devinette
1. diamondra27
(
08/12/2005 08:04)
inona ary zany o!
herimiafina: fantatrao ve ny sakafo tena manavanana an'i jennifer indrindra @ fandrahoana azy?
réponse: quand elle fait "do re la sol"
jennifer: inona ny position tena tiann'i Herimiafina indrindra?
reponse: "re fa mi do do"
de mino zahay fa tsy hamalampeo intsony nareo sady mihira tsara @ micro
=D=D=D=D=D=D=D=D=D

répondu par Veloo le 04/01/2006 15:23
3. xxx
(
09/12/2005 03:07)
devinette tohiny ...
inona ary izany ...
mijery ol-magnano raha ?
...valiny ... Dia....mon ...draaaaaaaaaa 27....:-D
inona ary izany ...
mijery ol-magnano raha ?
...valiny ... Dia....mon ...draaaaaaaaaa 27....:-D
5. Herimiafina
(
09/12/2005 04:53)
Diamondra, ary inona no mba tinao heritreretiko kely? hehehehehe:-D:-D
8. dadabe
(
09/12/2005 11:12)
maninona chinoise ?
ary zao indray aza e
inona ny zavatra tiko @ zao fotona izao?? humm hamangy an'i diamondra ?:wink:
ary zao indray aza e
inona ny zavatra tiko @ zao fotona izao?? humm hamangy an'i diamondra ?:wink:
11. Herimiafina
(
09/12/2005 14:47)
Otsan'ny mahita olona leo sy tofoka saropiaro tsy mahateny tsony zany zah lé, hehehehe:-D:-D
13. diamondra27
(
09/12/2005 16:24)
tsy olana io dadabe fa sady manampy ahy koa toa e! efa zatra @ le resaka momba ny chinois na sakafo na inona zany de raha misy tsy haiko le mahandro le canard laqué de rectifie-nao, za alou ny specialitéko @ sakafo sinoa de, lasopy, riz cantonnais, min sao, de inon koa re, nem sy samosa
tongava e de miaraka @ herimiafina, plus on est nombreux plus on est fou
tongava e de miaraka @ herimiafina, plus on est nombreux plus on est fou
14. Herimiafina
(
09/12/2005 16:35)
Sady tonga njy de ataoko afapo be tsy te hihinankanina tsony manjitsy ny iray volana klé, hehehe:-D:-D
16. Herimiafina
(
09/12/2005 17:11)
Atao Japs zany ny kaly de Vary maina sy algue, deShitake de saké ny digestif, hummm, de asiana aileron de requin kely, afrôdiziaka tsarainy tsinona, hehehe:-D:-D