ROMANTIQUE

1. diamondra27 ( 29/12/2005 06:10)
Toa betsaka loatra ny côté négatif momba ny fitiavana hita eto @ dinika ka mba lasa ny fisainako hoe: sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao no mitohy de tena tsy mampisy moraly mihitsy le fitiavana fa de olana foana. Sûr anefa za fa mba misy COTES POSITIFS ihany 'ty fitiavana ity.De misaotra mialoha
répondu par diamondra27 le 03/01/2006 10:53
2. diamondra27 ( 29/12/2005 06:12)
ny ahy aloha de 'le teo amorondrano andro diavolana no tena tiako sy tsy maty ato antsaiko, nahafinaritra ny fiarahanana de tsy nisy aza ny firaisana aranofo
3. Vahinala ( 29/12/2005 08:43)
diamondra27:

Toa betsaka loatra ny côté négatif momba ny fitiavana hita eto @ dinika ka mba lasa ny fisainako hoe: sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao no mitohy de tena tsy mampisy moraly mihitsy le fitiavana fa de olana foana. Sûr anefa za fa mba misy COTES POSITIFS ihany 'ty fitiavana ity.De misaotra mialoha



Hihii marina mintsy aky nendry a,mba betsaka ihany ny mahafinaritra ao anatin'ilay fiarahana fa rehefa sendra ny côté négatif dia toa adinodino daholo ! Ny ahy izao ny tena mba tsy adinoko mihitsy dia ny niarahanay voalohany aloha toy ireny amin'ny film ireny tsy nisy niteny betsaka fa avy dia toa nifankatia hoazy teny, dia ny iray koa indray mande eo amin'ilay avy nanao firaisana iny dia niara nilatsaka ny ranomasonay fa tellement tafita ny hafatra e ! Rehefa malahelo d mieriteritra ireny dia marary ery ny fo !(l)
4. peta ( 29/12/2005 12:36)
Diamondra a! misy anie le coté +e! oh: hoe ny any zo : mande manao aventur kely mintsy : -mivoka ivelan'ny ville na mande province de le miara mijery ny coucher de soleil iny tsara be! na le miara manao decouvert na zavtr hafa e!tsara anie le fitiavana ra de part et d'autre io!
5. Bariry ( 29/12/2005 12:54)
(l)(l)(l) Tsaratsara kokoa ny optimisme eo amin'ny fiainana...
6. dadabe ( 29/12/2005 14:09)
arabaina manoka i peta !!:D

diamondra> beuh zah mopera de tsy manana holazaina kle :@
7. mathana ( 29/12/2005 15:18)
8. mathana ( 29/12/2005 15:25)
slt za
9. mathana ( 29/12/2005 15:30)
slt za zany mba te hiteny ny an ny tenako ko eh! zany oe!za zany niarak t@ ol iray zay ,nef azeo;lazaina ko oe MIARAK @. OL anakiray zayn de io ol io nef ef manana fiançé de @ nareo de tokony mbol iharak ve zay sa aona! zay nef ef 1an zay no niarak de tsy aiko oe tokony sa ts, de iz ko milaz fa iz ono tena ty ana amandainga ve iz sa aoan kay ! any oe io lo zany sip fa tsy kof an ! de afak maml ana ve nareo! de valio ra afak ! de mbol teneniko doly ny blem ao anatinio! fiarahanay io ! mathana
10. Vahinala ( 29/12/2005 18:29)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
11. Vahinala ( 29/12/2005 18:32)
Tsy io reto no nosoratako teo fa ahoana no nahatonga an'io ?:?::?::?::?:
12. Vahinala ( 29/12/2005 18:36)
mathana:

slt za zany mba te hiteny ny an ny tenako ko eh! zany oe!za zany niarak t@ ol iray zay ,nef azeo;lazaina ko oe MIARAK @. OL anakiray zayn de io ol io nef ef manana fiançé de @ nareo de tokony mbol iharak ve zay sa aona! zay nef ef 1an zay no niarak de tsy aiko oe tokony sa ts, de iz ko milaz fa iz ono tena ty ana amandainga ve iz sa aoan kay ! any oe io lo zany sip fa tsy kof an ! de afak maml ana ve nareo! de valio ra afak ! de mbol teneniko doly ny blem ao anatinio! fiarahanay io ! mathana



Fantaro tsara ny heviny aloha fa raha tena tia anao marina izy d tokony handray fanapahakevitra ny hisaraka amin'ilay anakiray satria ts hoe efa vita soratra akory ka ho sarotra izany,fa ra toa kosa miteny anao foana izy hoe tena tia sns nefa ts mahasaraka amin'ilay 1 akory d eo ianao no tokony hametrapanontaniana satria mety ts enao akory zany no tena tiany fa hanalany andro fotsiny. Ka dia miresaha tsara aminy manaova carte sur table asaivo mandray décision entitra izy fa enao kosa ve handany andro aminy eo ra toa ka tsy tena hiaraka aminao akory izy, 1 taona no niarahanareo d zay foana no niainanao ve, izy manana ny fiancé any? Fotory tsara fa sao hitondra aretimpo ho anao avy eo.
13. Herimiafina ( 29/12/2005 20:33)
An3, tsy ny fitiavana no be coté négatif fa le olona manao azy no misy toetra négatif.

Zah izao de mahita fa refa te handroso amin'ny fiaianana dia aleo aza tsisy fitiavana, indrindra raha nomena andraikitra goavana eo amin'ny asa, sns. Satria tsy hay izay olona ho tiavina, mety hanimba ny motivation nefa mety vao maika haha-motivé kokoa, arakarak'ialy olona iarahana io.

Maro ny sosotra fa madeha mission foana ny vadiny, kanefa anie raha tsy mety misy mandeha mission daholo ny olona de tsy misy asa vanona e, donky tsaratsara kokoa tsy manao fitiavana raha izay no principe.

14. jennifer2 ( 29/12/2005 23:36)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
15. akamatiana ( 30/12/2005 03:55)
sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao no mitohy de tena tsy mampisy moraly mihitsy le fitiavana fa de olana foana.

Nenah njay ny tsy adiniko sy mba nahafinaritsa d lay mifampitsena refa mirava mianatsa, d mifanatitsa , d mitsôda kely refaveo:-D:-D , ohatsa ny oul tsy hisaraka reny lol:-D:-D
16. dadabe ( 30/12/2005 08:40)
aza mba mandainga fa toi aza mbola minera e :evil::evil:,tssssssss voatavo tsy mifandraka io :evil::evil::evil: ndana haingana mody fa tsy eo no mitsodatsoda eo :-$:-$

heh ehehee:* (bavikeliko moa toi ooo)
tratra koa vahinala kle
17. mamzelkely ( 30/12/2005 08:54)
ny ana njay ny andro niarahanay no ts adinoko mits satri tena tao am le contexte tena faran'izay tiko le izy: plage, cocotier, de ranomasina tena ao tsara mits mhhhh :-D:-D
18. dadabe ( 30/12/2005 08:58)
taiza indray izany le???? :evil:aiza no hisy coco eto tana ?? sa eo antsahavola ve:-D:-D
19. diamondra27 ( 30/12/2005 09:01)
mamzelkely: zany ahay mba misy côté positif maha te hitia fa tsy ohatra ny hoe olana foana le fitiavana

dadabe: enao koa de masiaka an: aza rarana ny zaza e! vao maika reo hanao ny tsy fanao eo fa aleo izy teneninao hoe zao no mahatsara an'io de zao ny maharatsy an'io (de teneninao izy hoe: zay zany fa raha manao erreur enao de afaka adidy za, de tandremo sao manenina)
20. moi ( 30/12/2005 10:17)
Ny tantaram-pitiavana tsara matetika dia tsy misy lesona tsoahina, satria tsy nisy probleme novahana, fa itony misy olana itony no ahitana vahaolana.
Izaho anefa dia isan'ny milaza fa maro ny hitako niaina tantaram-pitiavana tsara, fa dia tsy tantaraina izy ireny... Misy ny vavolombelona raha ilaina e ! Firifiry no efa tonga amin'ny mariazy e, ... ao ny mahatsiaro jobily mariazy e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355