Fitiavana sy Mozika

1. Kababo ( 03/12/2005 09:15)
Ny fitiavana no mampifaly indrindra ny olombelona,nefa ny fitiavana ihany koa no mampijaly ny ankamaroan'ny olona tsy anavahana taona na "sexe", na saranga ihany koa.
Ny mozika kosa no mampiray ny fo sy ny eritreritry ny tsy mifankahalala na ny tsy mifankahita tava rehetra;
Lalana iray ifampiresahana na ifamborahana mivantana na ankolaka ny ao am-po.
Fa ankoatry ny pôlitika na toe-karena izay tsy dia fandre loatra ao anaty mozika, dia ny fitiavana no voizina ary avoitra ho an'ny be sy ny maro.
Ny hafatro: ampiaraho ny mozika sy ny fitiavana fa ho maivana ianao.
répondu par jennifer2 le 26/12/2005 22:21
2. jennifer2 ( 03/12/2005 16:47)
OK! marina zany satria tsy diso. saingy safidio tsara le mozika antonona ano sy le fitiavana sahaza ny tsirairay.
3. lapino ( 03/12/2005 17:20)
jennifer2:
OK! marina zany satria tsy diso.

Izany koa! :wink:
Fa dia mozika ohatra ny ahoana izao no tianareo ampiarahina amin'ny fitiavana? Mba tsy dia mozika mampatory kosa angamba! :wink:
4. jennifer2 ( 03/12/2005 17:23)
lapino: fa maninoa le mozika mampatory?
@ iny le fitiavandry zalahy tena mivoaka koa:D
5. lapino ( 03/12/2005 17:29)
Tsy aleon-dry ve mozika suspensss?! :-D:-D
6. jennifer2 ( 03/12/2005 18:01)
mila fantarina mialoha ihany ka!
7. lapino ( 03/12/2005 18:16)
Ka le mozika mampisy suspenss ireny ka! Hipoitra eo ihany ve le rakaka be ?
8. Herimiafina ( 03/12/2005 19:48)
Tsara kokoa noho ny fitiavana ny mozika, fa raha tafaraka izy roa de vao maika favy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. jennifer2 ( 04/12/2005 00:35)
zany an! andao ary hiaraka hankafy mozika de asiana tonony.
10. Herimiafina ( 04/12/2005 01:07)
DE asina fitiavana sa tsia, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. dadabe ( 04/12/2005 01:10)
humm ho raikitsa ko reto kle :lol:
mozika+amour=fitiavana faratapony: :°)
12. Veloo ( 04/12/2005 01:40)
rehefa sendra ny mozika tianao iny indrindra anie tena mmmmmmmmm miaraka @ fitiavana voa maika maha be fitiavana:-D:-D
13. Herimiafina ( 04/12/2005 01:59)
Ka karazankira inona hono ary gadona manao ahoana no tena tindriko ry Veloo hieritreretako azy kely,
Enao kalongany otsan'ny style Babaique izany ny fahitako anao e.
hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2 ( 04/12/2005 01:59)
hoy dadabe:
humm ho raikitsa ko reto kle
mozika+amour=fitiavana faratapony:

aza matahotsa enao ka. zahay zaza henjy mbola tsy milalao an'le fitiavana iray ka.

Hoy i herimiafina:
DE asina fitiavana sa tsia, hehehehe

Le fitiavana toy ny inona aloha e? misy karazany telo le izy, angamba enao ihany no nanoratra an'zay raha tsy diso aho.
15. Herimiafina ( 04/12/2005 02:01)
Ie, le fitiavana retsaretsa mifangaro tsy ampesana saina fa ze alehany alehany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. jennifer2 ( 04/12/2005 02:10)
an3 asiana safidy ihany sao mitera-doza eo ka hmm.
17. Herimiafina ( 04/12/2005 02:20)
Ka iny loza haterany iny mahintsiny no vao maika mampilay azy. Rha amandeha ho azy tsisy blem mantsy de manjary mankaleo, mitovy amin'ny fitiavan'ny olona rehetra, vidiana amin'ny kapoaka eny antsena.

Mba asiana zavatra mampiavaka azy kely e, hehehe:-D:-D
18. jennifer2 ( 04/12/2005 02:37)
inona le mampiavaka azy, aleo tsy loza fa ratsy be zany. le zavatra tsara mampiavaka an'le fitiavana no jerena.
19. Herimiafina ( 04/12/2005 02:55)
Ka le ataon'ny olona hoe loza anie mety tsy loza amintsika iharany akory e, plezira be azany izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. Veloo ( 04/12/2005 02:58)
hery a lozana mitsikilo zay hira alefako an :twisted::twisted::-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2604