AZA MBA TRATRANY IHANY
1. Maheriloha
(
30/11/2005 13:47)
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sady tsy taitra izy namaly moramora sady nitsiky , Izaho koa letsy niheritreritra izany , Fa raha io no azoko dia ataoko an ! sady nataony amin'ny tananany ( raiso sary antsaina ny fihetsiny ) . Kinanjo ny iray tamin'izy ireo hay anadahin'ilay sipa resahina io , tsy naharitra ary ilay anadahin'ilay sipa fatonga dia niteny hoe An ! kepoka daholo izy telo lahy ka hoy ny ny iray ( ilay niteny hoe :raha azoko io dia ataoko an! ) : ALEO ARY HESORIKO MORAMORA E!
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:34
2. sonwin
(
30/11/2005 13:48)
arahina ilay fihetsika amin'ny tanana leisy ity blag ty tena maha-latsaka kle :)
