Fantatrareo ve Razia Said?

1. hery ( 12/12/2005 20:54)
Razia Said dia mpihira malagasy manana ny lazany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Hanao fampisehoana ao Paris izy amin'ny 14 desambra izao (A la Java 105 Rue, du faubourg du temple, 75010 PARIS) ary hanao fampisehoana ao Milan Sud (Via Solferino 33) amin'ny 9 ora alina.
Azo jerena ao amin'ny radiovazogasy.com ny vaovao fanampiny.

Indro ny vehivavy :-)

novalian'i watafon ny 17/12/2005 05:45
2. Herimiafina ( 12/12/2005 21:04)
Tena mbola tsy henoko injay ity mpihira ity izany, inona ny karazana hirany? Toa tsy mbola misy ao amin'ny rvg an?8)
3. akamatiana ( 12/12/2005 21:11)
zah kou mbola tsy naheno kle!!

hery fa tsy anarana arabo ve zany kle !! sa metisy arabo kala??
4. Herimiafina ( 12/12/2005 21:12)
An3, misy gasy manana anarana arabo kah, i Hesham ohatra.
Fa le Razia tsy haiko fa anarana karana tany Morondava tany no nahatadiavako azy.
Fa i kala klou de manja an, sa tsy izany ry akamatiana? hehehehe:-D:-D
5. akamatiana ( 12/12/2005 21:36)
:-D:-D ayyy veuuhh!! ie manja be izy an ! gasy ka manja
6. jennifer2 ( 12/12/2005 23:08)
Herimiafina an! tara indray an! vo nahitya an'le sary za de hoy aho hoe, mety ho tara @ io indray zao i Herimiafina. Mandoka ery.
7. Herimiafina ( 12/12/2005 23:16)
Fa ngah misy lalàna hoe tsy mahazo tara i Herimiafina ry Jennifer? Mbola tsy teraka ilay sipa hamolavola io lalàna io. hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 12/12/2005 23:44)
Tena hitako tao amin'ny rvg fa favy klé. Favy le sipa de nihaino extrait kou zah fa favy ihany kou le style, Jereo ao amin'ny page d'accueil ao. hehehehe:-D:-D
9. jennifer2 ( 13/12/2005 01:02)
Tena tara Herimiafina marina! aiza re misy tady hitazomana azy e?
10. Herimiafina ( 13/12/2005 01:04)
Impossibla zany ry Jennifer an, bandy otsanah zao ve de mety tara zany klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. jennifer2 ( 13/12/2005 01:15)
io hitako io koa! sa tsy tara ny filaza an'zany?
12. Herimiafina ( 13/12/2005 01:17)
Non, mba tiko ny hirany moa izy konkou somary manjamanja ihany, ny vidimpidirana sisa izao no jerena raha ho takatra na tsia? hehehehe:-D:-D
13. jennifer2 ( 13/12/2005 01:20)
tandremo ary sao manaraka azy any enao an!
14. Herimiafina ( 13/12/2005 01:28)
Impossibla zany kah, amin'ny maha macho d'honneur par excellence post-mortem anah de izy no tokony hanaraka anah fa tsy izaho, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. jennifer2 ( 13/12/2005 02:38)
Ary enao ty ry herimiafina an! za anie ka saro-piaro amina fa tanjemo e!
16. akamatiana ( 13/12/2005 03:19)
:-D:-D:-D:-D tazotazomy akia jenni fa ho lasa e io an !!
17. jennifer2 ( 13/12/2005 03:28)
tena mitady tady mahazaka mihitsy aho ato hitazomana azy ka.
18. ariel ( 13/12/2005 18:29)
dia mihira gasy ve hono izy io , sa hira karana sa hira arabo?
19. Veloo ( 13/12/2005 18:38)
akama, herimiafina a ao sobika misy fanazavana azy.
akama a tsy gasy 100% aky izy a
20. mimiso ( 14/12/2005 04:12)
Veloo> fa gasy firy % kay izy e ?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622