aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!

1. sipagasy ( 11/12/2005 12:51)
Indray andro hono tany @ faritr'Antsirabe iny, nisy mpizaha tany mena sofina izay mna nangataka ity tovolahy tomady no bikana ity, mpitarika pousy, mha hitondra azy ho eny an-tsena. Dia lasa hono ry zareo niainga ka teny an-dalana dia niteny t@ ilay mpitarika pousy ilay mena sofina,izay niteny t@ tenim-pireneny fa tsy misy madinika ny volany ka tsy ùaintsy miandry azy izy fa hitondra azy miverina ihany koa. Tsiky fotsiny nefa no nasetrin'ilay ranamana mpitarika pousy izany, nony tonga teo an-tsena tokoa aza dia nidina ny pousy ilay mena sofina sady tsy nijery ilay mpitarika pousy akory, akory ny hatezeran'ilay tovolahy hoy ianareo?????? hoy izy mantsy ilay mena sofina hoe:" eh! vazà be ty??? nahoana ianao pousipousy 'pour' moi itaingenam-'pour' toi avy eo indray vola 'pour' moi tsy omena 'pour' toi???"
Mmmmmhhhh mila miezaka marina isika mianatra fitenim-pirenena hafa annnn
répondu par Veloo le 23/12/2005 15:30
2. lapino ( 11/12/2005 12:56)
Ny hafa koa mila miezaka hianatra ny fitenim-pirenentsika ko! Otran'le mompera diso tsindrim-peo t@ le kôzin'i Petera hoe: "Tsy namany aho, tsy namany aho!" :-D:-D
3. vale ( 11/12/2005 13:23)
sipagasy, lapino> marina daholo izany rehetra izany e! ... fa ilay hatsikana aloha dia tena nanampa-tsinay e!hihihihihi merci ky sipagasy mba mampiala voly à!merci e!
4. Bariry ( 11/12/2005 13:31)

Ny mot hain'i lery de "pour" ihany âh. Efa mba misy kely ihany saingy tsy ampy ô.
5. Herimiafina ( 11/12/2005 14:24)
Tokony naka "tradictatera" teo antsena le vazaha klé. hehehehehe=))=))=))=))
6. lapino ( 11/12/2005 14:36)
De lasa "pour"-n'le tradiktatera indray ny vola "pour"-n'lery? :-D:-D
7. pissoa ( 11/12/2005 14:47)
:-D:-D
8. Herimiafina ( 11/12/2005 14:59)
Fa iza konkou zany vazaha mitonantonana mandeha any amin'ny tany tsy mampiasa tradiktatera zany klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 11/12/2005 15:09)
10. akamatiana ( 11/12/2005 15:10)
Hoy i sipagasy
Re : aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!
cousine zay zah fa bingooooo:roll::-D
11. Herimiafina ( 11/12/2005 15:13)
Fa maninona njy no bingo klé. nitarika poussy konkou ngah, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
12. akamatiana ( 11/12/2005 15:16)
:roll::roll::(:(
13. Herimiafina ( 11/12/2005 15:20)
Ao ary re ry malala fa ataoko calin kely njy de tsy mampa tsony an, :-* hehehehe:-D:-D
14. Veloo ( 11/12/2005 15:25)
akama a :-D:-D:-D
15. akamatiana ( 11/12/2005 15:28)
veloo :-D:-D:-D

herimiafina :( mbola tsy ampy calin malala a!!:-D
16. Herimiafina ( 11/12/2005 15:31)
akamatiana: ao ary re e, :*:*:* tonga de plis ke calin klé, hehehehe:-D:-D
17. akamatiana ( 11/12/2005 15:35)
mbola tsy ampy iany :(:(:( misy adinon'lah :-D:-D
18. Herimiafina ( 11/12/2005 15:37)
Inn klé, zah mbola tena tsy vonona raha le resaka herimiafina junior iny klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. akamatiana ( 11/12/2005 15:41)
nann tsy junior fa l miaraka am :-* sy:*:(:(:-D:-D
20. Herimiafina ( 11/12/2005 15:44)
Io ary re e: :*:*:-*:-* hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5718