asio komantera amizay a

41. Veloo ( 06/12/2005 22:13)
sasa lasa izy ndray zao no zafikely fa tsy dadabe intsony kle:-D:-D:-D
mamzel a mbola lavitrin'ny afo ny kitay o? io lazain'i dadabe etsy ambony io:-D:-D:-D
42. sasa ( 07/12/2005 05:34)
dadabe efa milamina ve? siora amzany ve elah!!:-D:-D
Veloo aiza kosa e! d njiko kou ve izany lasa zafikely sa ahoana?
43. mamzelkely ( 07/12/2005 09:24)
veloo< ôtran ts azoko kely ky a:oops::-D:-D:-D mila migy ve za:roll::-D:-D:-D
44. dadabe ( 07/12/2005 11:11)
de mitady mpanamory ve ???:-w
45. mamzelkely ( 07/12/2005 15:41)
enao nga hanamory ry dadabe:-D:-D
46. Veloo ( 07/12/2005 18:53)
sasa a an3 izy ihany ka sa efa matotra :-D :-D
mamzel a njy niteny oe zany an: etsy ambony etsy satria njy mamally ny resaka dadabe dia izany no nanoratako an'io etsy ambony io e :-D
mamzel asa ndray ty hanamory ty :-D :-D
47. dadabe ( 08/12/2005 02:27)
zah angaha mahay mitondra aeropilanina le?:wink:
48. jennifer2 ( 08/12/2005 03:56)
avia aty ampianariko fa tena ataoko tsy ambonin'ny tany.
49. sasa ( 08/12/2005 07:50)
dadabe io kou mbola misy e! andana hono raha hianatra elah :-D:-D:-D:-D:-D
50. dadabe ( 09/12/2005 11:19)
Mpandefa : jennifer2 [ Valio ] 08-12-2005 07:56:18
Lohateny : Re : asio komantera amizay a
avia aty ampianariko fa tena ataoko tsy ambonin'ny tany.

HE HE HE jennifer !!mahy mitondra tsara nagah i toi ?? :-w d tsy atao miteha-tany izany a hummm ( manivana izany le ):-$
51. Veloo ( 09/12/2005 15:17)
:-D:-D:-D:-D
52. dadabe ( 10/12/2005 02:00)
:oops::oops::oops::*:*
53. Veloo ( 11/12/2005 00:06)
:^):^):^)
54. dadabe ( 11/12/2005 10:17)
ary toa fanina be toi izany ?? humm ao aza fa ndry ihany no manivana anah e!! (tsy mandeh indray le sary le)
55. Veloo ( 11/12/2005 16:01)
dadabe a fannn @:@:@-njy za :-D:-D:-D
56. dadabe ( 12/12/2005 12:16)
zah anie efa ela no tsy ninono an'ireny intsony e,zava doza le izy ,saika simba ny poumons-ko,d nanjanoko noho ianao cherie :*:*:*
57. ari.malala ( 12/12/2005 13:35)
:-D
58. Veloo ( 12/12/2005 16:50)
:roll::roll::roll:
59. dadabe ( 15/12/2005 01:43)
:*:*:*:*
60. sasa ( 15/12/2005 15:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0466