Fahotana
23. Veloo
(
05/12/2005 17:02)
ary to lasa fanina tampoka ikala sonwin fa naninn ry tony e? :-D:-D:-D
31. jennifer2
(
05/12/2005 23:38)
avia aty mananjana ry sonwin de afaka io fanimpanina io a!
Avia aty omena fanafody.
Avia aty omena fanafody.
32. sasa
(
06/12/2005 05:53)
sonwin io izany kou, aiza njay lety no hahita an! efa misy miantso elah
fa gaigy be klou le blague an:-D:-D:-D:-D:-D
fa gaigy be klou le blague an:-D:-D:-D:-D:-D
34. sonwin
(
06/12/2005 17:08)
jennifer>omeo fanafody aza e:^):°)aiza ny lalana makany?
zelkely>:wink:
zelkely>:wink:
37. jennifer2
(
07/12/2005 03:52)
hoy sonwin:
jennifer>omeo fanafody aza eaiza ny lalana makany?
aiza aloha enao no mipetra e! raha tsy izany tsy hitako zay hanoroana anao.
jennifer>omeo fanafody aza eaiza ny lalana makany?
aiza aloha enao no mipetra e! raha tsy izany tsy hitako zay hanoroana anao.
38. sasa
(
07/12/2005 05:20)
sonwin hi hihihihi te-hanao elah nefa matahotra ihany, alazako am sekletera raha miditra eo izy.
Jennifer :-D:-D:-D
Jennifer :-D:-D:-D
