miborosy nify sady mihira
1. namanao
(
28/11/2005 14:39)
Iza no efa nahavita sady miborosy nify no mihira eh!?
Fantatrareo va fa misy fomba mampety ny miborosy nify no sady mihira!!!
(roa aloha no fantako) araka ny eritreritrao ary ahoana zany?

répondu par Veloo le 02/12/2005 17:01
9. sasa
(
29/11/2005 04:51)
:-D:-D:-D:-D:-D kou raha tsy manana solonify borosina d ahoana e!
tsy maintsy mipitipitika araka ny tenin'ny Fasaly e

10. Herimiafina
(
29/11/2005 04:52)
Atelina kalongany le zavatra de zay vao mihira kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
29/11/2005 05:50)
sasa:
Herimiafina kou raha tsy d'efa inona kosa kou klé
Maninona kay ry sasa, zavatra oul dentifrisy mamy be iny sady manimanitsa tsara knou, tonga de mahatsara corda vocale be mahintsiny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. pissoa
(
29/11/2005 09:17)
herimiafina - grrrrrr
ngambany refa beso de borisina ny vazana, mou refa feo voloany de borisina le nify kely eo alou :-D:-D

17. Mifenty
(
29/11/2005 09:59)
ka miankina am lé organe ampiasaina refa mihira kou né io é.
Ny ambany manao beso de ny ambony manao feo volouany de sady afaka mihira no miborosy zé borosina.

18. fiaritiana
(
29/11/2005 13:39)
lapino:
Ka tsy mametra an'izay ilay olana napetrak'i namanao ko!
ka tsy maintsy atao sary an tsaina fa izy koa tsy niteny hoemisy olona hafa noho enao eo:-D:-D
19. riakel
(
29/11/2005 14:13)
Mifenty:
ka miankina am lé organe ampiasaina refa mihira kou né io é.
Ny ambany manao beso de ny ambony manao feo volouany de sady afaka mihira no miborosy zé borosina.
fa hono oa ry Mifenty? fa ny inona kay ny organe ny anareo no mihira?
20. riakel
(
29/11/2005 14:21)