devinette
24. Herimiafina
(
10/12/2005 23:41)
O ry diamondra! Sake, sakamalaho, ailerons de requin, hein, afrôdiziaka be daholo anie zany sakafo asesikao aminah izany e. hahita loza mahafinaritra eo ty enao marina. hehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina
(
11/12/2005 00:32)
Mihaino resaka otsan'ny polisy ve toi zany ry Veloo sa....? hehehehe:-D:-D:-D:-D
28. diamondra27
(
11/12/2005 07:51)
refa manao de atao hatr@ farany fa inona ary zany fety tsy tonga volana zany, sa koa tsy mahatanty ohatran'i dadabe i herimiafina?
30. Herimiafina
(
11/12/2005 15:02)
F'angaha dadabe tsy nahatanty klé. Ngo de mila viagra kely, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
32. diamondra27
(
12/12/2005 08:22)
dadabe: tena tsy nivoaka le sary e! efa nandramako be de be fa tsy nety
40. diamondra27
(
22/12/2005 09:32)
veloo:an an ka ozy njy oe tratra ko za, fa le nena oa efa nande de teneno izy raha mila njy
kay moa tsy mila sary njy f'efa mihaona isanandro nareo koa, de mampamangy zany e!
kay moa tsy mila sary njy f'efa mihaona isanandro nareo koa, de mampamangy zany e!
