aiza telo
22. lanto
(
30/12/2005 11:41)
Ny tain'omby natsetsi-davaka no fantako hoe in-2 mahita ny maizina :lol:
24. pissoa
(
30/12/2005 15:19)
Lanto, dia raha tain'omby iray sy tapany izany dia in-3 mahita ny maizina :-D:-D
25. dadabe
(
31/12/2005 12:29)
zah kounkou tsy mahay fa ny zavytar hitako vao nanokatra hafatra aho dia hoe " ...TAIN'OMBY..."
de gaga hoee Lanto ve de .....???????!!!!!:roll:
(tsisy ahitsy fa saika hamaly kay lasa nanitsy :( )
Nahitsin'i lanto
de gaga hoee Lanto ve de .....???????!!!!!:roll:
(tsisy ahitsy fa saika hamaly kay lasa nanitsy :( )
Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 03/01/2006 09:09
34. dadabe
(
01/01/2006 04:22)
kozy ve nefa zah aza efa avy nisakafo atoandro ( lahahady ) hahahahaha izany hoe misy elanelana 13:13 ny ora misy antsika tena antsinana sy andrefana marina kle
36. jennifer2
(
01/01/2006 07:35)
manararaotra indray Veloo sy dadabe fa tsy ao ny ankizy an!
Tratry ny taona @ zay ary aloha e!
Tratry ny taona @ zay ary aloha e!
37. diamondra27
(
01/01/2006 11:43)
dadabe sy veloo: happy new years de goodyear(pneu hi hi hi ) fa za koa tara kle
38. dadabe
(
01/01/2006 14:54)
diamondra ndry ry neny tsy mety trara izany a, ndry foana anie no hotopondaka e :wink: :*
