asio komantera amizay a
32. jennifer2
(
04/12/2005 04:40)
za ary vo haingana no tato de naharaka sahady.
herimiafina!
hehehehe, meo sakafo zah kalongany de voky tsara afaka manolana anao raha tinao, hehehehe
valiny? omeko sakafo enao de ataoko voky be de ataoko tsy afa-mihetsika, de avy eo fatorako de tsy afa-manolana intsony.

33. dadabe
(
04/12/2005 14:57)
anjekaky oo :roll: jennifer2 ...humm tsy nampoiziko ..:-w
mifenty> efa vita divorce t@ le 1 les d io injay no bebe vao2 a:@

38. sasa
(
06/12/2005 05:44)
Mifenty fa taiza foana aza elah io klé,
Veloo ka lery tsy hiova izany mintsy anie eh! izany fihovana izany mbola am herintaona indray, sa tsy izany ry dadabe :-D:-D:-D:-D

39. dadabe
(
06/12/2005 06:13)
he he he mba manala azy less zama a , fa zah anie efa milamina e :(:(:(:(