"tsikeran'ny sary"

21. fasaly ( 13/01/2006 15:32)
Fiffi:

ary maninona moa raha hasiana système hoe izay mametraka sary hiany no afaka manao tsikera ao ? izany hoe ny namana rehetra afaka mijery ny sary fa sakanana tsy afaka mitsikera afatry ny namana nametra sary , moramora kokoa angamba io .


amiko tsy mety io fiffi fa manajary otran'ny resaky ny mpianakavy ihany zany lay izy, lay mpinaakavy lazaiko de reo mametraka sary ihany zany de otran'ny manakatona varavarana ho an'ireo tsy te hametraka sary! tsy mety ka!:wink:
22. yonikafopl ( 13/01/2006 16:16)
Ilay tsikera, ataoko ngamba fa malalaka, samy afaka manao izay tsikera tiany ny tsirairay, FA KOSA mba tsy hampiasa Ps n'ny sasany, fa tokony hiseho am maha izy azy fa tsy hiafina raha tena sahy, za kalou tsy mihintsona am tsikera izay ataon'ny namana ee, izay mahatsiaro ho ambany mahazo manao izay vava tiany atao izy, fa tsy hampiova ny bika aman'endriko aloha izany, samy fiere am nanaovan'Andriamanitra azy ny tsirairay,samy tsy misy ambanin'ny hafa, fa samy tsara doly, i fasaly manja, nefa i akamatiana kou tsy ratsy, i fanaina mahafatifaty nefa i boubounezy kou mahate ho tia, i rrasoa milay fa i yonika koa tsyt ambaka.... noho izany tsy misy ambony sy ambany fa samy tsara dolyyyyyyyyyyyyyyyyy. Fa izay mahatsiaro ny tenany ho ambany, ary mahatazana ny sasany ambony ihany no manaratsy sy mahay vava. Ka isaorana azy.

Na izany aza anefa ry hery, ilao fiheverana ihany mba tsy hampiasan'ny sasany ny Ps n'ny namana hafa.
23. lapino ( 13/01/2006 16:57)
Hery: nareo no isaorana, sady nareo aza hazoto hijery script tsy hay raha handeha :)
Tsy dia manana tsikera momba an'ilay fiarovana angamba aho, satria heveriko fa politikan'ny admin no mametra, na login na IP no hanivanana, na ilaina na tsia ny authentification e-mail.
Vancleef: Afaka tsehiko ve ilay regex email? :)
24. vancleef ( 13/01/2006 18:45)
Ity misy solution iray hafa : Tsy havela manao anonymous comment faha tsy maintsy manone pseudo sy e-mail. Amin'izay raha misy mitaraina hoe nisy nangalatra pseudo dia verifier-na fotsiny faha ny e-mail tena an'ilay pseudo, ary raha tena izy no nanoratra azy ka manone e-mail tsy an'azy izy dia tsy misy antony hitarainany.
Jerevo eto ny code hanaovana ny field pseudo sy e-mail obligatoire.
http://www.haloscan.com/forum/index.php?showtopic=2504

http://www.haloscan.com/forum/index.php?showtopic=2504
25. fijo ( 13/01/2006 19:53)
hery an,hevitra ihany ity,maninona raha avy any amin'ny fotony mihintsy no asiana fepetra.ny namana rehetra dia tsimaintsy tokony mandefa sary iray ato.ary tsimaintsy manome ny adresy mail koa.
raha misy mantsy izay,dia moramora aminareo avy eo ny manamarina ny ps nampiasaina hoe an'iza marina io.
26. lapino ( 14/01/2006 00:01)
vancleef: ohatra ny toa tsara ihany ilay forcer-na ny e-mail! Fa misy faille kely tsy afaka ihany:
- mi-logguer @ serasera ohatra aho, dia mijery sary, dia afaka azoko ilay adiresin\'ilay pejy tsikera http://halos....saryxxx iny.
- mi-déloguer am\'zay aho, dia averiko sokafana ilay pejy any amin\'ny haloscan (tsy mandalo serasera intsony)
- mampiditra pseudo sy email tsisy dikany eo aho, dia afaka manompa am\'zay. Ny IP sisa no ahafantarana ahy! Raha mbola mihodina ambadika proxy aza aho dia lasa tsy maty manota.

hery: mety misy fika ve ahafahana maka ny pseudo amin\'ilay session misokatra avy amin\'ny cookies alaina amin\'ny javascript? Sao mety ihany manko ilay fikan\'i vancleef hoe: \"- tonga dia misoratra ny login dia tsy azo solona.\", fa tsy misy afaka mi-triche amin\'izay.
27. vancleef ( 14/01/2006 01:53)
Nojerevako ny template tany @ Haloscan dia tsy misy blem mihintsy ny customize-van\'azy hoe tsy mandeha ilay comment raha tsy misy login sy e-mail avy any @ serasera ary tsy afaka solona izy roa ireo.
- Mila fonction de cryptage eo @ serasera (php na javascript) ary fonction de decryptage (javascript) any @\'ilay template.
- Crypter-vana ilay chaine ohatra hery&hery@serasera.org& dia lasa ohatra hoe sdsfeghtuifh4ft25
- Dia ny lien Tiskera lasa hoe :
hxxp://www.haloscan.com/comments/serasera/saryxxxxxxx/?sdsfeghtuifh4ft25
Any @\'ilay template indray dia izao :
- Eo an\'elanelany ny sy dia hasina ilay fonction de decryptage dia avy eo
- Recupérer-na ilay paramètre :

var crypted = location.search ? unescape(location.search.substring(1)) : \'\';

- Decrypter-vana ilay variable crypted dia lasa hoe :
var decrypted = hery&hery@serasera.org&
- Recuperer-vana @ variable roa ilay login sy email
var _login = decrypted ? passed.substring(0,decrypted .indexOf(\'&\')) : \'\';
decrypted = decrypted .substring(decrypted .indexOf(\'&\')+1);
var _email = decrypted ? passed.substring(0,decrypted .indexOf(\'&\')) : \'\';
- avy eo hatoroko ny momba an\'ilay field e-mail dia ny pseudo mitovy ihany ny fomba hanolon\'azy eo @ template:
jerevo ilay tag {HSifVisitorEmail}{/HSifVisitorEmail} dia fafao dia soloy ilay texte eo anelanelany hoe :
amin\'ity

document.writeln(\"E-mail : \" + _email);
document.writeln(\"
28. vancleef ( 14/01/2006 01:57)
Fanitsiana:
var _login = decrypted ? decrypted .substring(0,decrypted .indexOf('&') : '';
decrypted = decrypted .substring(decrypted .indexOf('&'+1);
var _email = decrypted ? decrypted .substring(0,decrypted .indexOf('&') : '';
29. Fiffi ( 14/01/2006 06:59)
fasaly: eny akia an! mba hevitra fotsiny ny ahy .
Dia mazotoa ianareo mpikarakara an'io fa toa enjana sy sarotra tokoa ny fahitana ny vaha-olana fa tsy misy mafy tsy laitra ny zoto e! ary enganie ka ho vita soamantsara io.
30. hery ( 14/01/2006 12:16)
vancleef>
tena tsy hitako ilay {HSVisitorEmail} fa raha misy an\'io dia tena ok. Au lieu de email no atao eo dia sonia serasera md5($username . $pseudo) izay alaina ao amin\'ny mombamomba ny namana....

Toa ho vita tsara ihany kah.

Aleo hatsaraiko koa aloha ilay fampidirana code eto fa tsy mamely :-)

Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 14/01/2006 12:34
31. hery ( 14/01/2006 14:18)
lapino> raha vao tsy mitovy ny domaine dia tsy azo zaraina ny cookies raha tsy izany dia faille goavana etsy sy eroa :-)

Nanokatra an\'ity ambany ity aho hanaovana andrana

Dia namorona form manokana toa izao




Anarana:


Email:

Takelaka:

Hevitra?:  ?

Marihina fa voatahiry ny IP rehefa mampiditra hevitra momba ny sary.


 



Dia nanao post dia noraisiny.

Izany hoe tsisy refferer filtrer ao amin\'i haloscan fa na dia ivelan\'ny haloscan.com aza no manao post dia mbola raisiny ihany.

Noho izany raha vao any ivelany fotsiny no manao an\'ilay hoe dia mety indray ilay izy.
32. vancleef ( 15/01/2006 07:21)
Hery>Tsy manana version Premium-n'ny Haloscan aho dia afaka mijery ny Gallery template faha tao amin'ny forum aho mijery modif-na template dia nahita an'ity
http://www.haloscan.com/forum/index.php?showtopic=4717

http://www.haloscan.com/forum/index.php?showtopic=4717
Dia raha hita ilay tag {HSifVisitorEmail} dia ao arinany kely fotsiny ilay paramètre {HSVisitorEmail}
Ity misy class PHP (PHPSecureURL) azo alaina any @ phpclasses.org hanaovanan'ny cryptage an amin'ny serasera dia ny decryptage any @ Haloscan mbola mila soratana satria ilay cryptage @ PHP ary ilay decryptage @ JavaScript.
Jereo ihanay faha misy amanjatony ny template ao @ Haloscan dia mety efa misy ao.
Hitako faha misy bouton code eto @ forum faha tokony hatao dia tonga dia hita faha mbola mampiasa an'ilay bouton >>> izay voa miseho
33. Fiffi ( 15/01/2006 19:20)
lapino , hery , vancleef , way tena sarotra be izany zavatra tadiavinareo hanamboarana an'ity tsikera ity an! fa dia mazotoa hatrany e! fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto hono e!
fasaly: marina ny andriko an! fa mba fanontaniana fotsiny ny ahy ka!
Misy zavatra mahagaga ahy koa fa ireo sary hitako be tsikera teo aloha dia lasa "tsikera 0 daholo nefa mbola ao daholo ny zavatra nolazain'ny namana, asa na norm io na tsia :roll::roll:
34. fasaly ( 15/01/2006 20:13)
fiffi:misy fetrany ny fisehoan'iny isan'ny tsikera iny ny fahalalako azy! de mivadika aotra dooly fa ny tsikera ao daholo ihany:wink:
35. lapino ( 15/01/2006 21:52)
Za aloha efa fanina amin'ilay template haloscan, fa tsy misy haiko ny dikany e! Fa soso-kevitra hafa:

Raha atao fonction javascript:tsikera(saryID) ohatra no manokatra an'ilay fenêtre tsikera amin'ny alalan'ny window.open fa tsy rohy tsotra, dia jerena amin'ny window.opener.document.cookie ny session. Raha mety manko izay dia afaka ohatra hoe:
- "- tonga dia misoratra ny login dia tsy azo solona."
- ny fenêtre tsy nosokafana avy eto amin'ny serasera tsy avela manao submit.
- sns na karazan-tsivana hafa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628