Fitiavana sy Mozika
21. Herimiafina
(
04/12/2005 03:02)
Ka zah kou mba mandefa hira de mba hitako mivandraka tao hoe nangataka hira tato i Veloo, hehehehe:-D:-D
22. jennifer2
(
04/12/2005 03:21)
fa hira inona zany ry veloo? nangalarin'i herimiafina angaha ny hiranareo sy dadabe?
23. Herimiafina
(
04/12/2005 19:11)
Non hitako fotsiny ry zareo mifanolotra hira de tezitra be Veloo hoe mitsikilo hono zah, nefa tsy fidiny amin'ny maha-CIA anah kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. Veloo
(
04/12/2005 23:21)
jennifer a tsy hiranay sy dadabe zany e ahy samy rery..
hery tsy manana fotoana afa tsy mitsikilo:P
hery tsy manana fotoana afa tsy mitsikilo:P
25. Herimiafina
(
04/12/2005 23:23)
Ka efa hoe tsy fidiny hoa fa tonga tampoka eo anoloan'ny masoko daholo le information momba anao rehetra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Veloo
(
05/12/2005 18:07)
heri a,
de ahona ko alazako amin'i Dadabe njy fa mitsikilo :-D:-D:-D:-D
de ahona ko alazako amin'i Dadabe njy fa mitsikilo :-D:-D:-D:-D
29. jennifer2
(
06/12/2005 00:48)
lava maso zany herimiafina zany?
ary enao angaha matahotsa an'i dadabe ry herimiafina?
rehefa CIA tsy matahotsa ny ho bedy raha mitsikilo!
ary enao angaha matahotsa an'i dadabe ry herimiafina?
rehefa CIA tsy matahotsa ny ho bedy raha mitsikilo!
30. Herimiafina
(
06/12/2005 01:16)
Ka zah anie CIA efa tratra e, refa tratra ny agent CIA de tsy izy tsony zany de mora vonoina kely, hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. lilbon
(
08/12/2005 07:05)
salut dôly!
fa izao fotsiny raha efa malahelo asiana mozika de lasa mitapy:oops::)
fa izao fotsiny raha efa malahelo asiana mozika de lasa mitapy:oops::)