Fantatrareo ve Razia Said?

21. fijo ( 14/12/2005 04:29)
mety hisy(metis) gasy ihany izany izy ka.ireny le gasy tsy izy.hi hi hi
22. pissoa ( 14/12/2005 05:36)
zah toa tsy mety mihaino an'le extrait :(
23. chipie1 ( 14/12/2005 14:34)
hira teny anglisy no hirainy , hafa miala ny mahazatra alou lé izy ( tsy mahasosotra anà ny nihaono azy ):wink:
24. bichette ( 14/12/2005 15:49)
eto jerena dé sady maheno ny hirany no mafantatra ny mombamomba azy sns


http://www.raziasaid.com

25. Veloo ( 14/12/2005 16:30)
mimisoa a za gasy 100% raha tsy fantatr'injy... izy metisse retsy no sady 11ans izy dia efa niala tany dago, sur aho fa tsy gasy intsony.:wink::-*
26. pissoa ( 15/12/2005 05:22)
bichette merci :-*
27. akamatiana ( 15/12/2005 20:02)
veloo ah oki akia ! miciii:-*
28. Veloo ( 15/12/2005 20:29)
pas de koi aky a :-*
29. fijo ( 16/12/2005 04:36)
bibi an,sotsa betsaka,fa tsy mampa te ho irery le mihaino le hira,ndrindra zaomangatsiaka izao.
30. watafon ( 16/12/2005 18:20)
fijo! :-D:-D:-D hira hafa henoiona alou e!
31. fijo ( 16/12/2005 19:50)
elah kosa le,za mba nanatena hoe iny hono bibi milaza hoe ndao ary hiaino ilay izy isika e.
32. watafon ( 17/12/2005 05:45)
d le hira teo ihany ary henoina azfd e! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1981