mipitsoka

1. vaovao ( 03/12/2005 04:19)
Velontaraina mafy ingahy Rajaona hoe misy manapitsoka foana ny varavarany ka sasatry ny very fanananalava izy, ary tena mahatsiaro fahoriana tokoa!
Tsy misy olana izany hoy i Ranaivo, "ento manaraka anao foana izy isaky ny hivoaka enao";"iza" hoy Rajaona nanontany sady gaga,tsotra hoy ny ankilany"ny varavarana! @ zay tsy misy manapitsoka intsony"
novalian'i Veloo ny 09/12/2005 15:13
2. xxx ( 03/12/2005 04:51)
very fananana fohy indray izy amizay :-D:-D:-D:-D
3. pissoa ( 03/12/2005 15:13)
vaovao ah, le varavarana ve sa Ranaivo no mipitsoka kle? :-D:-D
4. jennifer2 ( 03/12/2005 16:41)
ranaivo mipitsoka de le varavarana koa tadiaviny ho pitsohana.
Mety hanapitsoka zavatra hafa koa izy fa mitandrema nareo!
5. xxx ( 03/12/2005 16:59)
mbola misy xxx iany ve ato eh.
6. Herimiafina ( 03/12/2005 23:59)
Noheveriko fa zavatra hafa njay ty hoe fananana klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. Veloo ( 04/12/2005 01:18)
Tsy mazava ilay izy??? ahona tsara oe eeeee
8. jennifer2 ( 04/12/2005 04:24)
herimiafina: zavatra hafa inona no noeritreretinao @le fananana?
9. Veloo ( 04/12/2005 22:34)
miandry fanazvana aloha e:roll:
10. Herimiafina ( 04/12/2005 22:37)
jennifer2:

herimiafina: zavatra hafa inona no noeritreretinao @le fananana?

Noheveriko fa misy nanapitsoka ny varavaran'ny lakozia misy ny fananana retsaretsa, le fananana zany le kaly ao anaty frigo e, hehehehe:-D:-D:-D:-D

11. Veloo ( 04/12/2005 23:31)
:-D
12. jennifer2 ( 05/12/2005 01:15)
herimiafina:

mba somary afenoy io hatendana io. ny hendry anie hono mody voky fa ny adala manesika ihany e!
13. Herimiafina ( 05/12/2005 01:16)
Tsy aleoko ve adala de tena voky zany ry jenny? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2 ( 05/12/2005 01:24)
ka le kibona hipoaka avy eo no atahorako koa. sao de manao sahona eo!
15. mamzelkely ( 05/12/2005 13:06)
:lol:
16. Veloo ( 05/12/2005 17:05)
:lol::lol:
17. sonwin ( 05/12/2005 19:06)
:lol::lol::lol:
18. Herimiafina ( 05/12/2005 19:08)
jennifer2:

ka le kibona hipoaka avy eo no atahorako koa. sao de manao sahona eo!

Ka hipoaka ahoana moa izy? Izy ary misy valve be anakiroa ambony ambany koa hipoaka, hehehehe:-D:-D:-D:-D

19. Veloo ( 05/12/2005 20:39)
:lol::lol::lol::lol:
20. sonwin ( 05/12/2005 21:17)
:lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1215