah mba zay kosa hoe mba tsy te ho fantatra fotsinn de ahoana zany ??satri mba tia atnsokosoko olona iray v de ho kobo be eo kosa ny sary ve ??hihihi ,,,sa ahoana mamzelkely??
8. majakely
(
13/01/2006 09:01)
Ny tiko lazaina hoe ,,indraindray le izy mba secret de tonga kobo be eo ve ny sarikelinay zany ??? :-D
9. fasaly
(
13/01/2006 09:01)
misaotra betsaka i hery a!:-*ny aton-dia eto mantsy hiserasera sy hinamana fa tsy hiantsy ady aman'olona e! ka de manararaotra manao zay danin'ny kibony ny sasany mampiasa izao saina ratsy rehetra zao.
ny ahy aloha de tena hitako marina mihintsy zany e! fomba hafa ary mahobmy ahafahana mifanerasera ny sary, ary tsapako izany satria ny nahazahoako namana mahafinaritra de tato amin'ny dinika sy tary am sary tary!:cry: hitako hoe tena mifanakaiky ny ankizy na dia ilay mifanala kely ihany aza de mahafinaritra ery e! misaotra bdb ho an'ny mpiandraikitra rehetra e!

10. Fiffi
(
13/01/2006 09:07)
tena marina daholo izany voalaza eto izany ary tena misy tsy rariny mihintsy aloha e! fa ny mahagaga ahy dia fa maninona ary no misy namana manao an'izao ? fialonana ve ? dia samy gasy isika ko maninona no manao an'izao ? tsy tokony ho faly ve isika ohatra mahita hoe way!!! manja kosa ity namana ity na asa !!
ny olonkafa firenena aza hitiavina sy hajaina ary dokafana koa maninona raha mba atao an'izany koa isaka MALAGASY mpiray tanindrazana ? :(:(

11. majakely
(
13/01/2006 09:11)
zay aloh ee,,tokony refa tsikera ratsy vo tokony hoe ho kobo kah,,,rah tsy ratsy tsy hitako ny olana ...
12. vancleef
(
13/01/2006 09:35)
Hery>Mora be ny manalan\'ny olana eo @ tsikeran\'ny sary.
Ny namana loggué ihany noho mahazo manoratra ary tsy maintsy mametraka e-mail (manana e-mail daholo izay namana misoratra eto).
Eo @\'ilay form
- tonga dia misoratra ny login dia tsy azo solona.
- verifier-na any @ database MySQL faha miaraka ny login sy ny e-mail
- verifier-na faha tena e-mail valid (eo ambany misy code azo ankana hevitra)
Ny mitahiry ny adresse IP dia tsy misy hilaina azy satria tsy fantatra tsara akory avy any @\'ny tany aiza ilay olona (raha miditra @ AOL eto France dia lazainy faha avy any UK ohatra). Ny provider ihany noho mahafantatra izay niditra t@ IP io tamin\'ny andro sy ora izao ary tsy homeny anao faha ny tribunal ihany ary koa misy anonymizer

13. Angie
(
13/01/2006 09:55)
Enga anie mba ho hita ny solution @ io marina fa toa tena ratsy lay mifangalatra ps.
Hery> matoky anareo mpikarakara zany fa tsy ho very any ny sosy :D:-)
dia merci an'i vancleef manome sosokevitra e

14. vancleef
(
13/01/2006 09:59)
Azo hatao mihintsy aza tsy afaka mijery tsikera raha tsy valid ny e-mail sy tsy loggué
15. mamzelkely
(
13/01/2006 10:23)
io hevitra vancleef io marina tokoa alo tsara ko atao ôtrany ref miditra ato am serasera le mampiditra ps sy mot de passe mits ko afaka atao ee
16. hery
(
13/01/2006 11:02)
vancleef> ny tsy mahamora azy dia tsy service ao anatin'ny serasera.org ny tsikera fa ao anatin'ny haloscan. Tsy afaka manao remote login afatsy amin'ny alalan'ny JavaScript... dia io no eritreretiko
Tsisy champ azo manipuler-na avy any amin'ny haloscan.com rha tsy ny adiresy email irery ihany (satria ny adiresy email ihany no invisible)... raha vao fantatry ny olona iray anefa ny adiresy email-n'ny olona iray hafa dia mora be ny mi-hack an'ilay izy.
Izay no olana.
Raha tato amin'ny serasera io serveur io (Izay angamba no tsy maintsy hatao) dia mora ny mi-gérer azy.

17. Fiffi
(
13/01/2006 11:19)
ary maninona moa raha hasiana système hoe izay mametraka sary hiany no afaka manao tsikera ao ? izany hoe ny namana rehetra afaka mijery ny sary fa sakanana tsy afaka mitsikera afatry ny namana nametra sary , moramora kokoa angamba io .
18. vancleef
(
13/01/2006 11:30)
Ao amin'ny serasera noho hatao ny test dia tsy hampiseo ny lien Tsikera raha tsy valide ny e-mail dia alefa paramètres ny name sy email
http://www.haloscan.com/comments/serasera/saryxxxxxxx/?name=login&email=email@domain.com
Avy eo atao type="hidden" ireo champ roa sy hapetraka ny value avy @ paramètres avy @ URL teo aloha io

19. hery
(
13/01/2006 11:53)
vancleef> tsy mety koa izay. TSy mandray an'ilay params login=xxx&email=xxx ny haloscan. Template fotsiny no azoko ovaina... donc io ilay nolazaiko hoe tsy maintsy mampiasa AJAX-Javascript.
Mandreraka serveur anefa raha manao an'izany.
En plus, ny olona mahita sary ihany (izany hoe efa logged in) no afaka manao tsikera (satria uniqid ny saryid) raha atao an'io lien io anefa http://www.haloscan.com/comments/serasera/saryxxxxxxx/?name=login&email=email@domain.com dia azo esorina fotsiny ny aorian'ny saryxxxxx/ dia afaka manao anonyme indray
Na ilay ajax aza mbola azo atao anonyme raha miditra form manokana mihitsy

20. fasaly
(
13/01/2006 15:26)
majakely:
rah mba zay kosa hoe mba tsy te ho fantatra fotsinn de ahoana zany ??satri mba tia atnsokosoko olona iray v de ho kobo be eo kosa ny sary ve ??hihihi ,,,sa ahoana mamzelkely??
hevitra tsotra ny amin'iny maja a!
raha manana "petit faible" amilay olona toi de
mandefa mssgs mivantana any am boite-ny
hoe somary tiko enao:wink:!!!!
fa maro mantsy ny cas-ko otsan'izay, mmaro ny namana tsy mametraka tsikera am sariko fa mandefa mssg manokana izy de any am boite-ko izy no mivelatra sy maka bahana tsara mamela zay tsikerany tiany ho lazaina. sa ve tsy marina aky zany????:lol: