Fahotana

1. Mariano ( 03/12/2005 15:24)
Nisy ramatoa iray hono nanantona an'i mopera hikonfesy
Mopera : Dis moi ton péché madame!
Ramatoa : Quelqu'un m'a violé mon père
P : Quand mème ce n'était pas ton péché. Mais c'est contre ta volonté ou ...
Ramatoa : Non mon père, c'était contre un mur ...
répondu par Veloo le 13/12/2005 16:54
2. diamondra27 ( 03/12/2005 15:48)
tena voa mafy kosa , madama kou, sady voa tary ambany no vodona ny loha, no mbola nakinina @ rindrina, tsy le mompera ve no nanao azy contre le mur, iza no mahita fa toa miaro izy, noonnn, azoko tsara manko le resaka e!fa mba mananihany a!
tsara kosa le izy , mampme an! de mianjy ny manaraka
3. mahatoky ( 03/12/2005 16:49)
Voa roa hoatry ny voalavo ilay Dame!Fakafakao tsikerao .Dureé:3h
Coef:6:-P
4. Mifenty ( 03/12/2005 17:03)
>>diamondra27

"tsy le mompera ve no nanao azy contre le mur"..;
5. Herimiafina ( 03/12/2005 20:14)
Favy be zany position izany klé, tonga de viol avec consentement mahintsiny izany izao an, hehehe:-D:-D:-D:-D
6. Veloo ( 04/12/2005 01:12)
7. jennifer2 ( 04/12/2005 04:22)
i herimiafina ity tena tsy azo antoka mihitsy. tandremo reto sao de ataony contre le mur eo koa a!
8. dadabe ( 04/12/2005 06:16)
jennifer2 > milay b anie izany contre le mur izany e :-D
Mariano> =D=D=D
9. lanto ( 04/12/2005 11:16)
jennifer2:

i herimiafina ity tena tsy azo antoka mihitsy. tandremo reto sao de ataony contre le mur eo koa a!



Efa manomboka fantatra ny antony mampiafina azy io.
10. dadabe ( 04/12/2005 15:14)
kay le tratra injay zama le :-D:-D
11. jennifer2 ( 04/12/2005 20:47)
hoy lanto:
Efa manomboka fantatra ny antony mampiafina azy io.


ie, marina mihitsy zany, ho hita ihany ny afenin'i herimiafina.
12. Herimiafina ( 04/12/2005 21:03)
Ngah moa zah no nanafina, le izy no niafina hoa azy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 04/12/2005 22:31)
:roll:
14. Herimiafina ( 04/12/2005 22:35)
Mbola tsy zatra nah kou angamba ra-Veloo ty fa atsovy dadabe hanome maoly kely azy e, hehehehe:-D:-D
15. Veloo ( 04/12/2005 23:27)
:twisted::roll::roll:
16. jennifer2 ( 04/12/2005 23:47)
andray ry herim,iafina, amporisihinao hifoka maoly le zanak'olona! bediko enao an. hmm:evil:
17. Herimiafina ( 04/12/2005 23:50)
Non, i dadabe no mpamely mafy daka ato kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. jennifer2 ( 05/12/2005 00:35)
de avelao dadabe irery no hamely any.
19. Herimiafina ( 05/12/2005 01:16)
Ary ny antsika sy toi njay inona no fohana? heheheh:-D:-D:-D:-D
20. jennifer2 ( 05/12/2005 01:21)
inona no tsara? itadiavo an'le mahalasa lavitsa ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1085