Fantatrareo ve Razia Said?
1. hery
(
12/12/2005 20:54)
Razia Said dia mpihira malagasy manana ny lazany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Hanao fampisehoana ao Paris izy amin'ny 14 desambra izao (A la Java 105 Rue, du faubourg du temple, 75010 PARIS) ary hanao fampisehoana ao Milan Sud (Via Solferino 33) amin'ny 9 ora alina.
Azo jerena ao amin'ny radiovazogasy.com ny vaovao fanampiny.
Indro ny vehivavy :-)
Azo jerena ao amin'ny radiovazogasy.com ny vaovao fanampiny.
Indro ny vehivavy :-)
répondu par watafon le 17/12/2005 05:45
2. Herimiafina
(
12/12/2005 21:04)
Tena mbola tsy henoko injay ity mpihira ity izany, inona ny karazana hirany? Toa tsy mbola misy ao amin'ny rvg an?8)
3. akamatiana
(
12/12/2005 21:11)
zah kou mbola tsy naheno kle!!
hery fa tsy anarana arabo ve zany kle !! sa metisy arabo kala??
hery fa tsy anarana arabo ve zany kle !! sa metisy arabo kala??
4. Herimiafina
(
12/12/2005 21:12)
An3, misy gasy manana anarana arabo kah, i Hesham ohatra.
Fa le Razia tsy haiko fa anarana karana tany Morondava tany no nahatadiavako azy.
Fa i kala klou de manja an, sa tsy izany ry akamatiana? hehehehe:-D:-D
Fa le Razia tsy haiko fa anarana karana tany Morondava tany no nahatadiavako azy.
Fa i kala klou de manja an, sa tsy izany ry akamatiana? hehehehe:-D:-D
6. jennifer2
(
12/12/2005 23:08)
Herimiafina an! tara indray an! vo nahitya an'le sary za de hoy aho hoe, mety ho tara @ io indray zao i Herimiafina. Mandoka ery.
7. Herimiafina
(
12/12/2005 23:16)
Fa ngah misy lalàna hoe tsy mahazo tara i Herimiafina ry Jennifer? Mbola tsy teraka ilay sipa hamolavola io lalàna io. hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina
(
12/12/2005 23:44)
Tena hitako tao amin'ny rvg fa favy klé. Favy le sipa de nihaino extrait kou zah fa favy ihany kou le style, Jereo ao amin'ny page d'accueil ao. hehehehe:-D:-D
10. Herimiafina
(
13/12/2005 01:04)
Impossibla zany ry Jennifer an, bandy otsanah zao ve de mety tara zany klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
13/12/2005 01:17)
Non, mba tiko ny hirany moa izy konkou somary manjamanja ihany, ny vidimpidirana sisa izao no jerena raha ho takatra na tsia? hehehehe:-D:-D
14. Herimiafina
(
13/12/2005 01:28)
Impossibla zany kah, amin'ny maha macho d'honneur par excellence post-mortem anah de izy no tokony hanaraka anah fa tsy izaho, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. jennifer2
(
13/12/2005 02:38)
Ary enao ty ry herimiafina an! za anie ka saro-piaro amina fa tanjemo e!
19. Veloo
(
13/12/2005 18:38)
akama, herimiafina a ao sobika misy fanazavana azy.
akama a tsy gasy 100% aky izy a
akama a tsy gasy 100% aky izy a