Andraikitra takiana amin'ny fitiavana olon-droa

21. Herimiafina ( 15/12/2005 00:20)
"L'abus d'une pratique n'est pas un bon argument contre son usahe" HM (l)

Izany hoe, tsy le manao no ratsy fa le olona manao no misy mi-abuse, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
22. lapino ( 15/12/2005 00:29)
F'ahoana koa lery no hanao viol ny propriété privée kle?! Mamay izy raha mitapitapy eo! Moa ravakamalala ô?! :lol::lol:

Le resaka le epizôdy iny indray, ny bandy mitady an'iny fôna! na am'sangisangy na am'tena izy! Fa alohan'ny tena mi-passer à l'acte dia mba misaina kely foana koa aloha.

Fa za aloo mbola miandry an'ilay "Andraikitra takiana amin'ny fitiavan'olon-droa", fa mbola tsy tazako foana hatramin'izao hoe inona (avy) le izy :?
23. Herimiafina ( 15/12/2005 00:33)
Le andraikitra takiana ve? le bandy miezaka mba ho favy noho i Johnny rapida moa le sipa miezaka tsy nihaino azy, hehehehehe=))=))

Raha zohina mantsy de le amin'izy roa tsisy blem fa le fiaraha-monina ankehitriny no mahatarika saina lavitra de farany tonga any amin'i Johnny ihany klé, hehehe:-D:-D=))=))
24. Veloo ( 15/12/2005 00:34)
raha mamaky tsara nareo oy i dami oe
mbola kely aza ny fijery azy
io anie no tena olana eeee nareo miresaka reo efa lehibe doly ny ankizy lazain'i dami ireny teens ireny 15,16,14,13,12 etc.... eto no olana ahona no ahamahana azy? vakio ndray mande ooooooo:P
25. ravakamalala ( 15/12/2005 00:36)
"vehivavy moana dia lehilahy jamba"
26. Herimiafina ( 15/12/2005 00:41)
Ka zah mbola boay kely kou, sady zah curieux be mahintsiny te hahafantatra reny zavatra resahanareo efa lehibe ireo ireny.

Mahita anareo miovaova sipa toy ny misolo lobaka sy pataloha zah de mba te-hanao otsan'izany kou klé, hehehehehehe=))=))=))=))
27. lapino ( 15/12/2005 00:44)
Ny tian'i Veloo tenenina zany hoe:

Ô ry Dada, ô ry Neny
Asehoy anay ange
Ny fanaonareo ireny
Raha manao fitiavana e!

:? :-D:-D
28. lapino ( 15/12/2005 00:45)
ravakamalala:
"vehivavy moana dia lehilahy jamba"

Tsy azo ?!!
29. ravakamalala ( 15/12/2005 00:52)
lapino> diso hevitra mihitsy aho tamin io ka, tsy tokony ho eto io, fa azafady.

momba ilay sujet indray, raha ny tena marina ry veloo dia tsy dia azo loatra ny tiany ambara, efa hatram voalohany fa ny pelouse tsy maintsy manao commentaire dia mioalaola foana, aza omena tsiny e
30. akamatiana ( 15/12/2005 02:47)
=((
31. Herimiafina ( 15/12/2005 03:06)
Inn ty mahazo an'i chérie akamatiana kely klé, o ry reto an, mapitomany zaza mahintsiny nareo reto klé, hehehehehe:-D:-D
32. hesham ( 15/12/2005 11:08)
akamatiana maninn ny fonji hiihihi bizzzzz
herimiafina je t`aime tsy ankamaly tsy ankanao nininnn hihihihi:-D:-D:-D:-D
33. akamatiana ( 15/12/2005 19:40)
(l)(l)(l):-D:-D:-D
34. isrine ( 16/12/2005 13:26)
Sty azoko ny tiana ambara @ resaka, indraindra eo @ lohateny napetraka, takiana @ iza ilay andraikitra @ fitiavana olondroa?
35. Veloo ( 17/12/2005 03:48)
lapino a an3 kosa tsy izany ka, manoro hevitra ho an'ny ankizy ...
ravaka a :-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 19/12/2005 19:37)
Raha vao mitaky andraikitra be izany de adinoy ny zavatra hafa rehetra fa dia ho lany any amin'ny fitiavana ny herinao rehetra, ny sainao, ny volanao ary ny fotoananao, zah kalongany raha mpampiasa de tsy mandray mpiasa manana olana arampitiavana izany fa manjary mihena ny productivité-ny e, hehehe:-D:-D
37. rivorazafy ( 27/12/2005 07:58)
Akory aby aloha isika! Ety am-piandohana dia tiako ny milaza fa ny fitiavana rehefa an'olon-droa dia izay:rehefa misy mitsabaka dia manjary mokondoha.Samy manao izay hahatsara ny fifankatiavana:ny lahy mitia ny vavy araka ny tokony ho izy, dia ny vavy koa manao toy izay.Torohevitra: tsy dia tsara loatra ny mihaino tenin'olona, fa izay tsapanao sy lazain'ny fonao fa mety atao e!Raha misy zavatra tiano ho tsara dia ianao ihay no manaova azy.Fa izao kosa aloha e, mandalo ambaratongany ny fitiavana:aza maika ny hanambady hoy ilay hira iray izay, raha tsy te-hahhita raharaha.Hajao ny olon-tianao,izay no andraikitra voalohany tokony hataon'ny mpifankatia.Misaotra e!
38. Vahinalasoa ( 27/12/2005 08:35)
rivorazafy:

Akory aby aloha isika! Ety am-piandohana dia tiako ny milaza fa ny fitiavana rehefa an'olon-droa dia izay:rehefa misy mitsabaka dia manjary mokondoha.Samy manao izay hahatsara ny fifankatiavana:ny lahy mitia ny vavy araka ny tokony ho izy, dia ny vavy koa manao toy izay.Torohevitra: tsy dia tsara loatra ny mihaino tenin'olona, fa izay tsapanao sy lazain'ny fonao fa mety atao e!Raha misy zavatra tiano ho tsara dia ianao ihay no manaova azy.Fa izao kosa aloha e, mandalo ambaratongany ny fitiavana:aza maika ny hanambady hoy ilay hira iray izay, raha tsy te-hahhita raharaha.Hajao ny olon-tianao,izay no andraikitra voalohany tokony hataon'ny mpifankatia.Misaotra e!



Mahafinaritra ra manana fisainana toa anao daoly ny olondrehetra, midera anao manokana e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.422