Andraikitra takiana amin'ny fitiavana olon-droa

1. Dami ( 14/12/2005 17:20)
Maro ankehitriny ny tanora no mirotsaka amin'ny fitiavana eny fa na mbola kely aza ny fijery azy. Tsy ratsy akkory ny fitiavana kanefa kosa dia tsy maintsy lanjalanjaina tsara izay atao ary ny safidy koa anie mitaky adidy e!
répondu par Vahinalasoa le 27/12/2005 08:35
2. lapino ( 14/12/2005 17:31)
Dami:
tsy maintsy lanjalanjaina tsara izay atao ...

Mba hazavao hoe ?!
Dami:
ary ny safidy koa anie mitaky adidy e!

Dia io koa hoe mba hazavao kokoa e ?!
3. Veloo ( 14/12/2005 17:31)
zany dia marina mihitsy ry Dami, ny RAR tokony hahazo ny fon'ny ankizy kely ankehitriny ka mba afaka manoro an-drizareo ny tsara sy ny ratsy.. Ilay efa ankehitriny to efa oe; "La mody" loza be
4. Herimiafina ( 14/12/2005 17:41)
Tsara ny mifankatia kah, tsisy favy otsan'ilay amoureux be iny fa mahatsiravina le izy vatany vao avadika fiarahana.

Ka ny olana eto dia ny fiarahana fa tsy le fitiavana loatra klé. hehehehe:-D:-D
5. lapino ( 14/12/2005 17:58)
Herimiafina:
Tsara ny mifankatia kah, tsisy favy otsan'ilay amoureux be iny fa mahatsiravina le izy vatany vao avadika fiarahana.

Dia rehefa avadika fanarahana indray dia lasa milay, fa zany hoe rehefa vita le izy dia miverina any am'le fiarahana :-D:-D

Fa tsy azoko hoe inona no tian'i Dami holazaina amin'ilay hoe "lanjalanjaina"? Hoe tia olona izany enao, dia inona no lanjalanjaina? Sao dia maninona raha mankaiza loatra, na vice-versa? resaka ara-batana ve io sa ara-pahasalamana, sa ara-pianarana, sa ara-pifandraisana, sa ... sa resaka zavatra hafa mihitsy?

De le hoe koa "safidy mitaky adidy". Tsy aleo ve mba resahana hoe inona no adidy azo raha tia (na miaraka @) olona iray. Sô de misy surprise manko de lasa fandrika le izy.
6. pissoa ( 14/12/2005 18:12)
lapino > lanjalanjaina ohatra fa sao dia ianao manome lanja be an'ilay fiarahana moa ny an'ilay iray le fanarahana no omeny lanja be dia be!
7. Herimiafina ( 14/12/2005 18:46)
Ka hitanlah lty ry lapino, le mifanaranaraka iny mahintsiny le mandreraka be klé, manjary tsy vita ny devoara, mikorontana ny saina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. lapino ( 14/12/2005 19:42)
Fa le manaraka milay ka (mbola tsy henon'là ngah le hoe mampanaraka omby?! :-D:-D ) Fa manaraka fotsiny tsy asiana arakaraka an! :-D:-D

pissoa < mifandanja ihany ange zany e! Raha tsy hoe indray ilay anankiray hanisy lanjany be an'ny fananahana :-D:-D
9. akamatiana ( 14/12/2005 19:55)
Maro ankehitriny ny tanora no mirotsaka amin'ny fitiavana eny fa na mbola kely aza ny fijery azy. Tsy ratsy akkory ny fitiavana kanefa kosa dia tsy maintsy lanjalanjaina tsara izay atao ary ny safidy koa anie mitaky adidy e!
Marina zany , nefa matoa raha nisy zavatra natao d efa voalanjalanja zany satria vokatry ny fitiavana dôly zany :-D:-D , dia matoa kou nisafidy d efa vonona ny anjay adidy:-D:-D , d ra mbola tsy vonona amizany retsa zany d aleo klou tsy miditra :-D
10. ravakamalala ( 14/12/2005 22:26)
akamatiana > ny fitiavana anga akia miandry vonona fa rehefa tonga eo izy dia tsisy azo atao fa dia roboka ao aloha ndry! dia:oops:dia(l)dia:-*dia:*dia farany:snif:
11. lapino ( 14/12/2005 23:32)
Tsisy azo atao ahoana àry, fa atao izy ko! :wink:

Fa milay be aloo le tantara kely am'le smileys e! fa ohatra ny misy epizôdy voadingana ?!...
12. Herimiafina ( 14/12/2005 23:38)
Ka tsy misy smiley mifandraika amin'iny epizody iny anie ato e, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. ravakamalala ( 14/12/2005 23:49)
tsy voatery hisy an iny koa ka! inn foana no maha be problema , vao indray mandeha mandingana an iny dia lasa ohatran yn hoe proprieté privé ko ty, nasiko borne dia ni declare-ko tany amin ny domaine mihitsy,
14. Herimiafina ( 14/12/2005 23:51)
O ry ravakamalala an, tsy izany kah, tokony ho tsara iny epizody iny fa ny fandraisan'ny olona no tsy mety de lasa tsisy valerany, hehehehehe:-D:-D
15. ravakamalala ( 14/12/2005 23:53)
nefa ve io no tena manan-danja? hein?
16. lapino ( 14/12/2005 23:59)
Tena manan-danja io! Ady hevitra manokana mihitsy izay, fa tena manan-danja spesiall mihitsy io epizôdy io, fa aza tsinontsinoavina.

Tsy hoe kilalao akory, fa ny olona sasany no manao azy ho kilalao fotsiny, dia maty hasina ilay fitiavana tokony ho miaraka aminy.
17. Herimiafina ( 14/12/2005 23:59)
An3, tsy izany no tiko tenenina kah, bedabe ny zavatra manandanja ary manandanja daholo refa miaraka fa io no takatry ny sarababembahoaka akaiky indrindra.
Mila maitriser-na io fa tsy ataotao fahatany klé.
Zah klou kiriko njainjay e.

Aleoko mi-resoudre probleme matematika klé, iny misy fihany kokou, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. lapino ( 15/12/2005 00:01)
Ilay resaka propriété privée koa, instinct naturel mihitsy ny manamarika territoire. Tsy zavatra ifampizarana amin'olona izany amiko.
19. Herimiafina ( 15/12/2005 00:06)
Hehehehe, ka ra-Johnny anie lty ry lapino mihaodihaody be eo foana e, sady manao violation d epropriété foan klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. ravakamalala ( 15/12/2005 00:14)
Manan danja io, manaiky aho, manaiky isika, fa amin izao fotoana izao dia tsy manana ny tena lanjany intsony,
ohatra : amin izao fotona izao rehefa miaraka ny olona roa dia normal be raha avy miaraka indray mandeha dia "miara matory", na dia tsy fantatra akory aza hoe mifanaraka ve za sy ity olona ity (amin ny lafiny hafa)sa tsia. dia avy eo raha misy ny tsy fifanarahana, dia misaraka fa tsy maninn na dia olona efa niara natory aza.

amiko nefa tokony hoe io no zavatra atao farany satria tsy omemem potsiny izy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3238