AZA MBA TRATRANY IHANY

1. Maheriloha ( 30/11/2005 13:47)
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sady tsy taitra izy namaly moramora sady nitsiky , Izaho koa letsy niheritreritra izany , Fa raha io no azoko dia ataoko an ! sady nataony amin'ny tananany ( raiso sary antsaina ny fihetsiny ) . Kinanjo ny iray tamin'izy ireo hay anadahin'ilay sipa resahina io , tsy naharitra ary ilay anadahin'ilay sipa fatonga dia niteny hoe An ! kepoka daholo izy telo lahy ka hoy ny ny iray ( ilay niteny hoe :raha azoko io dia ataoko an! ) : ALEO ARY HESORIKO MORAMORA E!
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:34
2. sonwin ( 30/11/2005 13:48)
arahina ilay fihetsika amin'ny tanana leisy ity blag ty tena maha-latsaka kle :)
3. fiaritiana ( 30/11/2005 13:57)
:-D:-D:-D
4. dadabe ( 30/11/2005 15:53)
fa saika hataon'i lery inona le ??
5. Mifenty ( 30/11/2005 20:06)
saika aton lery inn tkou radada?
6. Veloo ( 30/11/2005 20:39)
sonwin tena maha-latsaka aiza lety? inn zany?:roll:
7. ari.malala ( 01/12/2005 08:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. mamzelkely ( 01/12/2005 13:44)
:-D:-Dmisy wa le olona de mhhhhhhhhhh tssssssssss:-D:-D
9. Veloo ( 01/12/2005 17:58)
mamzel a inn ty mhhhhhhh ty retsy? :-D:-D:-D
10. dadabe ( 02/12/2005 08:00)
veloo rehefa mipousse an'ilay fika de manao an'io hoe mhhhh io :-$
11. Veloo ( 02/12/2005 16:59)
:-D:-D:-D:-D
ty dadabe ty tena tsssssssssss maditra mihitsy ka
12. bozimanga ( 03/12/2005 11:36)
:-D:-D:-D
13. Veloo ( 04/12/2005 01:34)
:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073