aiza telo
1. taratrakely
(
27/12/2005 13:37)
ny olombelona dia miaina ao anaty aizana telo,aloan'ny maha olona azy.
afaka tanisainao ve reo aiza telo reo e?
:^)
afaka tanisainao ve reo aiza telo reo e?
:^)
répondu par Veloo le 19/01/2006 19:41
2. taratrakely
(
27/12/2005 14:03)
ny olombelona dia miaina ao anaty aizina telo
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
3. taratrakely
(
27/12/2005 14:04)
ny olombelona dia miaina ao anaty aizina telo
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
4. taratrakely
(
27/12/2005 14:05)
ny olombelona dia miaina ao anaty aizina telo
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
afaka tanisainao ve reo aizina telo reo.
mialatsiny fa tsy gasy mo ny tena.
ka tsy mahay miteny gasy tsara.
6. kally
(
27/12/2005 20:29)
Sady tsy mahay manisa ve no tsy mahay miteny gasy ry taratrakely, fa taiza no nampianarina?
10. landrie
(
28/12/2005 16:07)
kally>tena vendrana mintsy ra io taratra io.
aza miretaka otran'io marina fa !! asa fotsiny.
toko oa...inona zany aizina telo?
na hoe aiza telo?
hahahaha
aza vendrana otran'lay anona io marina fa asa fotsiny
mety nianatra tany @ sekoly tsis tafo ngamba lay anona io

12. dadabe
(
29/12/2005 01:31)
:evil:mahy lesy izy fa mba te hizesta a , tssssssssss be zestaa :evil:
13. ari.malala
(
29/12/2005 04:58)
landrie a, hoy ianao hoe
aza miretaka otran'io marina fa !! asa fotsiny.inona kay no tinao tenenina @ le we aza miretaka? :-D:-D
17. jennifer2
(
30/12/2005 01:02)
Aza mbola avadika aloha reto ilay resaka a!
Landrie: aza masiaka be toy io ianao! mety mba sahirana izy @ teny gasy.
Taratrakely a! Haizina telo angamba no tianao holazaina e???
Ny haizina voalohany: ao anaty kibo, raha mbola tsy teraka ny zaza,
Haizina faharoa: ilay @ alina,
ny haizina fahatelo: rahefa maty.
Zany ve ry taratrakely no valiny?

20. diamondra27
(
30/12/2005 06:44)
bravo jenny: njy koa malaky miteny fa izy ary tsy namaly na aizina na aizana le izy koa
mi-triche kosa nareo e! nahita ahy niteny hoe sao de manaizana de hitanreo le valiny , hum,:evil:
mi-triche kosa nareo e! nahita ahy niteny hoe sao de manaizana de hitanreo le valiny , hum,:evil: