asio komantera amizay a

1. dadabe ( 30/11/2005 16:14)
[size=13px]
Fitsarana : Voaheloka 7 taona hanao asa an-terivozona ny matoatoan-drangahy mpanolana
29-11-2005 / 13:21
Resaka mampihomehy no sady tsy mampino ity raharaha ity, kanefa zava-nisy.

Ny faha-21 marsa 2004 tao Ambohibato, ity rangahy iray antsoina hoe Raveloson Pierre, 69 taona, no nametaveta zaza vavikely- antsoina hoe Danielle - tsy ampy taona, satria 12 taona monja. Marihina fa tsy ampy saina i Danielle naolan’ity rangahy ity, satria manana aretina vokatry ny baktoteria ary tsy afaka miteny. Raha ny marina, nataon’ity lehilahy ity tokoa ny fanolanana ilay zaza sembana, izay indrindra no niakarany fitsarana omaly teny Anosy tao amin’ny efitrano faha-V ( Fitsarana adi-heloka be vava). Tsy nibahan-toerana be loatra ny fitsarana azy, satria ity rangahy ity efa nody mandry ( maty) vao tsy ela izay. Na izany na tsy izany dia tsy maintsy notsaraina ihany ny raharaha. Rehefa nisintona ny fitsarana dia namoaka didy ka voaheloka 7 taona hanao asa an-terivozona Raveloson Pierre na dia efa maty aza. Izahay no mahatonga ny eto amin’ny gazety hiteny hoe: voaheloka ny matoatoan-drangahy. Sa inona izany no hogadraina sy hanao asa an-terivozona : ny fanahin’ity rangahy ity ve sa ny matoatoany? Tsy fahita firy ny zavatra toa izao raharaha izao.

niry ramanitra
[/size]

dia io hono zalahy a mba hitako tao @ gazety d asitsika komantera kely e
répondu par dadabe le 27/12/2005 05:06
2. lapino ( 30/11/2005 19:32)
Rehefa tena misy kôzy tsy nisy komantera intsony :-D:-D:-D
3. Mifenty ( 30/11/2005 20:00)
taiza kou lty no naitan lah an'io lé. Sa misy dika am teny snou io? lol

insolite ndray kosa io le.


Komantera,
soa iany lty fa ny heloky ny ray tsy heloky ny zanany a. Raha tsy izany mantsy dia ny zaza vokatr'ilay fanolanana indray no nizaka ny helok'ilay matotoa nanolana.
4. Veloo ( 30/11/2005 20:05)
Tsy itan'ny fitsarana intsony izay handanina ny vola kle ol efa maty ve???..........:roll:
zay ny komantera-ko aky ry dadabe a:-*
5. fiaritiana ( 30/11/2005 21:58)
raha zà ingahy Pierre tsy mitsangana amin ny maty intsony manjary hiantran ny sazy ety indray!
6. dadabe ( 01/12/2005 00:26)
fiaritiana> zay fotsiny v ny komanteran'i toi??:( :*
7. Herimiafina ( 01/12/2005 00:28)
Tena otsan'ny mampitehanolana konkou izy izany klé, refa maty ve vao hotsaraina klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. dadabe ( 01/12/2005 00:43)
:-D:-D iza no aholan'lah le ??
9. jennifer2 ( 01/12/2005 01:30)
tapeno sakafo reto i herimiafina fa mitady hanolana an.
10. Herimiafina ( 01/12/2005 01:31)
hehehehe, meo sakafo zah kalongany de voky tsara afaka manolana anao raha tinao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. dadabe ( 01/12/2005 03:19)
:miam::miam::miam: io misy zama a d farano an'ity :@:@ aveo sady mio^oo^o zay vao man:* an'i ....:-$
12. ari.malala ( 01/12/2005 07:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dno comment
13. mamzelkely ( 01/12/2005 12:07)
nana:@ lôtra le mpitsara zay ny comment:-D:-D
14. dadabe ( 01/12/2005 12:37)
kiiiiii njy kosa e ,mamzelekly hono mbola manao t......:-D:-D=))
15. mamzelkely ( 01/12/2005 13:24)
inn ny hidiran zany ry dadabe :roll::-D:-D
16. dadabe ( 01/12/2005 15:41)
ka...komantera doly zany ka :-$
17. mamzelkely ( 01/12/2005 15:44)
mhhhhh hay veeeeee eee:°)
18. dadabe ( 01/12/2005 15:51)
:-*:-*
19. Veloo ( 01/12/2005 17:54)
:-D:-D
20. fiaritiana ( 01/12/2005 20:15)
dadabe:

fiaritiana> zay fotsiny v ny komanteran'i toi??:( :*



fa inn njay aza no hanampiako azy e!ohatra oe omeo an i herimiafina ny saziny fa izy efa maty e!

herimiafina: mifona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515