aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!
42. dadabe
(
12/12/2005 08:01)
Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 12-12-2005 10:06:53
Lohateny : Re : aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!
mmhhh za nga naniraka an'i cousine & i Herimiafina nahao PV eto @ dinika hihihihihihi
sady amizay ry cousine i lery tsy nanao tapimaso taty amiko akory :evil:
akama > ndeh moudy haingana de mandehana "poussy pour" 500fmg
43. diamondra27
(
12/12/2005 08:06)
de nisy teny hafa ihany koa hain'ilay mpitarika posy koa. Zao no nolazainy fa mety adinon'i sipagasy:
man a man elah fa payer-o za.
de ozy le mena sofina oe aiza ary misy hotely e! fa heverin'le tompon'ny le posy hanakalo vola @ hotely ngamba le mena sofina ,de nentiny t@ hotely soa amantsara, de avy eo zareo naka chambre ....
kay kay kay
rankizy malagasy
mianara taratasy
fa danz be zao an!
man a man elah fa payer-o za.
de ozy le mena sofina oe aiza ary misy hotely e! fa heverin'le tompon'ny le posy hanakalo vola @ hotely ngamba le mena sofina ,de nentiny t@ hotely soa amantsara, de avy eo zareo naka chambre ....
kay kay kay
rankizy malagasy
mianara taratasy
fa danz be zao an!
44. ravakamalala
(
12/12/2005 09:48)
ary ilay vazaha manontany makorelina hoe :
vazaha : "c'est combien, dis ma poule?"
makorelina:"roandjato koa dimampolo a dimampolo!!!!????"
vazaha : "c'est combien, dis ma poule?"
makorelina:"roandjato koa dimampolo a dimampolo!!!!????"
46. Tenio
(
12/12/2005 14:07)
sipagasy>sali njy, in njay ity tantara lazainjy ato ity?? hihihihi:lol::lol::lol:
47. Veloo
(
12/12/2005 16:43)
akama inn retsy reo? 8O tsssssssss tsy tiko aky ilay resaka a :wink: zany o? :-*
48. akamatiana
(
12/12/2005 18:40)
mmhhh za nga naniraka an'i cousine & i Herimiafina nahao PV eto @ dinika hihihihihihicousine , ra ni pevaka zah d tsy ho teto velively nge ehh!!:-P:-D
sady amizay ry cousine i lery tsy nanao tapimaso taty amiko akorydadabe tsy zakanlah nga mahita anay d tapanana mason'lah zoky :wink::-P:-D:-D:-D ndeso aty l 500fmg ary ee
akama > ndeh moudy haingana de mandehana "poussy pour" 500fmg
veloo8O8O tsy tinjy vee?? eo ary ee:wink::wink::-*:-*
50. dadabe
(
15/12/2005 00:59)
dadabe tsy zakanlah nga mahita anay d tapanana mason'lah zoky ndeso aty l 500fmg ary ee
tapimaso fombandrazana aky zany zandry kely a
valoo :*
54. gasitiako
(
20/12/2005 10:07)
nena ndray ry sehon-javatra tena nisy koa a, nisy rangah 1 zay mipetraka eny Ankazomanga, de mba nanala azy ngah io ny harivan'ny sabotsy, nande boite, nilaza t@ vadiny fa miasa alina hono ry zareo, taiza izy nefany, tany @ indaka de naka koaitra,de lasa naka chambre teny @ étoile rouge, ka za mintsy no taxi nitondra an'izy roa, nony hiverina nefa za de hozy le rangah hoe mba afaka maka anazy eny ve za ny maraina de manatitra anazy mody, omeo avance ary za de raikitra le izy, nony tonga ny maraina de nanatitra an'ilery teny Ankazomanga aloha de nentina tany koa le sipa fa tsy ampy hono ny vola de mbola haka any an-trano, nampiesonin'ilery teo za sy le koaitra, ahita lohana makorel iny androany hozy le koaitra, deplaceo lavidavitra ny fiaranao hozizy fa tsy maintsy hitako ny misy an'iny, aloako ny attentenao, tonga tokoa ny t@ 7 ora sy sasany, iny lery mi complet mitondra fihirana sy baiboly miaraka @ vady aman-janany, tonga de notsenain'ny le koaitra de hozy indrindra izy, aona ny adipo ritena omaly ireny kind por inay asiam-po ritena nefa ny vola-po rinay tsy omem-po ritena, tonga de torana ny vadiny, nizara karatra avy hatrany, hany teniny de ny hoe hay haka makrol ny miasa ala, vita hatreo koa ny amintsika
56. diamondra27
(
22/12/2005 09:38)
hay ve gasitiako le chauffeur e! efa henoko misy histoire similaire @izy ty niaraka tao @ vaza ny boîte de nuit tsaralalana indray no niseho le tantara
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D