mipitsoka
1. vaovao
(
03/12/2005 04:19)
Velontaraina mafy ingahy Rajaona hoe misy manapitsoka foana ny varavarany ka sasatry ny very fanananalava izy, ary tena mahatsiaro fahoriana tokoa!
Tsy misy olana izany hoy i Ranaivo, "ento manaraka anao foana izy isaky ny hivoaka enao";"iza" hoy Rajaona nanontany sady gaga,tsotra hoy ny ankilany"ny varavarana! @ zay tsy misy manapitsoka intsony"

répondu par Veloo le 09/12/2005 15:13
4. jennifer2
(
03/12/2005 16:41)
ranaivo mipitsoka de le varavarana koa tadiaviny ho pitsohana.
Mety hanapitsoka zavatra hafa koa izy fa mitandrema nareo!
Mety hanapitsoka zavatra hafa koa izy fa mitandrema nareo!
6. Herimiafina
(
03/12/2005 23:59)
Noheveriko fa zavatra hafa njay ty hoe fananana klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
04/12/2005 22:37)
jennifer2:
herimiafina: zavatra hafa inona no noeritreretinao @le fananana?
Noheveriko fa misy nanapitsoka ny varavaran'ny lakozia misy ny fananana retsaretsa, le fananana zany le kaly ao anaty frigo e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. jennifer2
(
05/12/2005 01:15)
herimiafina:
mba somary afenoy io hatendana io. ny hendry anie hono mody voky fa ny adala manesika ihany e!
mba somary afenoy io hatendana io. ny hendry anie hono mody voky fa ny adala manesika ihany e!
13. Herimiafina
(
05/12/2005 01:16)
Tsy aleoko ve adala de tena voky zany ry jenny? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2
(
05/12/2005 01:24)
ka le kibona hipoaka avy eo no atahorako koa. sao de manao sahona eo!
18. Herimiafina
(
05/12/2005 19:08)
jennifer2:
ka le kibona hipoaka avy eo no atahorako koa. sao de manao sahona eo!
Ka hipoaka ahoana moa izy? Izy ary misy valve be anakiroa ambony ambany koa hipoaka, hehehehe:-D:-D:-D:-D