Fitiavana sy Mozika

41. Herimiafina ( 09/12/2005 15:25)
Manina an'i lilbon ngah njy klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. Veloo ( 09/12/2005 15:48)
lilbon a zany ve? to tsy mampitapy ko... mba manafaka ny alahelo...
43. diamondra27 ( 12/12/2005 07:43)
inona lou ny dikan'ny CIA e!

CIA= Club Iraisan'ny Ankizy tia jerijery ve?
44. Veloo ( 12/12/2005 16:32)
diamondra ie :-D:-D:-D
45. diamondra27 ( 12/12/2005 18:03)
hay vre de naninona ary HM tsy mba niantso ahy
46. Herimiafina ( 12/12/2005 18:45)
Tnao ho jerijereko angaha ianao klé? Efa hitako amin'ny sary sy mombamomba anao nefa, efa manana dossier mikasika anao ny CIA izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
47. jennifer2 ( 13/12/2005 03:08)
Hoy herimiafina:
Manina an'i lilbon ngah njy klé? hehehehe
Manina ano aho ka!
48. Herimiafina ( 13/12/2005 03:47)
De inona ary noi azoko hatao anao fa efa ity zah e, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
49. jennifer2 ( 13/12/2005 03:55)
humm! de ataoko inona re enao e??? aleo aloha hieritreritra tsara.
50. diamondra27 ( 13/12/2005 12:15)
HM: efa lasa any ny cv -ko fa jereo tsara
51. Veloo ( 13/12/2005 16:37)
diamondra :-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 15/12/2005 00:30)
diamondra27:

HM: efa lasa any ny cv -ko fa jereo tsara

Voaray tsy ankijery cv enao klé, rahampitso ihany enao de manomboka, miaraka amin'ireo ekipa efa ao antoerana, hehehehehe:-D:-D=))=))

53. diamondra27 ( 15/12/2005 06:50)
HM: ty aho chef ka inona notokony ataoko?
54. jennifer2 ( 16/12/2005 04:31)
esory aloha ny kiraro fa mandoto tsano!
55. diamondra27 ( 17/12/2005 07:23)
mba masiaka koa le sous-chef an! ( i jennifer 'zany )

eny chef efa miala ny kiraro
56. Herimiafina ( 19/12/2005 19:41)
De eo klou nareo roa mifampiresaka eo mandrampahitako ilay fahatelo hanampiana anareo klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
57. diamondra27 ( 19/12/2005 22:49)
HM:P:P:P
58. jennifer2 ( 26/12/2005 22:21)
diamondra: baiko avy any @ sefo le izy de tsy masintsy masiaka kely za!
Herimiafina: roa ihany de efa ampy ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4201