ROMANTIQUE

21. dadabe ( 30/12/2005 14:48)
diamondra aaa :(:(:(:( :*
22. diamondra27 ( 01/01/2006 11:51)
dadabe::-$:-$aza miteniteny oa

herimiafina : bonne année 2006
de ny namana rehetra koa
23. jennifer2 ( 02/01/2006 02:33)
Miova eny an-dalana reto le vali-teny ato a!:?::?:
24. cutie ( 02/01/2006 02:50)
tsy efa mahazatra ve zany ry jennifer?:roll:
25. jennifer2 ( 02/01/2006 05:21)
Efa mankaleo indraindray koa!
26. cutie ( 02/01/2006 05:35)
mora leo ve njy
27. jennifer2 ( 03/01/2006 01:48)
Misy zavatra tsy mahaleo ahy ka!
28. mamzelkely ( 03/01/2006 07:34)
dadabe:

taiza indray izany le???? :evil:aiza no hisy coco eto tana ?? sa eo antsahavola ve:-D:-D



:-D:-Ddadabe ka le fiarahana anie ts vôtery eto tana eeeee mety we tany am province le izy :-D:-D
29. mamzelkely ( 03/01/2006 07:38)
diamondra27:

mamzelkely: zany ahay mba misy côté positif maha te hitia fa tsy ohatra ny hoe olana foana le fitiavana



diamondra a hitanjy le fitiavana zany ts maints misy probleme eee fa matetika ny zava tsara fôna no tadidy na miraikitra ho sary ohatra we refa miaramaka sary nareo de taminareo faly sy nifankatia fa ts tam nare niady na nisaraka sa aôna oziz toi ;)
30. diamondra27 ( 03/01/2006 10:53)
mamzel: tena zay mihitsy ka! tsy misy tsara noho ny fitiavana raha mbola eto antany
fitiava-namana
fitiavana choses
fitiavana sakafo
fitiavana etc...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6872